Cours De Français A/so

Cours De Français A/so Fianarana miteny sy manoratra teny frantsay

25/11/2024
Salama daholo an !!Hisy fika2 maro hozaraina eto @ ity groupe ity mba hanamora ny fampiasanao teny frantsay. Hiavaka tsa...
12/11/2024

Salama daholo an !!

Hisy fika2 maro hozaraina eto @ ity groupe ity mba hanamora ny fampiasanao teny frantsay. Hiavaka tsara izy ireo : rehefa miteny na rehefa manoratra. Tsidiho matetika àry ny pejy e.

Fa ankoatr'izay, hanomboka ny fianarana MITENY @ 14 desambra 2024, FIANARANA MITENY RANORAY. Ao @ LP Saint Claude Ambohimandroso isika no hianatra. Natao ho an'ny rehetra izy io, manomboka @ 9 taona. Misy niveau 1 h@ niveau 5.

10/11/2024

21 décembre 2024 : Rentrée 7ème vague
COURS DE FRANÇAIS PARLÉ

Lesona kely
03/11/2024

Lesona kely

26/07/2024

This version of Facebook uses less data and works in all network conditions.

Mirary soa ho an'ny hanala Bacc rehetra.
21/07/2024

Mirary soa ho an'ny hanala Bacc rehetra.

25/03/2024

Prépositions : à - de - pour - sans - par - avec - sur - dans, ...
Raha verbe no atao eo aorian'ireo dia tsy maintsy à l'infinitif.
Ex. : Une machine à écrire, J'ai quelque chose à dire, ...

Aza adino 'zay.

Address

RN 7
Ambohimandroso
104

Telephone

+33331015808

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cours De Français A/so posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Cours De Français A/so:

Share