InformaTech Tanà

InformaTech Tanà 🌟 Vidéos formations 🗂️📈✅
🌟 Logiciels 💻💽✅
🌟 Maintenances informatique ✅
🌟 Produits Tech 📱🎧✅

08/09/2025

Service de maintenance à domicile 💻

Mila manolo système an'ny ordinateur anao ve ianao ? ⚙️
Na mila manao installation ana pilote / logiciels ? 💿

InformaTech Tanà dia afaka makany aminao manao izany rehetra izany 🎉🏎

Aza misalasala miantso na mandefa MP raha misy azonay hanampiana anao 😉

Afaka manantona ihany koa ianao 👈

🏠 Toerana : Ankadifotsy près de Mama Ankadifotsy
☎️ Tel / Whatsapp : 034 07 752 41

🎮 Jeux PSP + de 300 titres aux choix 💵 500ar par Jeux / 5000ar 12 jeux🎁 Cadeau émulateur ppsspp android / PCAfaka lalaov...
13/02/2025

🎮 Jeux PSP + de 300 titres aux choix
💵 500ar par Jeux / 5000ar 12 jeux
🎁 Cadeau émulateur ppsspp android / PC

Afaka lalaovina manette tsara na amin'ny Téléphone na amin'ny PC 🎮

Lieu: Ankadifotsy Befelatanana

📣📣📣 Ity ary ilay niandrasantsika 💥VIDEOS FORMATION HTML5 & CSS3 💻 amin'ny teny MALAGASY 🇲🇬 Maro isika no manontany hoe m...
26/04/2024

📣📣📣 Ity ary ilay niandrasantsika

💥VIDEOS FORMATION HTML5 & CSS3 💻 amin'ny teny MALAGASY 🇲🇬

Maro isika no manontany hoe misy vidéos amin'ny teny Malagasy ve dia natao ho anao ilay te hianatra ny basen'ny développement web mihitsy ity formation iray ity.

👉 Vidéos de 2h izy ao mampianatra anao ny manamboatra site web statique amin'ny alalan'ny langage HTML sy CSS. Misy fichier source an'ny projet amboarina ao miaraka aminy 😉

Ny prix dia mirary rah ny fahaizana ho azonao ao no jerena 😉
✅ 15.000ar monja

Afaka manantona anay ety Ankadifotsy ambonin'ny mama ianao na miantso ny laharana 034 07 752 41. Afaka miditra mp ihany koa 😉

🔔🔔 Fantrao ve ? 👉 Misy données mavesatra ve tianao ho alaina amin'ny internet ? - Mety tsy misy fotoana ianao haka izany...
26/04/2024

🔔🔔 Fantrao ve ?
👉 Misy données mavesatra ve tianao ho alaina amin'ny internet ?
- Mety tsy misy fotoana ianao haka izany na hiandrasana izany any amin'ny cyber ?
- Mety tsy hainao koa maka azy ohatra ?
- Na misy antony manokana tsy afahanao maka azy ?

☝️ Fantaro ary fa izahay dia afaka manao ny "téléchargements" 📁 anao dia mamindra azy sisa no ataonao 😉
👌 Na inona na inona tianao ho alaina dia afaka alainay izany. Rah manana lien ianao dia vomaika mety fa afaka mikaroka koa izahay 👌
💵 Ny prix dia mandeha par giga💾 ary tena mirary natao ho zakan'ny rehetra na mpianatra ianao na miasa✅

Manasa anao ary hiditra mp rah misy azonay hanampianao 😉

🆗 Izahay koa dia mivarotra logiciels 💽 izay ilainao, videos formations ▶️📗 ary manao maintenance ordinateur toy ny manolo système 💻

Lieu : Ankadifotsy ambonin'ny mama
Tel : 034 07 752 41

Maniry ny ho lasa Développeur web ve ianao ? 🤏 Tsy ampy fotoana ianao andehanana any am-pianarana ?🫰  Lafo ny écolage ?👌...
06/03/2024

Maniry ny ho lasa Développeur web ve ianao ?
🤏 Tsy ampy fotoana ianao andehanana any am-pianarana ?
🫰 Lafo ny écolage ?
👌 Na mpianatra na mpiasa te hapitombo traikefa ianao?
🤟 Na maniry ny hianatra an'ity tontolo ity fotsiny ianao?

👉 Ireto ary ny vahaolana dia anjaranao sisa 😉

💻 Formation vidéos Complète Développeur web 💻

1- Introduction au Développement Web et mise en place
2- Apprendre HTML et CSS et créer un site web
3- Apprendre Javascript et créer un jeu en ligne
4- Apprendre jQuery et créer une page web interactive
5- Apprendre Bootstrap et créer un CV en ligne responsive
6- Hébergement, noms de domaine et mettre un site en ligne
7- Apprendre PHP et créer un formulaire de contact
8- Apprendre PHP et MySQL et créer un site Web dynamique
9- Apprendre WordPress - créer un blog et un site e-commerce
10- Bilan
11- Bonus

Total: 11Go
Formation iray misy vidéos maromaro ao anatiny mandeha par chapitre.
💥 Prix pack complet: 15.000Ar
N.B: afaka mandeha mitokana ny formation iray 👉 2.000Ar

Aza misalasala mandefa MP na miantso raha liana ianao.
Contact: 034 07 752 41
Lieu: Ankadifotsy Esca ambany
Livraison ok ✅

📂Misy formation maro samy hafa ihany koa fa aza misalasala manontany 😉

24/07/2023

📞 Formation Call Center 💼🔍
💰 Prix : 2000 ar 💰
📞 Contact : 0340775241 📞

Vous cherchez une nouvelle opportunité professionnelle ? La formation Call Center de Data Zone est votre clé pour réussir !

🌟 Boostez vos compétences🌟🎓 Formation vidéo AutoCAD 📐💻💰 Tarif : 2000 ar/formation 💰📞 Contact : 0340775241 📞Devenez un pr...
10/07/2023

🌟 Boostez vos compétences🌟

🎓 Formation vidéo AutoCAD 📐💻
💰 Tarif : 2000 ar/formation 💰
📞 Contact : 0340775241 📞

Devenez un pro de l'AutoCAD grâce à nos formations vidéo de qualité. Apprenez à manipuler les plans, à créer des modèles 2D et 3D, et à réaliser des dessins techniques précis. Tout cela à votre rythme, avec un tarif avantageux de 2000 ar par formation.

🌟 Boostez vos compétences 🌟🎓 Formation vidéo Photoshop 🎨💻💰 Tarif : 2000 ar/formation 💰📞 Contact : 0340775241 📞Devenez un...
10/07/2023

🌟 Boostez vos compétences 🌟

🎓 Formation vidéo Photoshop 🎨💻
💰 Tarif : 2000 ar/formation 💰
📞 Contact : 0340775241 📞

Devenez un expert en Photoshop grâce à nos formations vidéo de qualité. Maîtrisez les outils, les effets spéciaux et la retouche photo pour libérer votre créativité. Apprenez à votre rythme, avec un tarif abordable de 2000 ar par formation.

📈 Vidéos formations Microsoft Word (Elephorm, Alphorm, Video2brain, Linkedin)🎁 2000Ar / titre📁 Word 2021 - Apprendre📁 Wo...
06/07/2023

📈 Vidéos formations Microsoft Word (Elephorm, Alphorm, Video2brain, Linkedin)
🎁 2000Ar / titre

📁 Word 2021 - Apprendre
📁 Word 2019 - Les fondamentaux
📁 Word 2016 - Découverte
📁 Word 2016 - Acquérir les fondamentaux
📁 Word 2016 - Créer un CV et une lettre de motivation
📁 Word 2013 - Créer un document long
📁 Word 2010 - Niveau perfectionnement

Téléphone: 034 07 752 41

Address

Lot IVP 57 Ankadifotsy Befelatanana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when InformaTech Tanà posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to InformaTech Tanà:

Share

Category