22/01/2026
Salama daholo eh!! Ela ela tsy hita fa teto ihany nanomana ny tsara indrindra ho anareo😄😉
Ka ireto ndray ary ny arrivage mamy be😘
Casque bluetooth (Bose 700, JBL, Marshall... Efa ho avy ihany koa ny casque gamer) 🎧
Écouteurs sans/ avec fil (Airpods Pro, A9 Pro, JBL...)
Power bank (10.000 mAh à 80.000 mAh)
Micro cravate (type c, iphone...)
Silicone (modèle rehetra)
Chargeur
Souris avec ou sans fil
Ventilo
Smart watch (montre connectée)
Speaker
Ary mbola misy maro fa tongava, na midira hafatra miafina na miantsoa raha mila fanazavana fanampiny😚
Mandela en gros sy détail 😄
Ny misy anay tsy miova
🏢 :Sirène Meuble Behoririka box B10 1er étage
📱 :0347639226