AMB Ambalavao

AMB Ambalavao Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AMB Ambalavao, LTP ambalavao, Ambalavao.

Fizaràna ny attestation ho an'ireo mpiofana tao Kirano ny sabotsy 9 jolay 2022 teo🎉👉Maneho ny fankasitrahana ny tompon'a...
15/07/2022

Fizaràna ny attestation ho an'ireo mpiofana tao Kirano ny sabotsy 9 jolay 2022 teo🎉
👉Maneho ny fankasitrahana ny tompon'andraikitra rehetra
👉Mankasitraka ihany koa ny mpiofana rehetra,ary tena mahafaly tokoa satria efa nisy nampiantra sahady ny zavatra niofanana tamin'izy ireo.

Salama aby 👋☑️ao am radio RAT amin'ny 4 Ora sy sasany ny fanazavana momba ilay  FIOFANANA isaky commune rurale .👉Manasa ...
07/07/2022

Salama aby 👋
☑️ao am radio RAT amin'ny 4 Ora sy sasany ny fanazavana momba ilay FIOFANANA isaky commune rurale .
👉Manasa antsika hihaino

Salama aby 👋Mandeha ny Fiofanana ety am LTP ambalavao amin'izao Ora izao.👉Afaka mbola Tonga izay Liana
06/07/2022

Salama aby 👋
Mandeha ny Fiofanana ety am LTP ambalavao amin'izao Ora izao.
👉Afaka mbola Tonga izay Liana

Aza adino ny Fiofanana rahampitso eny amin'ny LTP ambalavao.☑️Amin'ny 8 Ora manomboka☑️Ahitana métier maro:👉Informatique...
05/07/2022

Aza adino ny Fiofanana rahampitso eny amin'ny LTP ambalavao.
☑️Amin'ny 8 Ora manomboka
☑️Ahitana métier maro:
👉Informatique de base
👉Informatique bureautique
👉Fiompiana akoho gasy nohavaozina
👉Fanamboarana savony gasy
Tongava maro o😁

💻🐓Fiofanana momban'ny:👉 Informatique de base👉Informatique bureautique👉Fiompiana akoho gasy👉Fanamboarana savony gasyHiara...
04/07/2022

💻🐓Fiofanana momban'ny:
👉 Informatique de base
👉Informatique bureautique
👉Fiompiana akoho gasy
👉Fanamboarana savony gasy
Hiarahana amin'ireo formateur AMB ,
Toerana:LTP ambalavao
Date :6-7-8 juillet 2022 Zao
PAF:5 000 ar /métier
15 000ar (savony gasy)
Contact:034 18 688 67/034 95 975 06 na mp
Tongava maro👍
☑️Fampiofanana azo antoka
☑️ Attestation tampon rouge

💻🐓Fiofanana momban'ny:👉 Informatique de base👉Informatique bureautique👉Fiompiana akoho gasy👉Fanamboarana savony gasyHiara...
04/07/2022

💻🐓Fiofanana momban'ny:
👉 Informatique de base
👉Informatique bureautique
👉Fiompiana akoho gasy
👉Fanamboarana savony gasy
Hiarahana amin'ireo formateur AMB ,
Toerana:LTP ambalavao
Date :6-7-8 juillet 2022 Zao
PAF:5 000 ar /métier
15 000ar (savony gasy)
Contact:034 18 688 67/034 95 975 06 na mp
Tongava maro👍
☑️Fampiofanana azo antoka
☑️ Attestation tampon rouge

Address

LTP Ambalavao
Ambalavao

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AMB Ambalavao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share