Boutique Shekinah

Boutique Shekinah 🚀 Spécialiste en impression, confection & sérigraphie ! Qualité, rapidité & impact garanti ! 💥 articles de cadeau et publicitaire

Nous créons vos articles cadeaux et objets publicitaires sur mesure pour booster votre marque et attirer vos clients.

Faly indray mizara asa vita aminareo androany 🥰Cordon badge personnalisé 📛Afa-po ny mpanjifa ❤️🏪Boutique Shekinah Ambodi...
03/09/2026

Faly indray mizara asa vita aminareo androany 🥰
Cordon badge personnalisé 📛
Afa-po ny mpanjifa ❤️

🏪Boutique Shekinah Ambodivona
☎️034 01 598 88
📧[email protected]

15.000 ar 🔥 Polo (semi-coton)Tsara zaitra!Personnalisable!Misy couleur sy taille rehetra !Asa vita aingana nefa tena tsa...
03/09/2026

15.000 ar 🔥 Polo (semi-coton)
Tsara zaitra!
Personnalisable!
Misy couleur sy taille rehetra !
Asa vita aingana nefa tena tsara 🔥

🏬Boutique Shekinah Ambodivona
☎️Téléphone : +261 34 01 598 88 (WhatsApp sy Appel) / 032 68 555 55
📩 adresse mail : [email protected]

Ny fanaovana porte clé PVC no naha Shekinah Design an'ny Shekinah Design ☺️ Efa 20 taona mahery izahay no nisehatra tami...
02/09/2026

Ny fanaovana porte clé PVC no naha Shekinah Design an'ny Shekinah Design ☺️ Efa 20 taona mahery izahay no nisehatra tamin'io. Ary afaka manao production maherin'ny 1000 isa isan'andro.

Prix : 500ar sy 600ar
🏬Boutique Shekinah Ambodivona
🏬Boutique Shekinah : ety Ankadifotsy Ambatomitsangana akaikin'ny Super Maki
☎️Téléphone : 034 01 598 88
📩 adresse mail : [email protected]

Manao ahoana ny fampidirana mpianatra sy fividianana fitaovana ao? 😁 Salama tsara?Ho an'izay mbola tsy nahazo kitapo sy ...
01/09/2026

Manao ahoana ny fampidirana mpianatra sy fividianana fitaovana ao? 😁 Salama tsara?
Ho an'izay mbola tsy nahazo kitapo sy accesoires, ireo misy pack.
Personnalisable hatrany, amin'izay couleur sy endrika tianao.
Sur commande !
🏪 Boutique Shekinah Ambodivona
🏬Boutique Shekinah Ankadifotsy Ambatomitsangana akaikin'ny Super Maki
☎️Téléphone : +261 34 01 598 88 (WhatsApp sy Appel) / 032 68 555 55
📩 adresse mail : [email protected]

Mankasitraka ny client nanao commande ☺️ Mini-drapeau de bureau 🇲🇬🇧🇪Mandray commande hatrany izahay 😊 🏬Boutique Shekinah...
26/08/2026

Mankasitraka ny client nanao commande ☺️ Mini-drapeau de bureau 🇲🇬🇧🇪
Mandray commande hatrany izahay 😊

🏬Boutique Shekinah : ety Ankadifotsy Ambatomitsangana akaikin'ny Super Maki
☎️Téléphone : 034 01 598 88
📩 adresse mail : [email protected]

Faly mizara santionany asa vita aminareo ary 😊Porte clé PVC Porte clé acryliquePin's🏬Boutique Shekinah : ety Ankadifotsy...
24/08/2026

Faly mizara santionany asa vita aminareo ary 😊
Porte clé PVC
Porte clé acrylique
Pin's

🏬Boutique Shekinah : ety Ankadifotsy Ambatomitsangana akaikin'ny Super Maki
🏪 Boutique Shekinah Ambodivona
☎️Téléphone : +261 34 01 598 88 (WhatsApp sy Appel) / 032 68 555 55
📩 adresse mail : [email protected]

🎁Félicitation i Notiavina Fenomanantsoa fa ianao no tsara vintana tamin'ilay lalao tao aorinan'ny fisarihana 🎁✔️ Ety Amb...
23/08/2026

🎁Félicitation i Notiavina Fenomanantsoa fa ianao no tsara vintana tamin'ilay lalao tao aorinan'ny fisarihana 🎁
✔️ Ety Ambodivona no misy ny boutique Shekinah vaovao 🏪

21/08/2026

Boutique Shekinah Ambodivona 🏬

📒✨ Boostez l’image de votre entreprise avec nos bloc-notes spirale personnalisés !Un outil pratique, élégant et unique, ...
21/08/2026

📒✨ Boostez l’image de votre entreprise avec nos bloc-notes spirale personnalisés !
Un outil pratique, élégant et unique, conçu sur-mesure à vos couleurs et votre logo.

✅ Conception moderne
✅ Impression professionnelle
✅ Personnalisation illimitée

👉 Commandez dès maintenant et démarquez-vous avec style !

📍 Ankadifotsy Ambatomitsangana – Près Super Maki
📞 034 01 598 88

Valin’ny lalao 🎁🥰 Ety Ambodivona no misy ilay local vaovao an’ny Boutique Shekinah 😍Ilay sens unique iny raha avy aty An...
20/08/2026

Valin’ny lalao 🎁🥰 Ety Ambodivona no misy ilay local vaovao an’ny Boutique Shekinah 😍

Ilay sens unique iny raha avy aty Ankadifotsy no midina, après Polyclinique Ankadifotsy, dia mandalo JIRAMA Ambodivona, dia juste eo ambany kely eo ny Boutique Shekinah vaovao!
Côté gauche no misy azy 🏬

Mivaly rahampitso ny fisarihana satria maromaro ianareo no nahita ny valiny marina 🎁

Address

Ankadifotsy Ambatomitsangana
Ankadifotsy
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:30
Tuesday 08:00 - 16:30
Wednesday 08:00 - 16:30
Thursday 08:00 - 16:30
Friday 08:00 - 16:30
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

0340159888

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Boutique Shekinah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Boutique Shekinah:

Shortcuts

Share