GAB Product

GAB Product Engrais biologique, Insecticide Bio et Semences

🌺🌿 VONIKAZO SALAMA, VONIKAZO MAMELANA TSARA, MATANJAKA SY MAHAFINARITRA! 🌿🌺Mahasorena indraindray ilay vonikazo tsy vano...
20/08/2026

🌺🌿 VONIKAZO SALAMA, VONIKAZO MAMELANA TSARA, MATANJAKA SY MAHAFINARITRA! 🌿🌺

Mahasorena indraindray ilay vonikazo tsy vanombanona na mandrobona fotsiny fa tsy mety mamelana, lasa ny mpivarotra zana-bonikazo no mahazo Lozaaaa!!

🌸Mba te hanana vonikazo mamelana tsara sy maharitra ve ianao?
Ampiasao ny ZEZIKA BSF sy ny INSECTICIDE BIO SANTATRA, natao hanampy amin’ny fikolokoloana ny vonikazo izy ireo satria ambony tsara ireo singa fertilisants ao anatiny:

🌱 ZEZIKA Bio BSF - N 40% - P205 25% - K 45% Ca, MgO
✅ Manampy amin’ny fampatanjahana ny vonikazo
✅ Ambony tsara ny tahan'ny Fertilisants, Manatsara ny fitomboany
✅ Manampy amin’ny famelanana tsara
💰 3.000 Ar/kg
💰 70.000 Ar/sac de 25 kg

🪲 INSECTICIDE BIO SANTATRA
✅ Mandroaka sy miady amin’ny bibikely mpanimba
✅ Miaro ny vonikazo amin’ny aretina
✅ Biolojika mampatanjaka vonikazo
💰 1 L = 8.000 Ar
💧 Afangaro amin’ny rano 10 L

📅 Fomba fampiasana SANTATRA:
➡️ Atao isaky ny 2 na 3 volana
➡️ Ho an’ny famelanana, azo ampiasaina 4 andro alohan’ny famelanana
➡️ Sady asiana ny raviny sy ny felana no atao vonto tsara ny tany.

👉Mety rehetra toy ny Anthurium, orchidée sy ny maro hafa
🌿 Andao hamokatra Bio! 🌿GLOBAL AGRI-Bio
📞 +261 38 97 847 51- 034 17 260 01
📞 033 05 011 00
📧 [email protected]

🌱🌿 FAMBOLENA GAZON SEMI-DIRECT 🌿🌱💚 GLOBAL AGRI-BIO (GAB)🌿 Andao hamokatra Bio !Te hanana gazon maitso, matevina ary tsar...
18/08/2026

🌱🌿 FAMBOLENA GAZON SEMI-DIRECT 🌿🌱
💚 GLOBAL AGRI-BIO (GAB)🌿 Andao hamokatra Bio !

Te hanana gazon maitso, matevina ary tsara tarehy ve ianao? 🏡🌱
Ity misy torolalana tsotra hanampy anao amin’ny fambolena gazon semi-direct: fanomanana tany → fampidirana zezika → famafazana → fandrakofana → fanondrahana → fikojakojana → première tonte.

📌 Dosage semence : 100 g/10-15m²
🌧️ Fotoana tsara: Novambra–Martsa na Septambra–Oktobra arakaraka ny toetr’andro.

🌱 TOLOTRA MANOKANA!

🥫 Boîte 100 g + 1 Kg Zezika BSF = 30.000 Ar
🥫 Boîte 500 g + 5 Kg Zezika BSF = 100.000 Ar

✅ Semence sy zezika tsara kalitao
✅ Mitsimoka haingana
✅ Gazon matevina sy maitso
✅ Mety amin’ny zaridaina, tokotany, espace vert

ANTSOY IZAHAY
📞 +261 38 97 847 51
📱 +261 33 05 011 00 / +261 34 17 260 01
📧 [email protected]

👉 Manao livraison - antsipirihany etsy @ commentaire

🌱🐔 FOIR’ FERME – 6ᵉ ÉDITION 🐔🌱📅 13 – 14 – 15 – 16 Août 2026📍 STAND 42 – GLOBAL AGRI-BIO (GAB)🌿 Global Agri-Bio vous donn...
15/08/2026

🌱🐔 FOIR’ FERME – 6ᵉ ÉDITION 🐔🌱

📅 13 – 14 – 15 – 16 Août 2026
📍 STAND 42 – GLOBAL AGRI-BIO (GAB)

🌿 Global Agri-Bio vous donne rendez-vous à la Foir’ Ferme 2026 !

Venez découvrir nos solutions pour une agriculture plus durable :
🌱 Zezika BSF Bio 25 kg – 100 % +🪰 Insecticide Bio Santatra 1litre
🔥 OFFRE SPÉCIALE : 75 000 Ar
🌾 Solutions adaptées aux agriculteurs et aux producteurs.

👉 Passez nous voir au STAND 42 pour découvrir nos produits et échanger avec notre équipe !

💚 Andao hamokatra Bio !
🌱 Mamokatra – Miaro ny tany – Mora vidy

📞 +261 38 97 847 51
📱 +261 33 05 011 00 / +261 34 17 260 01
📧 [email protected]

🌱🌿 TONGA NY SEMENCE DE GAZON TSARA KALITAO ATO @ GAB! 🌿🌱Te hanana bozaka maitso, matevina ary tsara tarehy ve ianao? 🏡⚽🌳...
13/08/2026

🌱🌿 TONGA NY SEMENCE DE GAZON TSARA KALITAO ATO @ GAB! 🌿🌱

Te hanana bozaka maitso, matevina ary tsara tarehy ve ianao? 🏡⚽🌳
👉 Ao amin’ny Global Agri-Bio (GAB) dia misy semence de gazon tsara kalitao, mety amin’ny zaridaina, tokotany, kianja fanatanjahantena, parc, hôtel & espace vert.

✅ Mitsiry tsara
✅ Maitso sy matevina
✅ Mety amin’ny aménagement extérieur
🌱 Semence avo lenta – vokatra tsara!

📲 Commande / Renseignements :
📞 +261 38 97 847 51
📱 +261 33 05 011 00 / +261 34 17 260 01
📧 [email protected]

🌿 GLOBAL AGRI-BIO
💚 Andao hamokatra Bio!
Mamokatra • Miaro ny tany • Mora vidy

✨ 'NDAO HAMOKATRA BIO !🥰 MIHAONA AO AMIN’NY FOIR’FERME 2026  INDRAY ISIKA 🌱📅 13 – 16 AÔGOSITRA 2026📍 Institution Sainte ...
12/08/2026

✨ 'NDAO HAMOKATRA BIO !

🥰 MIHAONA AO AMIN’NY FOIR’FERME 2026 INDRAY ISIKA 🌱

📅 13 – 16 AÔGOSITRA 2026
📍 Institution Sainte Famille – Mahamasina
📍 Stande N° 42

🎉 Foir’Ferme – 6ème édition
Ho an’ny mpamboly, mpankafy fambolena ary izay rehetra te-hamokatra bebe kokoa!

👩‍🌾👨‍🌾 GAB Madagascar dia faly mandray anjara amin’ity hetsika ity ary hitondra ho anao:

🌿 BIO SOURCE FRASS (BSF) – zezika biolojika hanampy amin’ny fanatsarana ny tany sy ny fampandrosoana ny voly.

🍃 SANTATRA – insecticide naturel ho an’ny fiarovana ny voly.

🌱 MASOMBOLY VOAFIDY SY CERTIFIÉ – karazana legioma maro ho an’ny zaridaina sy ny fambolena.

💦 FITAOVAM-PAMBOLENA & PULVÉRISATEUR – fitaovana hanamora ny asa eny an-tsaha.

💚 Tsy vitan’ny hoe mivarotra izahay, fa vonona koa hanoro sy hizara torohevitra momba ny fambolena mifanaraka amin’ny volinao.

👉 Tongava mitsidika anay ao amin’ny Foir’Ferme!
Aza adino ny mandalo ao amin’ny stand GAB Madagascar N° 42. 🤝

📞 +261 38 97 847 51
📱 WhatsApp : 033 05 011 00
📍 Ampandrana, à côté Cité Perrier – Antananarivo
📧 [email protected]

👈 'NDAO HAMOKATRA BIO !FIER MADA 27 éme Édition2 éme jours👋 Manasa antsika hitsidika ny stande 199 GAB Madagascar
06/08/2026

👈 'NDAO HAMOKATRA BIO !

FIER MADA 27 éme Édition
2 éme jours

👋 Manasa antsika hitsidika ny stande 199 GAB Madagascar

✨ 'NDAO HAMOKATRA BIO !☝️ Hihaona ao amin'ny FIER-Mada 2026  indray isika!Ny GAB Madagascar dia faly mandray anjara amin...
30/07/2026

✨ 'NDAO HAMOKATRA BIO !

☝️ Hihaona ao amin'ny FIER-Mada 2026 indray isika!

Ny GAB Madagascar dia faly mandray anjara amin'ny FIER-Mada 27ème Edition, Foire Internationale de l'Économie Rurale de Madagascar, sehatra iray mampivondrona ireo mpamokatra, mpandraharaha, mpampiasa vola, mpiara-miombon'antoka ary ireo rehetra liana amin'ny fampandrosoana ny toekarena ambanivohitra eto Madagasikara.

📅 05 ka hatramin'ny 09 Aogositra 2026
📍 Stade Maki Andohatapenaka
📌 Stand N°199

Tongava mitsidika ny stand-nay fa hahitana:
🌱 Masomboly voafantina sy voamarina
🌿 BIO SOURCE FRASS (BSF), zezika biolojika
🍃 SANTATRA, insecticide naturel
🎒 Pulvérisateur sy ireo vahaolana hafa ho an'ny fambolena maharitra.

🤝 Ho eo ny ekipan'ny GAB Madagascar handray anao, hifanakalo hevitra ary hanome torohevitra mifanaraka amin'ny filanao.

Miandry anao ao amin'ny Stand N°199 izahay!

CONTACT:
📍 Ampandrana, à côté Cité Pérrier
☎️ +261 38 97 847 51
📱 WhatsApp: 033 05 011 00

✨' NDAO HAMOKATRA BIO!👉 FIER-MADA 27ème Édition📅 05 – 09 Aogositra 2026📍 Stade Makis Andohatapenaka📌 STAND N°199🌿 IREO V...
28/07/2026

✨' NDAO HAMOKATRA BIO!

👉 FIER-MADA 27ème Édition

📅 05 – 09 Aogositra 2026
📍 Stade Makis Andohatapenaka
📌 STAND N°199

🌿 IREO VOKATRA NAFANTARANAREO NY GAB MADAGASCAR
✅ Zezika Biolojika BIO SOURCE FRASS (BSF)
✅ Insecticide voajanahary SANTATRA
✅ Masomboly voafidy sy voamarina
✅ Fitaovam-pambolena sy Pulvérisateur

⭐ Tongava hitsidika anay!

🤝 Ny ekipan'ny GAB Madagascar dia vonona handray anao, hanome torohevitra ary hamaly ny fanontanianao rehetra
😁 Tongava maro fa faly mandray anareo izahay ao amin'ny STAND N°199!

✅ Contact:
🏪 Ampandrana à côté cité Pérrier
☎️ +261 38 97 847 51
📱 WhatsApp 033 05 011 00
📧 [email protected]

✨'NDAO HAMOKATRA BIO !🌱 VONONA HAMPITOMBO NY VOKATRAO VE?Safidio ny Zezika Biolojika BSF, safidy azon'ny mpamboly itokis...
27/07/2026

✨'NDAO HAMOKATRA BIO !

🌱 VONONA HAMPITOMBO NY VOKATRAO VE?
Safidio ny Zezika Biolojika BSF, safidy azon'ny mpamboly itokisana.

Tsy tain'olitra tsotra fotsiny ny Zezika Biolojika BSF.
Izy io dia vokatra novolavolaina sy nodinihina tao amin'ny laboratoire, ka nampiana akora voajanahary manankarena otrikaina mba hanomezana zezika organika avo lenta, mahafeno ny filàn'ny voly sy ny tany.

👉 Tombontsoa azonao:
✅ Manatsara ny firafitry ny tany.
✅ Manankarena otrikaina ilain'ny voly.
✅ Manampy ny faka hitombo sy matanjaka.
✅ Mampitombo ny kalitao sy ny vokatra.
✅ Azo ampiasaina amin'ny ankamaroan'ny voly.

📞 Mila fanazavana na te hanafatra?
Mifandraisa amin'ny GAB Madagascar.
Hanampy anao hisafidy ny fatra mifanaraka amin'ny volinao izahay.

✅ Contact:
🏪 Ampandrana à côté cité Pérrier
☎️ +261 38 97 847 51
📱 WhatsApp 033 05 011 00
📧 [email protected]


✨ 'NDAO HAMOKATRA BIO !🤔 INONA AVY IREO OTRIKAINA HITA AO ANATY ZEZIKA BIOLOJIKA BSF?Tsy ny frass (tain'olitra Black Sol...
23/07/2026

✨ 'NDAO HAMOKATRA BIO !

🤔 INONA AVY IREO OTRIKAINA HITA AO ANATY ZEZIKA BIOLOJIKA BSF?

Tsy ny frass (tain'olitra Black Soldier Fly) ihany no ao anatin'ny Zezika Biolojika BSF.
👉 Ny vokatra dia novolavolaina sy nohamafisina, ary nandalo fanadihadiana sy fitiliana tany amin'ny laboratoire, mba hahazoana zezika organika manana otrikaina voalanjalanja sy azo antoka ampiasaina amin'ny fambolena.

Izany no mampiavaka azy amin'ireo frass tsotra izay tsy nandalo fanaraha-maso ara-teknika.

👌 Otrikaina hita ao anatiny:

🟢 Azota (N)
✔ Manampy ny fitomboan'ny ravina sy ny taho.

🟠 Phosphore (P₂O₅)
✔ Manamafy ny faka ary manampy amin'ny famoahana voninkazo.

🟡 Potasioma (K₂O)
✔ Manatsara ny famenoan'ny voa sy ny voankazo.

⚪ Calcium (Ca)
✔ Manamafy ny firafitry ny tany sy ny zavamaniry.

🟢 Magnésium (Mg)
✔ Manampy ny ravina hamokatra sakafo (photosynthèse).

🛡️ Chitosane
✔ Biostimulant voajanahary manampy ny voly hiaro tena sy hitombo tsara.

👍 Nahoana no mahomby ny Zezika Biolojika BSF?
✅ Ahitana matière organique avo lenta.
✅ Ahitana otrikaina ilain'ny voly.
✅Ahitana biostimulant voajanahary.
✅ Mamoaka otrikaina tsikelikely, ka azon'ny voly raisina tsara.

✅ Contact:
🏪 Ampandrana à côté cité Pérrier
☎️ +261 38 97 847 51
📱 WhatsApp 033 05 011 00
📧 [email protected]

Address

Siège Lot BM 147 Bis Ampitatafika/Bureau: Lot IIA79 Bis Ampandrana
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Telephone

+261330501100

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GAB Product posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to GAB Product:

Shortcuts

Share