Remotasks MG

Remotasks MG Travail en freelance ou en local. Izahay no miandraikitra ny mpiasa freelance na ny ankamaroan ny local amin'ny Remotasks eto Madagasikara.

02/05/2026

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Laurice R'Jah, Tovo Patrick Rak

22/11/2023

Mirotsaka izao Ny Llama lidar 3D sy ny Llama Lss 3D

Raha mila formation ianao dia tongava MP na Miantso ny 0334753019

Salama e!! Izahay eto amin'ny remotasks MG dia faly miarahaba antsika tratrin'ny taona 2022!!Vonona ny handray anao foan...
06/01/2022

Salama e!!

Izahay eto amin'ny remotasks MG dia faly miarahaba antsika tratrin'ny taona 2022!!
Vonona ny handray anao foana izahay..

Hello Everyone
The remotasks MG team would like to wish you happy new year.
We are always availbale for you.

L'équipe de remotasks MG vous souhaite une bonne et heureuse année.
Nous sommes toujours disponibles pour vous.

Andao hiaraka aminay ary 👊👊
09/10/2021

Andao hiaraka aminay ary 👊👊

23/09/2021

We are looking for poeple who want to work with remotasks. (Freelance)

Imagine a place where everyone can be together,for playing or for business.That's where we are guys,Tchat with friend an...
23/08/2021

Imagine a place where everyone can be together,
for playing or for business.
That's where we are guys,
Tchat with friend and make call background withing work time on Remotaks.
Happy Tasking!

And

We made a movie. Actually, you made it too, so we hope you like it. It's about what Discord means to us, to you, and to people everywhere. Whether you're her...

We are still recruiting 🖥🖥Nous recrutons encore 🖥🖥
14/07/2021

We are still recruiting 🖥🖥
Nous recrutons encore 🖥🖥

Tolotr'asa Maniry ny hiasa miaraka amin'ny ekipa Remotasks Madagascar ve ianao? Manasa anao ary handefa mailaka na hamen...
01/07/2021

Tolotr'asa
Maniry ny hiasa miaraka amin'ny ekipa Remotasks Madagascar ve ianao? Manasa anao ary handefa mailaka na hameno ny rohy eo ambany!!!

Si vous souhaitez travailler avec l'équipe "remotasks Madagascar", envoyez-nous un e-mail ou remplissez le formulaire ci-dessous.
Nous vous contacterons !!!

Do you want to work with remotasks Madagascar team, please send us an email our fill the form below.
We will contact you back!!!

e-mail: [email protected]
Skype: lucas.fearless
tel:+261345594496

https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLScu6JqKwPntc6qSbYz4JdQl1b2MxqOtFjBZ80o_bdfTVbtE1w/viewform

Miarahaba antsika rehetra,Androany izahay dia anolotra asa en freelance azonao atao any amin'izay tinao anaovana azy reh...
12/06/2021

Miarahaba antsika rehetra,

Androany izahay dia anolotra asa en freelance azonao atao any amin'izay tinao anaovana azy rehefa misy connection internet 10Mbps farafaha keliny ary solosaina 8Gb ram sy graph 3gb miakatra ary processeur mitovy na mihoatra ny core i3 5th gen sy Mahazo (compréhension) teny anglais tsara.
Trotra ny asa atao izay mikasika ny Annotation 2D na 3D amin'ny site iray raha manaraka torolalana tsara, marihina fa tsy mety lany ny asa fa misy foana noho ny fivoarana ara-teknôlôjika (AI). Amin ny ankapobeny dia asa nomen'ny google an'ny site Scale ilay izy ka omena antsika izay vonona iasa manera-tany ka mahafeno ireo fepetra afahana miasa en freelance ireo. Na hiasa fotoana feno na vadin'asa.

Dingana voalohany:

Miditra amin'ito rohy discord ito afahanao mahafantatra be be kokoa momba ny asa sy mifanerasera amin'ny malagasy hafa efa manao ny asa ary afahanao mamandrika fotoana eo amin'ny Trainer Madagascar afahany mampianatra anao ny zavatra rehetra momba ny asa sy ny atao rehetra afahanao manatanteraka izany ary ny fangalanao ny volanao isak'erinandro:

https://discord.gg/NBbbxBJ5qr

Dingana Faharoa:

Fenoy ito "formulaire de demande de travail (google)" ito:

https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLScu6JqKwPntc6qSbYz4JdQl1b2MxqOtFjBZ80o_bdfTVbtE1w/viewform

Dingana Faha telo:

Vakio tsara ny fitsipika napetraka ho an'ny tsirairay avy ao amin'ny discord server nomena anao afahanao manomboka ny asa ary kitio ilay emoji validé eo ambanin'ny fitsipika.

Fanamarihana:

Ny Trainer Madagascar dia connecté h24 ao amin'ny discord ka afaka resahinao any foana na antsoinao any.

Pour plus d'info:

Official Trainer Madagascar Fédérico Lucas Ramananjoelina
Num: 0345594496
Discord: Lucasfearless #6993
Skype: lucas.fearless

Check out the Remotasks Madagascar community on Discord - hang out with 137 other members and enjoy free voice and text chat.

Address

Analakely
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 15:30

Telephone

+261334753019

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Remotasks MG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Remotasks MG:

Share