Mi Mic

Mi Mic Fitaizana zatovo

07/04/2022

(

23/03/2022

Misaotra anao mbola mitsidika hatrany ny pejy.
Maro ny pub efa mAhalina ao ka dia mahazo tombony @ fampianarana ary tompoko!

Fifampizarana
03/03/2022

Fifampizarana

Io zareo aaa
17/02/2022

Io zareo aaa

Tsara ny fifampizaranaa
17/02/2022

Tsara ny fifampizaranaa

Zarao!
17/02/2022

Zarao!

VAKIO KA ZARAO

Arakaraka ny hizaranao an'ity pub ity no hamonjenao olona . Tsy anenenanao izany ary tsy andanianao vola . Ny tsy fahafantarana ihany no mahafaty olona .
Mangalà fotoana kely hamakianao hatramin'ny farany azy . Anjaranao no mandray andraiktra aveo .

- Misotro rano mafana miaraka amin'ny voasary makirana dia miaro ny fiforonananan'ny homamiadana . Tsy asiana Siramamy . Ny rano mafana miaraka am voasary makirana dia tsara kokoa nohon'ny rano mangatsika misy voasary makirana
- Vomanga miloko jaune sy miloko Violet dia miaro ny fiforonananan'ny homamiadana
1) Ny fihinanana la soupe ariva bé loatra dia mampitombo ny fiforonananan'ny homamiadana vavony
2) Fadio ny mihinana Atody mihoatra ny 4 ao anatin'ny herinandro
3) Aza atao mahazatra ny mihinana voankazo ahorian Sakafo , ny tena tsara dia alohan sakafo
4) Aza misotro thé mandritra ny fadim-bolana
5) Mihinàna Ronono Soja tsy asiana Siramamy na atody fa mahasalama
6) Aza mihinana Voatabia rehefa tsisy na inona na inona ao anaty kibo
7) Misotro rano ray vera isaky ny maraina alohan'ny hisakafo mba hiarovana ny fiforonananan'ny vato
😎 adiny 3 alohan'ny hatory no misakafo
9) Fadio ny mametraka téléphone na fitaovana électronique mi-charge eo akaikinao rehefa matory
10) Misotro rano 10 vera isanandro dia miaro amin'ny fiforonananan'ny homamiadana
11) Misotro rano betsaka amin'ny andavanandro , ahena kosa ny rano sotroina am alina
12) Aza misotro café mihoatra ny 2 vera isanandro fa miteraka tsy fahita-tory
13) Aorian'ny 17h , dia aza mihinana sakafo bé loatra , aza manao voky be loatra
14) ireo sakafo 6 mahasoa anao isanandro : Akondro , m**o dipaina , paiso , pamplemousses , épinard , citrouille
15) Matory latsaky ny 8h dia mety hiteraka fikorotanan'ny ati-doha

Rano mafana miaraka amin'ny voasary makirana dia mahasalama no maha ela velona

Rano mafana miaraka amin'ny voasary makirana dia mamono ny sela mitondra homamiadana

Rano mangatsika misy voasary makirana dia misy Vitamine C fotsiny , fa tsy miaro amin'ny homamiadana

Ny voasary makirana dia Mampikorina ny rà
Rehefa voavakinao atr@ farany dia zarazarao mba fitsinjovana ny hafa sy ny fahasalaman'ny vatan tsika tsirairay avy .

ZARAO

16/02/2022
Ma matière preferet
12/02/2022

Ma matière preferet

Salut

Mba sokafy ny trnonao hidiran tra boina.Raha tena skoto marina ianao
05/02/2022

Mba sokafy ny trnonao hidiran tra boina.
Raha tena skoto marina ianao

Zaza mazoto
31/01/2022

Zaza mazoto

Masina Maria mpanjakavavin'ny Antily
30/01/2022

Masina Maria mpanjakavavin'ny Antily

Diniho kely
25/01/2022

Diniho kely

Address

Ampefy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi Mic posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share