19/07/2022
Formation
Formation bureuatique ao anaty fotoana fohy nefa tena feno
Formation amehezanao
-Ny dactylo sy ny initiation ‘ny informatique
-Ireo office rehetra word-excel-powerpoint-publisher.
Formation de base et avancé miaraka
manana ny technique izahay hamehezanao ao anaty fotoana fohy ireo rehetra ireo
mianatra 8h par jour isika mandritra ny dimy andro (lundi au vendredi)
Toerana ianarana sy fanoratana anarana : Bibliothèque Municipal Toamasina
Vague 1 : 8 au 12Août 2022
Vague 2 : 16 au 20 Aout 2022
7h 30-11h30 ny maraina ary 13h à 17 ny hariva.
Fanampimpanazavana
03809090 90 (informatique madagascar)
0334900864