06/09/2025
✅✅Araraoty fa Tombony be mandalo ho anao ity✅✅
Mandalo eto indray ny Ekipan'ny MDM ( Marketing Digital Mada ) hanolotra anao fampiofanana feno sy hanokatra ny lalana ho anao!
Tombony ho anao ny ahazo asa avy hatrany aorian'ny Fiofanana satria ho avy mandritran'io Fotoana io ireo mpandraharaha lehibe maro mpiara-miasa, hanolotra tolotra maro sy fiaraha-miasa samy hafa ho anao.
♦️ Noho izany dia tsy mila renivola ( Fonds ) be ianao vao afaka miasa amin'ny sehatra lehibe.
Saram-piofanana: 35.000ar
👉🏻 Voafetra ihany ny ho raisina mba hisian'ny fifandraisana.
- Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka mandefa hafatra miafina avy hatrany, na miantso ny laharana:
034 43 141 84
033 70 982 03
Whatsapp : 0330461106
E-mail: [email protected]