Andri-com

Andri-com ANDRI-COM

09/12/2025

Amin'ny fijerinay azy dia tsy ho ampy intsony ny rano jifaintsika noho ny fitombon'ny isan'ny mponina izay tsy azo tanana. Tsy misy afatsy ny manana source azy manokana ihany no vahaolana.
Forage no tiana ambara e. Antsoy io numéro @ sary io n'aiza n'aiza misy anao fa fotoana ieritreretana an'izany izao. Afaka mandefa WhatsApp koa. Azo atao ny mitambatambatra raha toa ka mavesatra. Mety na fokotany aza. Eto Ambatondrazaka no misy anay.

06/11/2025
DECODEUR CONNECTE no nampiasainay nandritra ny fampitana mivantana ireo match ny Barea teto Ambatondrazaka. Tsy nampiasa...
17/09/2025

DECODEUR CONNECTE no nampiasainay nandritra ny fampitana mivantana ireo match ny Barea teto Ambatondrazaka. Tsy nampiasa antenne intsony izahay fa internet mivantana no noraisin’ny decodeur ka nahafahana nahita ny sary.
Ho anao manana internet illimité, mety aminao io. Ahazoana Netfilx miaraka @ abonnement mifanaraka .
VIDINY : 80 000 ariary izy androany. Manomboka ny 22 Septembre kosa dia lasa 200 000 ar.
Manantona Distributeur Canal+ manontany ny andinindininy fa mahafapo io.
AZA TARA EDY E!!

23/06/2025
FORAGE ETO AMBATONDRAZAKAFandrio dieny izao fa efa ho libre ny machine atoato.PROMOTION ho an'ny DETECTION mandritry ny ...
16/06/2025

FORAGE ETO AMBATONDRAZAKA

Fandrio dieny izao fa efa ho libre ny machine atoato.
PROMOTION ho an'ny DETECTION mandritry ny Juin sy Juillet.
Aza tara sao efa ritra ny rano vao ifanjevo.

Afaka mandeha @ faritra rehetra.

0370737003

⚽️⚽️COUPE DU MONDE DES CLUBS⚽️⚽️Arahinao mivantana amin'ny chaine SUPER SPORT ao anatin'ny OPTION ENGLISH PLUS / DSTV  n...
13/06/2025

⚽️⚽️COUPE DU MONDE DES CLUBS⚽️⚽️

Arahinao mivantana amin'ny chaine SUPER SPORT ao anatin'ny OPTION ENGLISH PLUS / DSTV ny lalao ifanaovan'ireo club malaza

Ka aza misalasala manantona ny distributeur canal+ akaiky anao na manantona ny boutiques Andricom Canal Plus

Contact : 034 83 045 55

Mitohy hatrany ny 🎉 𝓐𝓼𝓪𝓻𝓪𝓶𝓪𝓷𝓲𝓽𝓻𝓪 𝓶'𝓹𝓸𝓪𝓴𝓪 𝓫𝓮 !🎉 miaraka amin’i Andricom Canal Plus 🎇  🎁 𝐑𝐚𝐡𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐫é𝐚𝐛𝐨𝐧𝐧𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 amin'ny b...
11/06/2025

Mitohy hatrany ny 🎉 𝓐𝓼𝓪𝓻𝓪𝓶𝓪𝓷𝓲𝓽𝓻𝓪 𝓶'𝓹𝓸𝓪𝓴𝓪 𝓫𝓮 !🎉 miaraka amin’i Andricom Canal Plus 🎇

🎁 𝐑𝐚𝐡𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐫é𝐚𝐛𝐨𝐧𝐧𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 amin'ny boutique CANAL+ ALAOTRA MANGORO rehetra (na POINT DE VENTE IO NA POINT DE RECHARGE) 𝐝𝐢𝐚 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐳𝐨𝐚 𝟏𝟓 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 𝐓𝐎𝐔𝐓 𝐂𝐀𝐍𝐀𝐋+ SY MANDRAY ANJARA AMIN'NY FISARIHANA IZAY KARAKARAIN'I Andricom Canal Plus izay mety azahoanao abonnement 30 JOURS GRATUIT SUR ACCESS 🔥
*Manankery hatramin’ny 07 Jolay 2025*

02/06/2025

M'POAKA BE NY JUIN MIARAKA AMIN'NY CANAL+ 💥💣

PROMO 50 000 Ar dia mahazo KIT COMPLET + ACCESS pendant 30 jours 🥰
Bonus 15 jours sur TOUT CANAL+ ho an'izay manao reabonnement la mitazona ny tolotra nampiasainy tamin'ny 27 avril 😍

Tongava aingana aty amin'ny boutique canal+
Contact : 034 83 045 55

Address

ANDRICOM Canal+
Ambatondrazaka
503

Telephone

+261348503170

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Andri-com posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Andri-com:

Share