Gasy Graphik

Gasy Graphik Multi-service, Cyber café, Multimédiat, Sérigraphie

Offre Spéciale Cours Informatique à domicile sur tana ville Mp pour plus d'informations
18/04/2024

Offre Spéciale
Cours Informatique à domicile sur tana ville
Mp pour plus d'informations

Pack Bomba ho any rehetraToerana: Tsarahonenana arret bassinFilm, Série vaovao sy talohaA jour daholyTel: 034 49 730 60
04/05/2023

Pack Bomba ho any rehetra
Toerana: Tsarahonenana arret bassin

Film, Série vaovao sy taloha
A jour daholy

Tel: 034 49 730 60

TELETHON                                     CABARET SPECIAL RETRO                                                      ...
20/04/2023

TELETHON
CABARET SPECIAL RETRO
KAIAMBA TENA IZY

Ho fanampian'ireo tra-boina amin'ny faritra atsimo andrefana tamin'ny fandalovan'ny rivo-doza Freddy farany teo dia manasa anareo izahay ho tonga amin'ny Cabaret Spécial Retro izay atao ao amin'ny KARIBO HOTEL ANALAKELY ny Asabotsy 29 April 2023 manomboka amin'ny 3 ora tolakandro izay ho afainainy TARIKA KAIAMBA TENA IZY!.

Koa manasa antsika rehetra ho tonga hifanotrona sy hifanome tanana amin'ny ireo havantsika tra-boina ireo fa zava dehibe ny fahatongavanareo rehetra fa ny adidy ho vita ny fahafinaretena ho azo!

Paf : 20 000 Ar
Réservation: 25 000 Ar
Tongava maro Tompoko

Infoline: 034 49 730 60

BIG PACK Ho antsika rehetra izay manana heritseritra hanangana na hanokatra fivarotana DA, Film, Série,... 😊👍Ity misy to...
06/04/2023

BIG PACK
Ho antsika rehetra izay manana heritseritra hanangana na hanokatra fivarotana DA, Film, Série,... 😊👍
Ity misy tolotra BIG PACK natao ho antsika amin'izany👋
Mahirina fa efa misy Conception efa vita ihany koa izay afaka tonga d vidia nareo amin'izany (fichier PDF) zany hoe efa madray vita ary afaka mivarotra avy hatrany fa tsy mila misahirana amin'ny conception na impression intsony! 🏃🏃♀️
Afaka tonga d imprimena ihany koa izany

Toerana : Tsarahonenana arret bus bassin (Bus 141 - 178 tonga aty)
Tel: 034 49 730 60

BIG PACK Ho antsika rehetra izay manana heritseritra hanangana na hanokatra fivarotana DA, Film, Série,... 😊👍Ity misy to...
01/04/2023

BIG PACK
Ho antsika rehetra izay manana heritseritra hanangana na hanokatra fivarotana DA, Film, Série,... 😊👍
Ity misy tolotra BIG PACK natao ho antsika amin'izany👋
Mahirina fa efa misy Conception efa vita ihany koa izay afaka tonga d vidia nareo amin'izany (fichier PDF) zany hoe efa madray vita ary afaka mivarotra avy hatrany fa tsy miadry ela! 🏃🏃♀️
Afaka tonga d imprimena ihany koa izany

Toerana : Tsarahonenana arret bus bassin (Bus 141 - 178 tonga aty)
Tel: 034 49 730 60

TOLOTRA MIAVAKA AMIN'NY FETY PASIKA ZAOFITSAGATSAGANANA, VAKANSYMAZAVA ANTSINANA ANDASIBE/ MANAMBATO/ AKANIN'NY NOFY/ CA...
21/03/2023

TOLOTRA MIAVAKA AMIN'NY FETY PASIKA ZAO

FITSAGATSAGANANA, VAKANSY

MAZAVA ANTSINANA

ANDASIBE/ MANAMBATO/ AKANIN'NY NOFY/ CANAL DES PANGALANES amin'ny sarany mirary natao ho an'ny rehetra!

Natao ho antsika rehetra manana faniriana haka aina. Natao ihany koa ho any ireo tsy tia rotoroto sy kotaba be ary mila filaminana rehefa maka ny tsiron'ny vakansy iny dia natokana ho antsika ity tolotra ity.😁😂
DATY: 08 au 11 avril 2023

Misy ihany koa ny TOLOTRA HAFA ankotrany ireo dia ny Tolotra WEEK END any AMPEFY sy ANDASIBE
Daty Ampefy: 29 au 30 Avril
Andasibe: 6 au 7 Mai

Betsaka ny fandaharan-potoana zay atao amin'ny izany!

koa raha mila fanazavana fanampy dia aza misalasala ny madefa mp na miatso anay avy hatrany

TEL: 034 49 730 60

Pack BoombaFilm nouveauté: 2023Film AncienEfa misy Jacket sy conception efa vita. afaka tonga d imprimena sur papierToer...
25/02/2023

Pack Boomba
Film nouveauté: 2023
Film Ancien
Efa misy Jacket sy conception efa vita. afaka tonga d imprimena sur papier
Toerana: Tsarahonenana arrêt bus Bassin

𝐇𝐨 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐓𝐬𝐚𝐫𝐚𝐡𝐨𝐧𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐝𝐢𝐝𝐢𝐧𝐚 !!!Na olon-tsotra na orinasa... 𝐆𝐚𝐬𝐲 𝐆𝐫𝐚𝐩𝐡𝐢𝐤 dia manao ny asa rehetra mo...
11/02/2023

𝐇𝐨 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐓𝐬𝐚𝐫𝐚𝐡𝐨𝐧𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐝𝐢𝐝𝐢𝐧𝐚 !!!

Na olon-tsotra na orinasa... 𝐆𝐚𝐬𝐲 𝐆𝐫𝐚𝐩𝐡𝐢𝐤 dia manao ny asa rehetra momban'ny IMPRESSION :

- 𝐎𝐟𝐟𝐬𝐞𝐭
-𝐍𝐮𝐦𝐞́𝐫𝐢𝐪𝐮𝐞
-𝐆𝐫𝐚𝐧𝐝 𝐅𝐨𝐫𝐦𝐚𝐭

🗺: Tsarahonenana - arrêt Bassin.

☎️ 0344973060

Tsidio ny pejy facebook Gasy Graphik

📌𝗔𝗦𝗧𝗨𝗖𝗘Il est toujours primordiale de protéger ses données sur internet, surtout si vous n'êtes pas chez vous, vous pour...
09/02/2023

📌𝗔𝗦𝗧𝗨𝗖𝗘

Il est toujours primordiale de protéger ses données sur internet, surtout si vous n'êtes pas chez vous, vous pourriez oublier de vous déconnecter de vos sites.

Voici une petite astuce pour aider les maladroits :

✅Sur votre ordinateur, ouvrez votre navigateur internet.

✅En haut à droite, cliquez sur 𝗣𝗹𝘂𝘀 puis Nouvelle fenêtre de navigation privée.

✅Une nouvelle fenêtre s'affiche. Dans l'angle supérieur, vous devriez retrouver l'icône Navigation privée.

Besoin de vous connecter ? D'aller sur internet ?
𝐆𝐚𝐬𝐲 𝐆𝐫𝐚𝐩𝐡𝐢𝐤 vous accueille à bras ouvert dans son cyber café...

☎️ : 𝟬𝟯𝟰 𝟰𝟵 𝟳𝟯𝟬 𝟲𝟬
Adresse : Près de l'arrêt Bassin - Tsarahonenana

09/02/2023

“Etudie, non pour savoir plus, mais pour savoir mieux. ”

09/02/2023
09/02/2023

📌𝑹𝒂𝒉𝒂 𝒕𝒆 𝒂𝒉𝒂𝒇𝒆𝒉𝒚 𝒏𝒚 𝒓𝒆𝒔𝒂𝒌𝒂 "𝑩𝒐𝒐𝒔𝒕 𝒑𝒂𝒈𝒆" 𝒔𝒖𝒓 𝒇𝒂𝒄𝒆𝒃𝒐𝒐𝒌 !!!

𝐆𝐚𝐬𝐲 𝐆𝐫𝐚𝐩𝐡𝐢𝐤 dia mampanao formation "Booste page" en ligne, misy ihany koa ny "formation particulière" (mivantana) miaraka amin'ny vidéo tuto feno dia feno.
Izay hafehezana ny resaka boost page.

𝕋𝕒𝕟𝕛𝕠𝕟𝕒:
✅ Mahita client betsaka
✅Mahafehy ny gestion clientele
✅Mi charge compte ao anaty Carte fanavana boost
✅Fomba fisoroana compte bloqué... sns

𝕊𝕒𝕣𝕒𝕟𝕪 :
- Particulier (formation + vidéo) : 𝟭𝟱.𝟬𝟬𝟬𝗔𝗿
- En ligne (vidéo) : 𝟕.𝟎𝟎𝟎𝐀𝐫

Fanazavana fanampiny :

☎️ : 034 49 730 60
Adresse : Près de l'arrêt Bassin - Tsarahonenana

Address

Tsarahonenana
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasy Graphik posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share