Rado concept

Rado concept Conception, Impression numérique et offset, vente tee-shirt personnalisé, découpe autocollant, ...

🌮😍 Ny maso aloha no mihinana voalohany e !Ireto indray ny panneaux publicitaires sy menu vita tato aminay ho an’ny NY SA...
20/10/2026

🌮😍 Ny maso aloha no mihinana voalohany e !

Ireto indray ny panneaux publicitaires sy menu vita tato aminay ho an’ny NY SAHAFA PIZZERIA. ✨

Visuel manintona sy impression tsara kalitao, natao hampisongadina ireo sakafo atolony. 🌮🌭

🙏 Misaotra betsaka anareo tamin’ny fahatokisana ny RADO CONCEPT !

📩 Manana projet mitovitovy amin’izao koa ve ianao ? Afaka mifandray aminay !

📞 038 48 807 16
📍Soamanandrariny près de la FJKM

17/10/2026

Alohan’ny hitadiavanao imprimeur hafa… anontanio aloha izahay 😌

Satria mety afaka manao ilay tadiavinao izahay.

Petit format • Grand format • Textile • Sticker • Packaging • Sublimation • Signalétique…

Ary mbola misy hafa.

Inona ilay projet-nao ? 👀

📞 038 48 807 16
📍Soamanandrariny près de la FJKM

Attendez… ça, c’est vraiment de la DTF ? 👀Eh oui. 😌La DTF peut aussi donner un effet broderie à vos vêtements.Sur une ro...
16/10/2026

Attendez… ça, c’est vraiment de la DTF ? 👀

Eh oui. 😌

La DTF peut aussi donner un effet broderie à vos vêtements.

Sur une robe, un malabary, un t-shirt…
vos motifs peuvent prendre un tout autre style.

Le résultat ?
Un rendu texturé, original et qui attire vraiment l’œil.

Vous tenteriez quel motif ? 👀

📞 038 48 807 16
📍Soamanandrariny près de la FJKM

15/10/2026

Ary nareo nanomboka oviana no niara niasa taminay ? 😂

Logo net sur téléphone, mais flou sur bâche ?Un logo en pixels peut perdre sa netteté lorsqu’il est agrandi, à cause d’u...
12/10/2026

Logo net sur téléphone, mais flou sur bâche ?

Un logo en pixels peut perdre sa netteté lorsqu’il est agrandi, à cause d’une résolution insuffisante.

La solution ? Le format vectoriel ! Il reste net, quelle que soit la taille d’impression.

Chez Rado Concept, nous vous conseillons pour des impressions de qualité professionnelle.

09/10/2026

Vos idées prennent vie chez RADO CONCEPT ! ✨

🔥 TSARA NY VISUEL. FA RAHA DISO NY SUPPORT, METY TSY HAHATRATRA NY TANJONA.Rehefa hanao communication ho an’ny activité-...
05/10/2026

🔥 TSARA NY VISUEL. FA RAHA DISO NY SUPPORT, METY TSY HAHATRATRA NY TANJONA.

Rehefa hanao communication ho an’ny activité-anao ianao, tsy hoe :
« Inona no tsara endrika indrindra ? » ihany no fanontaniana tokony hapetraka.

Fa kosa hoe :
👉 Aiza no hampiasako azy ?
👉 Iza no tiako hahita azy ?
👉 Haharitra hafiriana ?
👉 Inona no résultat tadiaviko ?

Izay no mahatonga ny choix du support ho tena zava-dehibe.

📄 Flyer sa carte de visite ?
Raha hampahafantatra offre, promotion na événement → flyer.
Raha te hamela contact sy image professionnelle → carte de visite.

🪧 Bâche sa panneau ?
Raha communication temporaire, événement na promotion → bâche.
Raha visibilité maharitra kokoa → panneau.

🏷️ Sticker papier sa vinyle ?
Raha utilisation tsotra sy protégée → papier.
Raha mila résistance sy durée kokoa → vinyle.

📢 Roll-up sa X-banner ?
Raha mila présentation professionnelle sy premium → roll-up.
Raha mila solution pratique sy économique kokoa → X-banner.

👕 T-shirt sa polo ?
Raha événement, animation na promotion → T-shirt.
Raha tenue d’équipe sy image professionnelle → polo.

📦 Packaging imprimé sa sticker ?
Raha te hanangana expérience de marque feno kokoa → packaging personnalisé.
Raha te hanomboka amin’ny solution flexible sy mora ampiharina → sticker.

🎨 DTF sa sublimation ?
Tsy safidy atao kisendrasendra izy roa ireo. Miankina amin’ny type de textile, matière, couleur, quantité ary rendu tadiavinao ny technique tokony hampiasaina.

💡 Tsy ny support lafo indrindra no tsy maintsy hoe tsara indrindra.
Ny support tsara indrindra dia ilay tena mifanaraka amin’ny tanjon’ny communication-anao.

Izany indrindra no maha-zava-dehibe ny conseil alohan’ny impression.

Manana projet fa mbola tsy azonao antoka izay support mety aminy?
📩 Alefaso aminay ny projet-anao. Hojerentsika miaraka izay solution tena mifanaraka amin’ny besoin sy budget-nao.

02/10/2026

Aaa tsy manao impression fa manao magie 😂

✨ HAINao VE? 👀Ny lambahoany dia azo atao personnalisé amin’ny sublimation mihitsy ho an’ny Vodiondry 💍🇲🇬Tsy voatery moti...
30/09/2026

✨ HAINao VE? 👀

Ny lambahoany dia azo atao personnalisé amin’ny sublimation mihitsy ho an’ny Vodiondry 💍🇲🇬

Tsy voatery motif tsotra fotsiny intsony… Afaka atao design manokana ho anareo roa, ary azo ampidirina ao mihitsy ny tantaranareo ❤️

💑 Ny nihaonanareo
📍 Toerana manan-danja aminareo
📅 Daty tsy hay hadinoina
✍️ Hafatra kely na teny mampiavaka anareo

Dia io lambahoany personnalisé io indray no azo anaovana robe, akanjo na tenue spéciale ho an’ny Vodiondry. ✨

💜 Tsy lambahoany fotsiny… fa tantaranareo entina amin’ny andro iray miavaka.

💌 Manana idée ve ianao? Alefaso aminay dia hiara-hamorona ny lambahoany manokana ho anareo isika.

📞 038 48 807 16
📍Soamanandrariny près de la FJKM

⚽ Tsy maillot fotsiny. Loko iray. Identité iray. Équipe iray.Ataovy miavaka eny an-kianja ny ekipanareo amin’ny maillot ...
28/09/2026

⚽ Tsy maillot fotsiny. Loko iray. Identité iray. Équipe iray.

Ataovy miavaka eny an-kianja ny ekipanareo amin’ny maillot sublimé personnalisé mifanaraka amin’ny style sy identité-nareo.

🔥 Des maillots qui font équipe.

👉 Manana design na idée ? Alefaso aminay.

📞 038 48 807 16
📍Soamanandrariny près de la FJKM

Address

Lot II E 30AA Ambohidahy
Ambohidahy
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rado concept posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Rado concept:

Shortcuts

Share