Light shop

Light shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Light shop, Electronics Store, Antananarivo.

🎊Tolotra mora nefa tsara 🎊      🎉Lampadaire solaire  amin'ny vidiny mirary dia mirary    40W:45.000ar                   ...
05/10/2024

🎊Tolotra mora nefa tsara 🎊

🎉Lampadaire solaire amin'ny vidiny mirary dia mirary

40W:45.000ar
100W:120.000ar
150W:140.000ar
200W:150.000ar.


Livraison Tana fa mandefa entana any amin'ny faritra rehetra eto Madagasikara ihany koa izahay mandefasa Message ao amin'ny pejy raha toa ka misy mahaliana anao🤗

Mini lampadaire solaire 40Watt 1 pièce 40.000ar Accessoire complet  Livraison Tana et Province  Contact :0384181727
01/10/2024

Mini lampadaire solaire 40Watt 1 pièce 40.000ar
Accessoire complet
Livraison Tana et Province
Contact :0384181727

TONGA INDRAY ILAY NANDRASANA✨ Chargeur batterie🔋 60Ah ,kely fa dadany ✊ afaka ichargena⚡ batterie 🔋80Ah midina efa misy ...
20/02/2023

TONGA INDRAY ILAY NANDRASANA✨
Chargeur batterie🔋 60Ah ,kely fa dadany ✊ afaka ichargena⚡ batterie 🔋80Ah midina efa misy témoin halalana NY pourcentage% NY batterie ,ary manapaka hoazy rehefa feno NY batterie anao

Livraison Tana & province
Contacte☎ :0384181727

Salama daholo indray👋☺Ireto indray ny entana vaovao ato aminay✨Sonnette détecteur de mouvement ⭕sy cadenas alarme🔒 amin'...
16/02/2023

Salama daholo indray👋☺
Ireto indray ny entana vaovao ato aminay✨
Sonnette détecteur de mouvement ⭕sy cadenas alarme🔒 amin'ny vidiny mirary be✔
Livraison Tana sy province
Mp na antsoy ny laharana 0384181727

Kit solaire anti delestage 👌👉Avec panneau solaire ☀:3W      23,5cm/14,2cm 👉Batterie🔋🔋 :8000mAh de capacité 💪Adapteur 220...
03/02/2023

Kit solaire anti delestage 👌

👉Avec panneau solaire ☀:3W
23,5cm/14,2cm
👉Batterie🔋🔋 :8000mAh de capacité 💪
Adapteur 220V charge courant ⚡

Option
Radio speaker 📻
Bluetooth
Entré:
Carte SD
USB
Avec deux ampoules 💡💡
Prix abordable 👌
Livraison partout à Tana 🚙
Province

passer en mp📩 pour plus d'information ou contacter📞 :0384181727

Salama tompoko Izahay ato @ Light Shop dia manome izay tsara ho anao hatrany 👌👌🎉🎉Promotion be indray ito poste soudure M...
04/01/2023

Salama tompoko
Izahay ato @ Light Shop dia manome izay tsara ho anao hatrany 👌👌

🎉🎉Promotion be indray ito poste soudure MIG 270A 🎁🎀
Accessoire efa complet 👍
Miaraka amin'ny rouleaux de baguette 1kg kadoa 🎁
Afaka hiasana amin'ny
Fer
Fonte
Galva
Inox
Koa aza misalasala mandefa hafatra mihafina ao @ pejy na koa antsoy ny laharana ::
☎ 0341369830
Manao livraison🚗 izahay eto tana ary mandefa any amin'ny faritra ihany koa

Miarahaba atsika rehetra tsy hakanavaka indray 👋👋Zavabaovao indray no homenay anao 👌👌  Chargeur batterie⚡⚡🌸🌷🍃 matanjaka ...
20/12/2022

Miarahaba atsika rehetra tsy hakanavaka indray 👋👋

Zavabaovao indray no homenay anao 👌👌
Chargeur batterie⚡⚡🌸🌷🍃 matanjaka sady mafy 💪no azo antoko tsara
Afaka ichargenao batterie ana fiara🚙 na moto
Ny vidiny tena mirary ko aza misalalasa ary tompoko
Contacte: 0341369830

15/11/2022
Faly miarahaba antsika tsy hakanavaka indray izahay ato amin'ny LIGHT SHOP 👋     ☝Aza adino fa mbola misy ilay poste sou...
03/11/2022

Faly miarahaba antsika tsy hakanavaka indray izahay ato amin'ny LIGHT SHOP 👋

☝Aza adino fa mbola misy ilay poste soudure MIG 270

Tsy mila mampiasa gaz intsony ✋ fa rouleaux de baguette no ampiasainao (efa misy 1kg gratuit 🎁raha toa ka mividy poste soudure ianao)
Afaka ampiasaina amin'ny :
Fer
Galva
Fonte
Inox
Accessoire efa complet ,tonga dia mampiasa avy hatrany👌
Ny vidiny mirary dia mirary ,koa aza misalasala ary tompoko


Livraison 🚌Tana & Province
Contacte: 038 41 817 27

Salama tompoko oh 👋   Hoan'izay mbola tsy nahazo ☝ mbola misy ilay poste soudure MIG 270🎀 ato aminay      👉  Tsy mila ma...
21/10/2022

Salama tompoko oh 👋

Hoan'izay mbola tsy nahazo ☝ mbola misy ilay poste soudure MIG 270🎀 ato aminay

👉 Tsy mila mampiasa Gaz intsony ianao 👌fa rouleaux de baguette métallique no ampiasaina 💪( efa misy 1kg miaraka @ poste)

Accessoire efa complet fa tonga dia miasa avy hatrany 👌
Afaka hanaovana soudure ☝
Inox
Fer
Galva
Fonte
Ny vidiny mirary dia mirary tokoa 450.000ar🎀🎁
Livraison possible🚌 Tana et province
Contacte : 038 41 817 27
Mankasitraka tompoko

Poste soudure MIG 270                          MMA285 Accessoire efa complet,, ny entana sous carton 👌 💪Tsy mila mampias...
12/10/2022

Poste soudure MIG 270

MMA285

Accessoire efa complet,, ny entana sous carton 👌 💪
Tsy mila mampiasa gaz intsony fa rouleaux de baguette no ampiasaina aminy 👍
Mety amin'ny FONT ,INOX ,GALVA,FER
Livraison TANA & PROVINCE 🚌

Contact :038 41 817 27

Address

Antananarivo

Telephone

+261341369830

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Light shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Light shop:

Share