Phone Mada

Phone Mada Vente et réparation accéssoire téléphone/tablette

🇲🇬 - Map's Mobile - 🇲🇬👉Izahay Dia miasa Hitondra Fanamboarana Matianina👈Amin'ny FINDAY(téléphone, Smartphone) 📲rehetra s...
28/10/2021

🇲🇬 - Map's Mobile - 🇲🇬

👉Izahay Dia miasa Hitondra Fanamboarana Matianina👈
Amin'ny FINDAY(téléphone, Smartphone) 📲rehetra sy TABLETTE💻rehetra 😀♻️

🌏Contact : 034 76 063 94

Toerana : TIA ANALAKELY LAPAN I TANANA Antananarivo

📵😭OLANA

🚫ECRAN VAKY NA MATY
🚫VITRE VAKY
🚫TACTIL VAKY
🚫BATTERIE SIMBA
🚫MIHITSOKA DEMARAGE
🚫TSY MAHITA PUCE ETO MADA

⚕️😀VAHAOLANA

✔️MANOLO ECRAN VAOVAO
✔️MANOLO VITRE VAOVAO
✔️MANOLO TACTIL VAOVAO
✔️MANOLO BATTERIE VAOVAO
✔️DECODAGE & FLASHAGE

🏮HARDWARE & SOFTWARE🏮
.............🛠️ TOUTS MARQUE🛠️..............

Salama daholo ,mbola vonona hatrany izahay hanampy anareo amin'ny resaka olana finday ,manolo ecran original ,tactile,ma...
08/10/2021

Salama daholo ,mbola vonona hatrany izahay hanampy anareo amin'ny resaka olana finday ,manolo ecran original ,tactile,mametaka cache ,afaka manamboatra ihany koa.
Amin'ny vidiny mirary avokoa izany
Midira mp avy hatrany

Miarahaba antsika rehetra , izahay dia mivarotra sy mametaka pieces rehetra momba ny finday toy ny ecran,tactile,cache,....
27/09/2021

Miarahaba antsika rehetra , izahay dia mivarotra sy mametaka pieces rehetra momba ny finday toy ny ecran,tactile,cache,...afaka manamboatra an'izay simba rehetra ihany koa
Mametrà hafatra miafina avy hatrany na miantso ny laharana 0346890698

Miarahaba anareo mpanjifa rehetra sy ireo izay rehetra manana olana amin'ny resaka finday sy "tablette" izahay ato amin'...
13/09/2021

Miarahaba anareo mpanjifa rehetra sy ireo izay rehetra manana olana amin'ny resaka finday sy "tablette" izahay ato amin'ny MAP'S MOBILE .
Maro ny entana vao tonga toy ny ecran,cache ecran,dos,cable,boitier,...
Afaka manamboatra ny simba ihany koa izahay .
Izany rehetra izany dia atao amin'ny vidiny mirary avokoa mba hanomezana fahafaham-po ny rehetra
Hiangaviana mba andefa hafatra miafina na miantso avy hatrany ny laharana 0346890698

Salama daholo tompoko , tonga indray ny arrivage vaovao : ecran ,tactile,dos,....amin'ny marika samy hafa toy ny Samsung...
10/09/2021

Salama daholo tompoko , tonga indray ny arrivage vaovao : ecran ,tactile,dos,....amin'ny marika samy hafa toy ny Samsung,Huawei,redmi,soni,wiko,...
Mp avy hatrany na antsoy ny 0346890698

04/06/2021

Raha manana olana amin'ny resaka finday ianao dia aza misalasala manontany anay
Misaotra anareo

Mivarotra sy manolo ecran ho an'ny finday isan-karazany izahay Mandefasa hafatra miafina avy hatrany raha ilaina izany M...
29/05/2021

Mivarotra sy manolo ecran ho an'ny finday isan-karazany izahay
Mandefasa hafatra miafina avy hatrany raha ilaina izany
Misaotra indrindra

Maro isan-karazany ny accessoires. toy ny cable sy ny ecouteur
29/05/2021

Maro isan-karazany ny accessoires. toy ny cable sy ny ecouteur

Mivarotra accessoires toy ny ecouteur mitondra ny marika isan-karazany ihany koa
29/05/2021

Mivarotra accessoires toy ny ecouteur mitondra ny marika isan-karazany ihany koa

29/05/2021

Afaka manamboatra ny olana rehetra momba ny finday sy ny tablette ihany koa izahay

29/05/2021

Izahay dia manao diagnostique ny finday sy ny tablette

Miarahaba antsika rehetra ato amin'ny pejyIndro ary ny ecran vao tonga amin'ny marika isan-karazany toy ny Samsung,I-pho...
29/05/2021

Miarahaba antsika rehetra ato amin'ny pejy
Indro ary ny ecran vao tonga amin'ny marika isan-karazany toy ny Samsung,I-phone,Redmi,huawei,...

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261346890698

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Phone Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Phone Mada:

Share