MIARA GSM

MIARA GSM Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MIARA GSM, Electronics Store, Antananarivo.

Salama tompoko!!Efa mora zao ny manamboatra phone ato amin'ny MIARA GSM koa aza tara fa efa maro no efa nandalo tao ary ...
05/05/2026

Salama tompoko!!
Efa mora zao ny manamboatra phone ato amin'ny MIARA GSM koa aza tara fa efa maro no efa nandalo tao ary ianao sisa no andrasana.
Contact: 034 03 565 60 na midira Mp
Mivarotra
✔Ecran sy tactil
✔Dos sy vitre apn
✔Dock sy circuit de charge
✔Divers accessoire
Toerana tsy miova fa Analakely bâtiment TIA shop 1ère étage box 2-15(MIRANGA STORE)
Tandremo ny mpanera rehefa manatona anay ianao.

Salama tompoko!!Manao ny asa rehetra momba ny phone zahayMivarotra✔Ecran sy tactil✔Dos sy coque✔Dock sy circuit de charg...
20/06/2025

Salama tompoko!!
Manao ny asa rehetra momba ny phone zahay
Mivarotra
✔Ecran sy tactil
✔Dos sy coque
✔Dock sy circuit de charge
✔Divers accessoire

Contact: 034 03 565 60 na Mp
Toerana Analakely bâtiment MIRANGA STORE(ex TIA shop) 1er étage box 2-15

‼️‼️👌⚡️Manana olana amin'ny findainao ve ianao? ⁉️📱 Aza manahy intsony👌⚡️! Manolotra  fanamboarana téléphone izahay, ani...
05/03/2025

‼️‼️👌⚡️Manana olana amin'ny findainao ve ianao? ⁉️📱 Aza manahy intsony👌⚡️! Manolotra fanamboarana téléphone izahay, anisan'izany ny 👇

✅ Ecran
✅Tactile
✅Dos na ️Vitre apn
✅️Cache ecran karazany maro
✅ Dock na circuit de charge sns...

📞 Antsoy izahay ao amin'ny 034 03 565 60 mba hahazoana fanampiana haingana sy mahomby. Eo foana izahay hanampy anao hanamboatra ny finday anareo

🔥Afaka mandefa any @ faritra koa izahay

👉 Antsoy izao: 034 03 565 60

♡Toerana :Rehefa tonga eo @ firaisana voalohany Analakely dia miantso 034 03 565 60 dia tsenaina mba hialana mpanera sy mpisoloky

》》Partageo ity pub ity fa omenay fanomezana nareo rehefa manolo ecran ato aminay

Aza adino abonne page tsika asio ao coms

MAKASITRAKA TOMPOKO

SALAMA TOMPOKO   Tonga indray ny arrivage ato aminay, tongava ary mitsidika ny boutique misy anay bâtiment TIA SHOP ANAL...
24/02/2025

SALAMA TOMPOKO
Tonga indray ny arrivage ato aminay, tongava ary mitsidika ny boutique misy anay bâtiment TIA SHOP ANALAKELY 1ère étage box 2-15 fa vonona ny hanome ny tsara ho anao zahay.
☎️034 03 565 60 na Mp

Mivarotra
🖇Ecran/tactil
🖇Dos/vitre apn
🖇Divers accessoire
Manamboatra
🛠Téléphone
🛠Tablette
🛠Power/volume
Manolo
📲Ecran sy tactil
📲Batterie
📲Circuit de charge
📲Dock
Livraison Tana/province
Aza misalasala ary fa vonona hamaly anao zahay.
Misaotra tompoko.

Manolo ecran téléphone vaky Manolo batterie tsy miaritra na mibotsinaManolo dos na vitre apn vaky Manolo dock na circuit...
21/02/2025

Manolo ecran téléphone vaky
Manolo batterie tsy miaritra na mibotsina
Manolo dos na vitre apn vaky
Manolo dock na circuit d'echarge

Toerana Analakely tonga eo @ firaisana voalohany dia miantso dia tsenaina
Contact: 034 03 565 60

Boutique vente accessoire phone izahay koa raha misy reparateur vonona hiara hiasa dia midira mp na miantso !

19/02/2025

Noho ny fisian'ny rotsakorana izay mbola mitohy hatrany eto amin'ny faritra Analamanga sy ny fiakaran'ny rano eny amin'ny faritra iva, dia nanapaka ny "comités de vigilance" fa mbola miato ny fampianarana amin'ireto CISCO voalaza manaraka ireto ny alakamisy 20 Febroary sy ny zoma 21 Febroary 2025 :
- CISCO Antananarivo Renivohitra
- CISCO Atsimondrano
- CISCO Avaradrano
- CISCO Ambohidratrimo.
- Cisco Manjakandriana.
Noraisina moa izao fanapahan-kevitra izao ho fiarovana hatrany ireo mpianatra amin'ireo loza mateti-pitranga amin'ny vanim-potoana toizao ( tany mihotsaka , tamboho mianjera , lalana tapaka sy malama na dibo-drano).
Aorian'izay kosa dia entanina mba hanaraka ny tetiandrom-pampianarana ireo tomponandraikitra rehetra.
Asaina hatrany isika noho izany hanaraka tsy tapaka ny vaovao.

Salama tompoko!!!Mivarotra ecran phone ho any marque originale izahay Contact:034 03 565 60Ko aza misalasala ary miantso...
18/02/2025

Salama tompoko!!!
Mivarotra ecran phone ho any marque originale izahay
Contact:034 03 565 60
Ko aza misalasala ary miantso na mandefa Mp fa vonona hamaly anao zahay

Miarahaba tompoko!!Zahay dia mivarotra pièce phone raha marque originale ny phone anao ♦️Ecran sy tactil ♦️Dos/Coque♦️Di...
22/01/2025

Miarahaba tompoko!!
Zahay dia mivarotra pièce phone raha marque originale ny phone anao
♦️Ecran sy tactil
♦️Dos/Coque
♦️Divers accessoire
Contact: 034 03 565 60 na MP
Toerana Analakely bâtiment MIRANGA STORE CENTER ex (TIA SHOP Analakely) 1ère étage box 2-15
Réparateur assuré

Salama tompoko!!Efa mora zao ny manamboatra phone ato amin'ny MIARA GSM koa aza tara fa efa maro no efa nandalo tao ary ...
31/10/2024

Salama tompoko!!
Efa mora zao ny manamboatra phone ato amin'ny MIARA GSM koa aza tara fa efa maro no efa nandalo tao ary ianao sisa no andrasana.
Contact: 034 03 565 60 na midira Mp
Mivarotra
✔Ecran sy tactil
✔Dos sy vitre apn
✔Dock sy circuit de charge
✔Divers accessoire
Toerana tsy miova fa Analakely bâtiment TIA shop 1ère étage box 2-15
Tandremo ny mpanera rehefa manatona anay ianao.

SALAMA DAHOLO TOMPOKO     Izahay dia manao ny asa rehetra momba ny phone(ANDROID na IPHONE) raha marque originale ny pho...
16/09/2024

SALAMA DAHOLO TOMPOKO
Izahay dia manao ny asa rehetra momba ny phone(ANDROID na IPHONE) raha marque originale ny phone anao.
♦️Reparation
♦️Manolo ecran na tactil
♦️Mivarotra dos sy vitre apn
♦️Manolo dock na circuit de charge

Mandefasa ary hafatra miafina na manantona ny boutique misy anay

☎️☎️034 03 565 60☎️☎️

Toerana Analakely bâtiment TIA SHOP 1ère étage box 2-15 na rehefa tonga eo @ firaisana voalohany enao miantso dia tsenaina
TANDREMO NY MPANERA

Address

Antananarivo

Telephone

+261340356560

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MIARA GSM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share