21/10/2026
⭐️Tontosa androany:
📆Alarobia 21 Oktobra 2026 tetsy @
📍HAVORIA ANOSY
🎖️Ny fanolorana mari-boninahitra COMMANDEUR de l’ordre des Arts,des lettres et de la culture an’i RAMBAO izay efa Nahavita be tokoa teo@ sehatrin’ny FITORIANA FILAZANTSARA AN-KIRA, natolotrin’ny Minisitrin’ny Serasera & Kontsaina Atoa GASCAR FENOSOA, niaraka t@ireo mpanakanto ara-pilazantsara maro ===> 👏🏻👏🏻👏🏻SAMY ARAHABAINA BE DAHOLO
🎼Marihana fa efa nahazo ny 🥇 Chevalier de l'Ordre National - 🥈Officier de l'Ordre National - ary 🥉Commandeur de l'Ordre National ihany koa i RAMBAO teo aloha
⭐️⭐️⭐️⭐️⭐️⭐️⭐️MIRARY SOA AZY HO ELA VELONA ARY HO LANY @ FIADANANA NY ANDRONY SISA