Studio Shalom Production Evangelique

Studio Shalom Production Evangelique Un studio pour partager, apprendre et s’élever ensemble en musique et en foi.
+ 20 ans expériences en son

Avant de commencer un mixage, il y a une étape que beaucoup négligent mais qui change tout 🎧Ny qualité du mix dia tsy av...
04/06/2026

Avant de commencer un mixage, il y a une étape que beaucoup négligent mais qui change tout 🎧

Ny qualité du mix dia tsy avy amin’ny effets fotsiny, fa avy amin’ny préparation tsara aloha. Raha tsy milamina ny “base”, dia ho sarotra foana ny hahazo son propre sy professionnel.

Aza maika miditra mixage, fa ataovy aloha izay “mise en ordre” ny piste, ny écoute, ary ny repères de travail. Izay no manampy anao hiala amin’ny son maloto ho lasa son clair sy équilibré.

💡 Ny ingénieur du son dia tsy miasa “au hasard”, fa miasa avec méthode sy écoute précise.

Raha mbola te-hampiakatra niveau anao amin’ny son professionnel ianao, mbola misy toerana vitsivitsy ho an’ny formation en présentiel 🎧

📩 Contacte-nous pour réserver ta place dieny izao mbola misy disponibilité izao.

29/05/2026

Ny zava-mitranga ao ambadiky ny session d'enregistrement ato amin’ny Studio Shalom

Eto, tsy tonga fotsiny handray feo ianao.
Tonga ianao mba hianatra, hivoatra ary hihoatra ny tsara vitanao omaly.

Alohan’ny handraisana feo dia misy :
✔️ Fanomanana feo (vocal preparation)
✔️ Famerenana (répétition)
✔️ Torohevitra manokana hahatongavana amin'ny fenitra tsara
✔️ Coaching mandritra ny session

Tsy ny hanao hira haingana no tanjonay fa ny hanao kalitao avo lenta.
Matetika mila ezaka sy faharetana satria izay no mitondra vokatra matihanina.

Fa satria Andriamanitra mendrika ny tsara indrindra avy amintsika.

👉 Te hanao enregistrement amin’ny fomba matihanina ve ianao
ary hamoaka ny tsara indrindra ao aminao ?
Mifandraisa aminay ary amin'ny hafatra miafina na miantso avy hatrany.

27/05/2026

Maro ny artistes sy groupes évangéliques eto Madagasikara no manana message tsara…
fa rehefa henoina ilay hira dia misy tsy miampita tsara, tsy mazava ary kalitao tsy milamina.

Izany no mahatonga :
– tsy maheno tsara ny feo
– tsy voaray tsara ny hafatra
– tsy manaraka fenitra ny kalitao

Résultat : tsy mahatratra ny olona tokony ho tonga amin’ilay hafatra ary ambany ny fiatraikany.

Ato amin’ny Studio Shalom, manampy anareo izahay :
🎙️ Prise de son propre et professionnel
🎚️ Mixage précis et équilibré
🎼 Mastering pour un rendu final puissant

Atao izay hahatonga ny hiranareo ho mazava tsara, mahakasika olona ary ho vonona ny ho alefa.

Votre message mérite un son à sa hauteur.
📩 Contacte Studio Shalom pour réserver votre session.

Andro manokana anio 🙏Tsaroantsika ny nidinan’ny Fanahy Masina tamin’ny mpianatra.Que Dieu renouvelle ton cœur aujourd’hu...
24/05/2026

Andro manokana anio 🙏
Tsaroantsika ny nidinan’ny Fanahy Masina tamin’ny mpianatra.

Que Dieu renouvelle ton cœur aujourd’hui.
Hery vaovao, fiadanana vaovao, fiainana vaovao ao amin’i Jesosy.

Ny fahatokisanareo manosika anay hatrany hanome ny tsara indrindra. 🎙️🙏Misaotra.
13/05/2026

Ny fahatokisanareo manosika anay hatrany hanome ny tsara indrindra. 🎙️🙏

Misaotra.

Nahoana ny fahaizana mifehy ny feo no manova tanteraka ny famokarana ataonao ?Tsy miankina amin’ny instrumental na ny fe...
13/04/2026

Nahoana ny fahaizana mifehy ny feo no manova tanteraka ny famokarana ataonao ?

Tsy miankina amin’ny instrumental na ny feo tsara fotsiny ny hira iray… fa indrindra amin’ny kalitaon’ny fikirakirana azy.
Ny mixage madio sy ny mastering voafehy dia manova hevitra tsotra ho lasa vokatra matihanina, mazava ary manintona.

Ny fifehezana ny feo dia midika hoe :
- Manome hery sy fihetseham-po ny hira tsirairay
- Mampiavaka anao amin’ny hafa
- Manome kanto manaraka ny fenitra iraisam-pirenena

Ny mampiavaka ny matianina sy ny tsy ampy traikefa dia tsy izay hita maso… fa ren'ny sofina.

Ny fanananao kalitao tsara dia mampiakatra ny lanjanao.

Address

Ambohibao

Telephone

+261345550180

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Studio Shalom Production Evangelique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Studio Shalom Production Evangelique:

Share