26/08/2021
Fizaràna kely ....
Fantaro ny vehivavy occidentale sy ny Vehivavy Afrikanina :
=> Zao aloha an , raha milaza za hoe Afrikanina dia tsy manao référence am resaka volon-koditra mihitsy aho akory ary raha milaza koa za hoe occidentale dia tsy voatery ho fotsy hoditra foana no ataoko référence. Esory ao an-tsainlà aloha zany. Ny tena marina dia resaka culture territorial no tiko avoitra eto en fonction fandrosoana ara-ekonomika sy ara-toetsaina misy eo am le kontinanta . Ao vé ??
✓ Ny vehivavy Occidentale : Fantaro fa ny vehivavy occidentale dia manana ambition am fiainana ary manana persévérance. Raha miaraka am sipa occidentale ialahy nefa ialahy olona resy lava am fiainana dia tena manohana an'là foana IZy ary ataony izay mahatafa anlà. Tsy miala am la zany izy hatram farany na @ mora na @ sarotra fa ao an-damosinlà eo foana ary manosika anlà ary tsy mamela anlà irery zany. Jereo anie ry Barack Obama sy Michel Obama e. Misy ilay fomba fiteny izay hoe "derrière un Grand homme , il y a une femme " => ho an'ny Vehivavy occidentale ihany tompoko io citation io no marina fa mpihatsaravelatsihy ze vehivavy afrikana mamoaka an'io citation io. Ao vé ??
✓ Vehivavy Afrikana : Ny vehivavy Afrikana indray dia tsy manana ambition loatra fa olona matahotra sy miasa saina loatra am ho aviny. Au contraire , ny azy rehefa tsy ananany fierté ny bandy miaraka aminy dia ialany. Ny azy rehefa hitany hoe io ialahy fa mbola anaty ady dia aleony tonga dia mitady bandy hafa efa accomplis fa ialahy ialany. Tsy andany fotoanany amlà IZy. Ny vehivavy Afrikana dia mi-soucis bé loatra ny avenir any manomboka IZy eo 20 taona eo ka ny azy lehilahy azony antoka fa mahavelona azy no iarahany . Zao nefa , rehefa itany ialahy fa mahavelona azy dia tonga dia afatony.
Fehiny izany, ny vehivavy occidentale dia tiany am maha iz anlà ialahy ary manao izay fomba rehetra. hahatafa anlà izy fa ny vehivavy Afrikana indray dia tafita mihitsy ialahy vao tiany.
Mety hoy ialahy hoe " Normal anie zany satria isika FIRENENA mahantra e" dia hoy aho amlà hoe diso be zany , Izany mihitsy no mampahantra antsika" . Tadidio le kozin Karl Max izay hoe " Ny FIRENENA mandroso dia firenena feno Vehivavy Vanona" .