VIP - Vlog Interview Project

VIP - Vlog Interview Project Vlog Interview for all Malagasy Developer / IT Company.

🔥🔥  Toy ny tamin'ny farany dia manomana visite hoataontsika amin'ny herin'andro indray izahay, ka sao dia ianao indray n...
08/05/2023

🔥🔥 Toy ny tamin'ny farany dia manomana visite hoataontsika amin'ny herin'andro indray izahay, ka sao dia ianao indray no entinay hanao visite an'ireo boite eto amintsika ireo ?

Hisafidy ankizy 5 indray izahay hiara-hanao visite aminay, tsotra ny lalao 🔥🔥🔥

Valio anaty hafatra miafina ireto fanontaniana ireto :
- Aiza ny entreprise tinao atao visite ?
- Raha ianao no manao interview Développeur iray, inona avy ireo fanontaniana hapetrakao ?
- Zarazarao hoan'ny namanao ity publication ity sao dia ho tsara vintana ihany koa izy.

=> Izay hitanay fa manana question tsara indrindra no ho antsoinay, ho screenénay eto ihany ireo voatsonga anatin'ny maro.

Mandrapahatongan'ny rahampitso atoandro 12H ny lalao. go go go. 🔥 🔥 🔥

Visite d'entreprise nataon'izy 5 mianadahy tao amin'ny Bocasay .Mankasitraka ny Bocasay nandray, ary mankasitraka an'izy...
04/05/2023

Visite d'entreprise nataon'izy 5 mianadahy tao amin'ny Bocasay .

Mankasitraka ny Bocasay nandray, ary mankasitraka an'izy 5 ihany koa.

👉 Nandritran'ny visite-n'izy ireo no nahafahan'izy ireo nametraka ny fanontaniany mivantana tamin'ireo Développeurs tao amin'ny Bocasay, nifanaovana échange sy retours d'expériences 🔥

Avelanay zareo no hamintina ny retour niarahan'ny zareo taminay eo amin'ny commentaire ? 👀

Dia efa miomankomana amin'ny visite manaraka indray isika ❤️

Rdv ce jeudi, hanao visite ny toeram-piasan'ireo Dev ao amin'ny Bocasay  isika, miaraka amin'ireo ankizy 5 voasarika tam...
02/05/2023

Rdv ce jeudi, hanao visite ny toeram-piasan'ireo Dev ao amin'ny Bocasay isika, miaraka amin'ireo ankizy 5 voasarika tamin'ny lalao 🔥

Alefan-tsika vidéo eto ny visite hataon'izy ireo ny Jeudi hariva 👀👀👀

Raha misy orinasa te-ho tsidihan'ny VIP ihany koa aza misalasala miresaka aminay 🤝

Salama daholo,Izy 5 mianadahy no hiaraka amintsika voalohany hitsidika orinasa iray. Arabaina ianareo ary manasa anareo ...
27/04/2023

Salama daholo,

Izy 5 mianadahy no hiaraka amintsika voalohany hitsidika orinasa iray.

Arabaina ianareo ary manasa anareo ho tonga hafatra miafina anomezana ny torolala rehetra.

Iza ny 5 manaraka ary ? 😁

🔥 Mazoto ve ianao raha entinay manao visite entreprise sady hanao interview an'ireo   any anaty boite informatique any ?...
26/04/2023

🔥 Mazoto ve ianao raha entinay manao visite entreprise sady hanao interview an'ireo any anaty boite informatique any ?

Hitondra ankizy 5 isakin'ny mandeha izahay, ka amin'ity voalohany ity, dia ataontsika par intérêt ilay izy.

Valio anaty hafatra miafina ireto fanontaniana ireto :
- Aiza ny entreprise tinao atao visite ?
- Raha ianao no manao interview Développeur iray, inona avy ireo fanontaniana hapetrakao ?
- Zarazarao hoan'ny namana ity publication ity.

Izay hitanay fa manana question tsara indrindra no ho antsoinay, ho screenénay eto ihany ireo voatsonga anatin'ny maro.

Mandrapahatongan'ny rahampitso atoandro 12H ny lalao. go go go. 🔥 🔥 🔥

Les participants 🥰📸 Didier Nomenjanahary  ~
28/03/2023

Les participants 🥰

📸 Didier Nomenjanahary

~

27/03/2023

Mamerina ny fiharabana an"ireo mpandray anjara rehetra izahay ato amin'ny VIP - Vlog Interview Project🤩🤩

Mahay sy manatalenta daholo ianareo🥰

Indro ny interview ny EMIT ary, ny Ekipa nandrombaka ny laharana voalohany🥳
TENY KELY HO AZY IREO ?

~TECHZARA ~

27/03/2023
IZA ARY OH 🔥
26/03/2023

IZA ARY OH 🔥

      🔥
26/03/2023

🔥

TSY HITANAO NY LALANA MANKATY AMIN'NY P4H? NEFA TE HANATRIKA PRESENTATION HIU? 🤔 Araho ny sary Ary 😉
26/03/2023

TSY HITANAO NY LALANA MANKATY AMIN'NY P4H?
NEFA TE HANATRIKA PRESENTATION HIU? 🤔

Araho ny sary Ary 😉


00:00 🥸 Ireo angaha matory izany? 🤔 TSY MANAIKY MIHITSY IREO ATO🔥🔥Tohano ny ekipanao, omeo courage 🔥Alefa fa kely sisa !...
25/03/2023

00:00 🥸

Ireo angaha matory izany? 🤔 TSY MANAIKY MIHITSY IREO ATO🔥🔥

Tohano ny ekipanao, omeo courage 🔥

Alefa fa kely sisa !!!

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VIP - Vlog Interview Project posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to VIP - Vlog Interview Project:

Share