11/10/2022
❗❗🌡: MIHAMAFANA SY MIHAMAINA NY HABAKA (ATMOSFERA) INDRINDRA NY AN-TANAN-DEHIBE
⭕⭕ Raha misy fianakaviana 1000, mamafy rano avy nampiasaina isanandro izay mahatratra 10 litatra avy, ❌❌tsy misy potika fako, avy nanasana lamba na lovia sns…,❌❌ ka afafy eny an-tokotany na eny an-davarangana na eny an-arabe dia hahazo entona 5 taonina farafahakeliny ny habaka, hanampy tosika ny handoany.
⭕⭕Afaka andro vitsivitsy dia hihamando ny habaka, hihabetsaka ny rahona tafaforona, ka rehefa tsy ho zakan’ny habaka intsony dia hirotsaka ho orana rehefa ‘lay migaingaina be, mitanika orana tsy mety mahalatsaka iny ny andro.
👉NDAO ARY HAFAFY NY RANO AVY NAMPIASAINA HANAMPY TOSIKA AMIN’NY FANAMANDOANA NY HABAKA👍