Fianarana Teny Vahiny Madagasikara

Fianarana Teny Vahiny Madagasikara Fivarotana logiciel,boky(pdf) ary audio momban'ny fianarana teny vahiny(Anglais,Français,Allemand,C

FRANCAIS BUSINESS BOKY (PDF) SY AUDIO GRATUIT Omenay anao mamaimpoana ilay fianarana teny Frantsay izay ahitana boky (pd...
25/01/2023

FRANCAIS BUSINESS BOKY (PDF) SY AUDIO GRATUIT

Omenay anao mamaimpoana ilay fianarana teny Frantsay izay ahitana boky (pdf) sy audio fa sorato fotsiny hoe Français + audio

Raha mila extrait ana langue hafa koa ianao de sorato hoe " extrait + langue izay tianao " fa omeany anao mamaimpoana.
Izy ireo dia afaka hianaranao amin'ny alalan'ny findainao n'aiza n'aiza ary miankina aminao ihany ny fotoana hianaranao.

Ho alefanay messenger aminao ny lien nasianay azy

Raha mila fianarana teny vahiny iray izay ahitana fianarana feno ianao dia nataonay amin'ny vidiny mirary satria 5 000ar monja.

Contact :033 54 344 68

19/09/2022

Salama daholo !

Androany isika hianatra teny roa izay mitovitovy ny fanononana azy amin'ny teny angilisy fa saingy Samy hafa ny dikany nefany dia matetika hafangarontsika indray2.

Ireto ary izy ireo : WONDERING sy WANDERING

1- WONDERING : To think about possibility.
Example: I am wondering I won't go to TANA next week.

2- WANDERING : to walk without a plan
Example: I am wandering in the forest with my dog.

Learn English with Mr Jason !

02/09/2022

Vocabulary :

🇺🇸To Come Out of your shell : To stop being shy

Example : He comes out of his shell , and the reason why he would like to give a presentation this afternoon.

To Come Out of your shell : lasa tsy sarokenatra intsony , izany hoe entina ilazana Olona anakiray izay lasa sahy manao zavatra eo imason'olona betsaka ( ne plus être timide)

Learn English with Mr Jason !!

31/08/2022

🇺🇸DIALOGUE : Formal greetings ( For beginners )

James: Good morning, Professor Peter, How are you doing ?

Professor Peter: Good morning, James, I am doing well. And you?

James: I am great, thank you .This is my friend Emma. She is thinking about applying to this college.She has a few questions . Would you mind telling us about the process,please ?

Professor Peter : Hello, Emma. It's a pleasure to meet you . I'm more than happy to speak with you . Please stop by my office next week.

Emma : It's a pleasure to meet you, Professor . Thank you so much for helping us.

Professor Peter : You're welcome. Hopefully, I will be able to answer your questions!

James: Thank a lot, Professor. And see you next week!

Professor Peter : It's ok, James . See you too!

30/08/2022

TO GIVE IT SOME WELLY means To do something with concentration, energy and commitment

Example : Playing the guitar is easy as long as you gave it some welly .

To give it some welly : manao zavatra miaraka amin'ny fifantohana, sy hery ary amin'ny fo .

26/08/2022

Miarahaba antsika rehetra, hisy live kely isika androany afaka 10min eo miaraka amin'ny Mr Jason...

Tsy hofafanay ny vidéo de afaka jerenao ato ihany

🇺🇸Advanced level: Here you are some idioms  related to happiness !!Hope you to do the exercise .Ireto misy teny manokana...
25/08/2022

🇺🇸Advanced level: Here you are some idioms related to happiness !!
Hope you to do the exercise .

Ireto misy teny manokana ( language particulier) vitsivitsy entina ilazana hafaliana amin'ny teny Angilisy.( Natokana indrindra ho an'ireo izay efa ao anatin'ny ambony )

Learn English with Mr Jason !

🇺🇸Vocabulary from an expressession : ONCE IN A BLEUE MOON which means  very rarely.                     Example :  John ...
25/08/2022

🇺🇸Vocabulary from an expressession : ONCE IN A BLEUE MOON which means very rarely.

Example : John is not good at basketball, he scores once in a bleue moon.

Voambolana anakiray avy amin'ny fitambaran'ny teny : Once in a bleue moon izay midika hoe :mahalana ( très rarement).

Learn English with Mr Jason !!

Online courses are already avalaible !

Hello everyone!!🇺🇸Let's have a look at a great language function: "  SELF- INTRODUCING "   There are lots of ways in Eng...
24/08/2022

Hello everyone!!

🇺🇸Let's have a look at a great language function: " SELF- INTRODUCING "

There are lots of ways in English to introduce yourself, So here you are some of them:
- Allow me please to introduce myself, my name is....
- Let me introduce myself...
- I'd like to introduce myself,...
- My name is .....
- I am...
- I am called...

Salama daholo!
Hijery isika androany ireo fomba fiteny maromaro entina hilazana tena ( se présenter).
Alohan'ny hilaza anarana ianao rehefa miresaka amin'ny teny Angilisy dia ireo efa voasoratra etsy ambony ireo no isafidianantsika hampiasaina amin'izany .

Let's learn English with Mr Jason.

Miarahaba antsika rehetra indray izahay 😊Efa hanomboka ny fizarana ny fampianarana "Anglais" eto amin'ny pejy ka araho t...
23/08/2022

Miarahaba antsika rehetra indray izahay 😊
Efa hanomboka ny fizarana ny fampianarana "Anglais" eto amin'ny pejy ka araho tsy tapaka ary ny pejintsika fa ho avy ny fizarana antsoratra sy "video live" izay iarahana amin'ny pampianatra efa manana traikefa sy matihanina😍

Raha te handalina misimisy kokoa ianao de efa misy ihany koa ny "cours en ligne" manomboka androany 🙂

Address

Antananarivo

Telephone

+261383504749

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fianarana Teny Vahiny Madagasikara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share