Pro Tech

Pro Tech 📞 038 74 906 45 /038 85 654 55 | 🚚 Livraison partout 🇲🇬 | 🛍️ Qualité & fiabilité

CAMÉRA PHILIPS WI‑FI INTELLIGENTE  FIAROVANA SY FAHITANA MAZAVA ANDRO AMAN’ALINAIreo caractéristiques mampiavaka azy:• S...
01/09/2026

CAMÉRA PHILIPS WI‑FI INTELLIGENTE

FIAROVANA SY FAHITANA MAZAVA ANDRO AMAN’ALINA

Ireo caractéristiques mampiavaka azy:

• Sary mazava Full HD, ahafahanao mahita tsara ny antsipiriany.
• Fahitana andro sy alina, ka mbola mahita mazava na dia ao anatin’ny haizina aza.
• Fihodinana motorisée hatramin’ny 360°, ahafahanao manara-maso efitrano iray manontolo amin’ny finday.
• Détection de mouvement, mandefa fampandrenesana avy hatrany amin’ny findainao rehefa misy fihetsiketsehana.
• Audio bidirectionnel: afaka mihaino sy miresaka amin’ny fotoana tena izy ianao.
• Fanaraha-maso lavitra amin’ny smartphone, na aiza na aiza misy Internet.
• Stockage amin’ny carte SD na Cloud, ahafahanao mitahiry sy mijery indray ny horonan-tsary.
• Connexion Wi‑Fi stable sy haingana.
• Installation mora Plug & Play, tsy mila fametrahana sarotra.

Mety tsara ho an’ny trano, birao, fanaraha-maso zazakely, biby fiompy ary ny fidirana sy fivoahana

Antsoy na alefaso hafatra: 038 85 654 55

Caméra Wi‑Fi intelligente —


SMART CAMERA INTÉRIEUR                        DESIGN STYLÉ Caméra 4G manan-tsaina misy double objectif, manome zoro fije...
23/08/2026

SMART CAMERA INTÉRIEUR
DESIGN STYLÉ

Caméra 4G manan-tsaina misy double objectif, manome zoro fijery roa ho an’ny fanaraha-maso feno. Ahodina hatramin’ny 355° avy lavitra izy, ary misy détection de mouvement PIR, vision nocturne intelligente ary connexion 4G amin’ny carte SIM.

Na aiza na aiza misy anao, dia azonao arahina mivantana amin’ny findainao, andro aman’alina, izay mitranga ao an-tranonao, fivarotanao na biraonao

Pro Tech Camera — Surveillez, contrôlez, protégez!
Antsoy izao: 038 85 65 455

CAMÉRA DOUBLE OBJECTIF — VISION COMPLÈTE!
Connexion 4G, rotation 355°,
Détection de mouvement
Vision nocturne.
Misy batterie intégrée maharitra 14 h rehefa tapaka ny jiro.
Misy interphone. Ahafahana lihaino sy miresaka.
Qualité d image UTRA HD. 1880 avec zoom
Application V380 pro

Araho mivantana amin’ny findainao ny tranonao na ny orinasanao, na aiza na aiza misy anao.
Prix 155000ar
POINT DE RECUP . Box. Pro tech Behoririka arrêt bus sodiat

Mandefa Amin n'y faritrabrehetra
O38 85 654 55

QUADRIPLE CAMERA 4G                 – TRIPLE PTZ**  manome fahitana malalaka sy fiarovana azo itokisana, na dia any amin...
20/08/2026

QUADRIPLE CAMERA 4G
– TRIPLE PTZ**

manome fahitana malalaka sy fiarovana azo itokisana, na dia any amin’ny toerana tsy misy Wi‑Fi aza.

**Ireo caractéristique lehibe:**

|Caractéristique

|**4G** | Miasa amin’ny carte SIM, tsy mila Wi‑Fi

**QUADRIPLE CAMERA** | Fakan-tsary maromaro ho an’ny fandrakofana toerana malalaka

**TRIPLE PTZ** | Objectif telo afaka mihodina, manara-maso zoro maro

**Énergie solaire** | Mampiasa panneau solaire, mitsitsy herinaratra |

| **Vision nocturne** | Manampy amin’ny fanaraha-maso mandritra ny alina |

| **Sirène / jiro fampitandremana** | Manampy misoroka sy mampandre amin’ny tranga mampiahiahy |

**Mety ampiasaina amin’ny:** trano fonenana, tokotany, fivarotana, dépôt, toeram-pambolena, chantier ary toerana lavitra.

**Tombony lehibe:** fametrahana mora, fanaraha-maso lavitra amin’ny alalan’ny tambajotra 4G, ary fiarovana mandritra ny andro sy ny alina.

**Alefaso izao ny commande*
Antsoy ireo technicien hanatitra azy
Vidiny 400000ar
PRO TECH. ARRÊT BUS SODIAT LAC DE BEHORIRIKA
0388565455

🔒 PRO TECH – Votre sécurité, notre priorité.Arovy ny fanananao amin'ny technologie de surveillance performante. Que ce s...
04/08/2026

🔒 PRO TECH – Votre sécurité, notre priorité.
Arovy ny fanananao amin'ny technologie de surveillance performante. Que ce soit pour votre maison, votre commerce ou votre bureau, gardez l'esprit tranquille où que vous soyez.
✅ Résolution Ultra HD 4K

🌙 Vision nocturne

💾 Enregistrement continu 24h/24
🎁 Disque dur 500 Go OFFERT

📍 PRO TECH – Behoririka, Arrêt Bus SODIAT

📞 Contact & WhatsApp : 038 85 654 55. 0371987749

420000ar
🚚 Livraison partout à Madagascar
PRO TECH – Safidy matihanina ho an'ny fiarovana maharitra.

21/07/2026

⚡ CHARGEUR MAGSAFE ORIGINAL 🍎
🔋 Rechargez votre téléphone rapidement, facilement et en toute sécurité grâce au chargeur MagSafe.
✅ Fixation magnétique puissante
✅ Recharge sans fil rapide
✅ Design élégant et compact
✅ Qualité premium et durable
✅ Compatible avec les appareils MagSafe
💰 Prix : 30 000 Ar seulement !
🚚 Livraison rapide partout à Madagascar 🇲🇬
📞 Contact & WhatsApp :
📱 038 85 654 55
📱 037 19 877 49
📦 Stock limité ! Commandez dès maintenant et profitez d'une recharge sans fil simple et efficace

FAITES VOTRE PRONOSTIQUE
12/07/2026

FAITES VOTRE PRONOSTIQUE

🚨🔥 PROMOTION SPÉCIALE REALME C21Y 🔥🚨📱 REALME C21Y – Le smartphone fiable pour tous les jours !✨ Profitez d'une expérienc...
27/06/2026

🚨🔥 PROMOTION SPÉCIALE REALME C21Y 🔥🚨
📱 REALME C21Y – Le smartphone fiable pour tous les jours !
✨ Profitez d'une expérience fluide grâce à ses 8 Go de RAM et son stockage de 128 Go, idéal pour vos photos, vidéos, applications et réseaux sociaux.

✅ Réseau 5G
✅ Grand écran immersif
✅ Processeur Octa-Core performant
✅ 8 Go RAM
✅ 128 Go de stockage
✅ Batterie longue durée 5000mah🔋
✅ Android sécurisé 📲
✅resolution 1600*720
✅APN. 48MP
✅Mahazaka PUBG. LMC Gcam

💰 PRIX : 190000AR Ar seulement 💰

🎁 Produit authentique et garanti 🚚 Livraison rapide disponible 📍 Behoririka – Arrêt Bus Sodiat
📞 Commandez dès maintenant : 038 85 654 55
⚡ Stock limité ! Aza tara fa mety ho lany haingana. 💙 REALME C21Y – Hery, hafainganam-pandeha ary kalitao amin'ny vidiny mirary ! 📱✨,✅

🚨 CAMÉRA SOLAIRE 4G DOUBLE OBJECTIF – PRO TECH 🚨 mafy mateza miaritra kokoa🔒 Arovy 24h/24 ny tranonao, biraonao na toera...
16/06/2026

🚨 CAMÉRA SOLAIRE 4G DOUBLE OBJECTIF – PRO TECH 🚨 mafy mateza miaritra kokoa
🔒 Arovy 24h/24 ny tranonao, biraonao na toeram-piasanao amin'ity caméra intelligente ity!
✅ Double Objectif – Fijery malalaka sy mazava kokoa
✅ Connexion 4G – Miasa na tsy misy Wi-Fi aza
✅ Panneau Solaire – Tsy mila courant foana
✅ Vision Nocturne Couleur – Mahita tsara na amin'ny alina aza
✅ Détection de Mouvement – Mahazo alerte avy hatrany amin'ny findainao
✅ Contrôle à Distance amin'ny application V380 Pro. ROTATIF 364'
✅ Zoom 10X – Ahitana antsipiriany lavitra

💰 Prix : 210 000 Ar
📱 Commande maintenant : 038 85 654 55
🔥 Stock limité ! Aza miandry olana vao hiaro ny fanananao. Apetraho dieny izao ny sécurité intelligente miaraka amin'ny PRO TECH ! 🔥
📍 PRO TECH – Behoririka, arrêt bus Sodiat.

14/06/2026

🚨 CAMÉRA MINI RECHARGEABLE – PRO TECH 🚨
🔒 Arovy ny tranonao sy ny fanananao amin'ny fomba marani-tsaina!
Hita mivantana amin'ny finday 📱 ✅ Mahazo fampandrenesana raha misy fihetsiketsehana
🚨 ✅ Kely sy mora afenina ✅ Mora apetraka sy ampiasaina ✅ Fanaraha-maso 24 ora isan'andro
💪Mifidy ianao na 4G na Wifi
🏠 Ho an'ny trano fonenana 🏪 Fivarotana 🏢 Birao 🚗 Garage 🏡 Toeram-piompiana
📍 PRO TECH 📌 Behoririka, Arrêt Bus Sodiat
📞 038 85 654 55!

📱 Jereo amin'ny findainao na aiza na aiza misy anao. 🔐 Fiarovana azo antoka sy maoderina. 💯 Kalitao tsara, mora ampiasaina.

📩 Manafara dieny izao ao amin'ny PRO TECH! 🔥📹🛡️
. .

08/06/2026

QUADRIPLE CAMERA AVEC DOUBLE PANNEAU
SMART CAMERA SOLAIRE 4G.

Découvrez la caméra extérieure solaire PRO TECH votre alliée sécurité jour et nuit 🌞🌙
Fantaro ny caméra solaire 4G na WiFi, manome fiarovana 24h/24, 7j/7.

✅ Connexion 4G – restez connecté où que vous soyez
➡️ Mifandray amin’ny 4G n na aiza na aiza misy anao
✅ Vision nocturne HD – images claires même dans le noir
➡️ Fahitana mazava amin’ny alina
✅ Détecteur de mouvement intelligent – soyez alerté instantanément
➡️ Mahatsikaritra fihetsiketsehana avy hatrany
✅ Alimentation solaire – sans coupure et économe en énergie
➡️ Miasa amin’ny herin’ny masoandro, tsy mila couran

📦 Livraison et envoi de colis partout à Madagascar
➡️ Mandefa manerana an’i Madagasikara 🇲🇬
📞 Contactez-nous : 038 85 654 55

🚩Arrêt SODIAT Behoririka Antananarivo

💪 Sécurité, autonomie et tranquillité d’esprit, le tout dans une seule caméra !
Fiarovana sy filaminana, amin’ny alalan’ny caméra iray monja ! 360000AR

Address

Pro Tech Arrêt Bus Sodiat Behoririka
Antananarivo
101

Telephone

+261324264517

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pro Tech posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category