CyberNet Madagascar

CyberNet Madagascar Cyber Café et cours d'informatique

hoantsika izay liana tonga fa tss kara ty koa
28/04/2026

hoantsika izay liana tonga fa tss kara ty koa

Vente mikrotik hap ac ²afaka atao fonction routeur sy switch(sady routeur izy no switch) ar tsara lavitra ny routeur tso...
15/04/2026

Vente mikrotik hap ac ²
afaka atao fonction routeur sy switch(sady routeur izy no switch) ar tsara lavitra ny routeur tsotra ny connexion sady stable no capacité ambony

Plus info : 032 86 891 79

14/04/2026

Aza adino rentré ntsika niany
14 Avril 2026 à 18h30

Activation kit starlinkConfiguration mikrotik sécurisation réseau contre les pirates Contactez-nous (032 86 891 79)
09/04/2026

Activation kit starlink
Configuration mikrotik
sécurisation réseau contre les pirates

Contactez-nous (032 86 891 79)

Malagasy anao, malagasy za, malagasy izy, malagasy atsika.Zavadehibe ny mahay mikabary @ vanimpotoana izao.Koa manolotra...
05/04/2026

Malagasy anao, malagasy za, malagasy izy, malagasy atsika.
Zavadehibe ny mahay mikabary @ vanimpotoana izao.
Koa manolotra fampiofanana isika.
Sady mahay miresaka tsy misy tahotra imasonolo no mahay mitondra teny @ lafiny rehetra.
1 volana sy sasany mianatra dia mahay ary mahazo fanamarinana mahay mikabary "Attestation" ianao
droit: 20 000Ar
Écolage : 00Ar
plus info: mp ou
032 86 891 79
032 22 091 94

CyberNet 7jours/7Cours informatique - bureautique - maintenance- réseau informatique Misy théorie, Pratique ary stage ho...
01/04/2026

CyberNet 7jours/7
Cours informatique
- bureautique
- maintenance
- réseau informatique
Misy théorie, Pratique ary stage hoantsika mpianatra, ary @ CyberNet iany no toerana anaovana jiaby zainy

Anao mbola tsy tara fa tonga misoratra anarana
rentrée : 14 Avril hoavy io

Te ahay informatique tsara ve ianao?CyberNet Ambohimandamina manome toky anao👉théorie 👉pratique 👉stageAry rah vita fiana...
28/03/2026

Te ahay informatique tsara ve ianao?
CyberNet Ambohimandamina manome toky anao
👉théorie
👉pratique
👉stage
Ary rah vita fianarana de miditra anaty groupe izay efa misy lesona marobe mb amerenanao sy ampitomboanao izay efa hay, io groupe io no hitambarany rehetra izay sortant CyberNet Ambohimandamina
Plus info: 032 86 891 79 na Message Privé (mp)

MikrotikNy mikrotik dia 👉afaka ivarotana connexion (ticket)afahana miaro connexion source (ex: starlink)👉afaka anapahana...
27/03/2026

Mikrotik
Ny mikrotik dia
👉afaka ivarotana connexion (ticket)
afahana miaro connexion source (ex: starlink)
👉afaka anapahanao automatique ny connexion
👉afaka koa anaovana "bypassed", zan hoe: ts mitaky code tsony le appareil izay tianao ho lasa kara zany

ity fonction manaraka ity no tena efficace amzay olo manao réseau classe B; Na classe C iany fa réseau type MAN (izay mitarika, mampiditra connexion anaty trano nolo reny), midepense switch sy routeur nefa ilay mikrotik dia azo atao:
👉fonction sady routeur izy no switch ; ary tsara be ny connexion.
rah atao calcul dia perte be rah sady ividy routeur no ividy switch nef mikrotik ef mavita izy roa
Ary natao vidiny mora

🫱Prix: 150 000Ar

Misokatra 7/76h30 à 20hheure continue TONGAVA MANORATRA ANARANAGaranti fa tsy maintsy mahay anaoAza misalasala Droit ian...
19/03/2026

Misokatra 7/7
6h30 à 20h
heure continue
TONGAVA MANORATRA ANARANA
Garanti fa tsy maintsy mahay anao
Aza misalasala
Droit iany no ifaina fa tss Écolage
Connexion gratuite (2h de temps par jour) isaka mpianatra, ary ts voatery am fotoagna mianatra no mampiasa le connexion fa zay fotoagna anao libre

15/03/2026

Cours informatique bureautique
nouvelle rentrée: mardi, 14 Avril
réservation de place: mp ou 032 86 891 79

Address

Amborovy

Telephone

+261323988581

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CyberNet Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to CyberNet Madagascar:

Share