Lapshop Vente Ordinateur Mora

Lapshop Vente Ordinateur Mora Vente notebook, Ordinateur portable, Disque dur portable

Afaka misafidy indray isika eto! Ireto misy karazany maromaro amin'ny PC portable! 💻🎉PROMO BE 'REO AN!
28/12/2022

Afaka misafidy indray isika eto! Ireto misy karazany maromaro amin'ny PC portable! 💻🎉PROMO BE 'REO AN!

Tonga indray ny PC mafy toto! 💻DELL LATITUDE E5410WIFI // Config matanjaka (SARY)MP na 034 02 599 18 raha mahaliana anao...
13/12/2022

Tonga indray ny PC mafy toto! 💻
DELL LATITUDE E5410
WIFI // Config matanjaka (SARY)
MP na 034 02 599 18 raha mahaliana anao.
# Mora

Salama daholo o!Ireto indray ny entana manaraka o, ataovy ny commande raha mety mety aminao!
15/05/2022

Salama daholo o!
Ireto indray ny entana manaraka o, ataovy ny commande raha mety mety aminao!

Salama daholo e ity ndray ary NY arrivage vaovao be raha toa ka Liana ary ianao dia miantso laharanaContact:034 27 239 0...
02/09/2021

Salama daholo e ity ndray ary NY arrivage vaovao be raha toa ka Liana ary ianao dia miantso laharana
Contact:034 27 239 06 na mp avy hatrany
Dell:Latitude 5500 /5400
Core2duo /ram:2GB /HDD:250gb
Lecteur /DVD/RW/WiFi/webcam/externe

Prix:2 250 000fmg/450 000ar

Hp8510:15"
Core2duo/Ram:2GB /hdd: 250GB
Wi-Fi/webcam extern/Lecteur/DVD/RW

Prix:2 250 000fmg/450 000ar
Misy Garantie + service après vente

Salama daholo indray o!Ireto indray ny entana manaraka ho an'izay mbola tsy nahazoHP i5-2ème4g de ram320g ny durEcran 14...
25/06/2021

Salama daholo indray o!
Ireto indray ny entana manaraka ho an'izay mbola tsy nahazo
HP i5-2ème
4g de ram
320g ny dur
Ecran 14 pouces
Misy lecteur DVD RW
Web cam
Batterie: 3heures
750 000ar
Mp na miantso ny 0342723906

Salama o!Arrivage vaovao be !!!!Ordinateur   portable****dell 5500 sy dell 5400****core 2due****2g de ram/250g hdd(avec ...
25/05/2021

Salama o!
Arrivage vaovao be !!!!
Ordinateur portable
****dell 5500 sy dell 5400
****core 2due
****2g de ram/250g hdd
(avec garantie et service après vente )
Raha mahaliana anao dia afaka mandefa mp na miantso avy hatrany ny 0342723906
prix confinement io a!
NB: mandefa any amin'ny faritra

Salama daholo!Tonga ny entana vaovao  "Mini UC"Matanjaka sy mitsitsy satria azo alefa 12v.---MINI ACER ---PROS: atome ce...
21/05/2021

Salama daholo!
Tonga ny entana vaovao "Mini UC"
Matanjaka sy mitsitsy satria azo alefa 12v.
---MINI ACER
---PROS: atome celeron 1017
---Ram 2g (ram portable ddr3)
---Dur 250g sy 320g sy 500g
---misy wifi
---sortie HDMI , DVI, DISPLAIPOR
---misy USB 3
Ireto ny disque dur jereo izay mety
250g ----190 000ar
320g----210 000ar
500g----260 000ar
mp na miantso
0342723906

Address

Ambatobe
Antananarivo
101

Telephone

+261342723906

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lapshop Vente Ordinateur Mora posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Lapshop Vente Ordinateur Mora:

Share