Wifi M'banaka

Wifi M'banaka Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Wifi M'banaka, Information Technology Company, Ambatolampy antehiroka, Antananarivo.
(1)

INTERNET POUR SEULEMENT 500ar/ Heure

⏺️ Ambatolampy antehiroka prêt du pharmacie Finoana (0349729402)
⏺️ Starlink haut débit et illimité avec une espace de chill et calme

za mitazana an neninay hoe efa tonga avy netsena ve izy fa efa nona mafy anlay M**o sy composé sy catless ray za 😭
22/05/2026

za mitazana an neninay hoe efa tonga avy netsena ve izy fa efa nona mafy anlay M**o sy composé sy catless ray za 😭

Admin : fa in ti ataonlisany mibahana seza ity ?Zala satria m'banaka ny wifi : fa nga tsy nareo ihany no niteny hoe atao...
22/05/2026

Admin : fa in ti ataonlisany mibahana seza ity ?

Zala satria m'banaka ny wifi : fa nga tsy nareo ihany no niteny hoe ataovy toy ny any atrano zoky a ?

Admin : ndana sasao le vilia ao dia ario le pô fa io telephone io foana mahavariana an lisany nefa ny fianarana zero

Fa maninona zany ny Salade any an-tanana no mora be dia ny connexion lafo be Fa ny an olona connexion tena mora be fa ny...
20/05/2026

Fa maninona zany ny Salade any an-tanana no mora be dia ny connexion lafo be

Fa ny an olona connexion tena mora be fa ny salade indray no lafo

Tena aleoko tsy minana salade dia mba moramora ny connex fa tsss 😅

7giga nenzala vidina 12 000 ar eto mahazo 7 giga isanandro mandritran'ny herinandro zay 12 000 ar zay

Soa netsika fa nisy hoe 500 ar/h dia 2h no atao fa ny aha possible anle izy mba hoe ho atao Puce M'banaka zao no tena matsiro raha tafavoaka 🔥

12/05/2026

Mba nianatra nanao montage kely tsy dia misy dikany fa efa ela nanofinofy hanana video toy izao ♥️

Mirary anareo ahatratra ny tanjona izay irin'ny fonareo indrindra 🙏

Tsy dia hoe resaka wifi ny tena zaraiko ato fa parcours sy hatsikana majinikinika mahafinaritra ahy amin'ny lalana alehako ✈️

Tsy fahotana ny mifaly amin'ny izay hezaka kely vitanao...
10/05/2026

Tsy fahotana ny mifaly amin'ny izay hezaka kely vitanao...

09/05/2026

Code promo : wifi mbanaka777
Connexion 2h / 1000 ar

Raha mahangona ticket 7 enao tsy arinao fa hoentinao izy 7 rehefa voaangona dia mahazo 2h gratuit , marihina fa tsy ilay tsimponina anaty fako fa ilay anao mihintsy satria efa misy marque avy aty aminay a

Bonne journée 🥰

Mahagaga fa rehefa any madagascar courgette 2 toko vao ampy loka atoandro olona 4 nefa aty singany ray aminio mahavita l...
08/05/2026

Mahagaga fa rehefa any madagascar courgette 2 toko vao ampy loka atoandro olona 4 nefa aty singany ray aminio mahavita laoka atoandro sy hariva dia misy ambony kely atao laoka maraina an 😅

Sady ohatrany efa voky be zany enao aminio

Fa izany aza araraotiko ihany raha mahangona tsy manary ticket wifi m'banaka anaky 7 enao dia omena 2h gratuit raha tsy arinao ireny fa voaangonao tsara daholo izy 7 dia hoentinao eo am caissier ❤️

Mirary tontolo andro mahafinaritra hoanareo ❤️Misokatra lundi au samedi manomboka 8h à 17h ny wifi m'banaka Toerana amba...
07/05/2026

Mirary tontolo andro mahafinaritra hoanareo ❤️

Misokatra lundi au samedi manomboka 8h à 17h ny wifi m'banaka

Toerana ambatolampy antehiroka prêt du pharmacie Finoana (couloir mitsofoka kely izay fa misy plaque eo)

Movie hub ambatolampy ihany koa dia misokatra à 14h30 à 20h hoanzay kamokamo sy tsy dia manampotoana hanaovana wifi fa tonga dia maka dia mody

Nena zany tsotra fotsiny no mba angatahako e 🙏Za zany mba mangataka mpanakiana koa e ekeko hoe tsy malaza zay fa zay koa...
06/05/2026

Nena zany tsotra fotsiny no mba angatahako e 🙏

Za zany mba mangataka mpanakiana koa e ekeko hoe tsy malaza zay fa zay koa ne aty andafy amzao e oay lelinkee

Fa maninona no asina fitiavantena otrzan fa mila mpanakiana koa zay

Salama aho mama fa tsy manambola a 😭Mamanareo koa ve malaelo anareo rehefa alavitra azy nareo? 🥺
06/05/2026

Salama aho mama fa tsy manambola a 😭

Mamanareo koa ve malaelo anareo rehefa alavitra azy nareo? 🥺

Meizu m6s Ram 3gbRom 32 Apn 13/5 (tena manao le meizu rehefa tsy any Madagascar)Indraindray tsy ny telephone an-tsika no...
06/05/2026

Meizu m6s
Ram 3gb
Rom 32
Apn 13/5 (tena manao le meizu rehefa tsy any Madagascar)

Indraindray tsy ny telephone an-tsika no ratsy sary fa mety hoe isika no diso firenena
Menatra ngamba le phone ampiseo ny tena talentany

N.B: tsy amidy velively

Address

Ambatolampy Antehiroka
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Wifi M'banaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Wifi M'banaka:

Share