12/07/2024
📣📣 Salama tompoko 🔊🔊
🔋🔋 ATI Power, generateur portable vita Malagasy ⚡🌞
📌📌Mino izahay fa manomboka amin’ny angovo madio sy mety amin'ny fahefa-mividy ho an’ny rehetra ny hoavy tsaratsara kokoa.
🔎🔎Imagineo anie ireo fianakaviana any amin’ny faritra ambanivohitr’i Madagasikara, sy isika eto an-drenivohitra miaina tsy manana herinaratra maharitra sy tratran'ny délestage, voafetra isika amin’ny fahafaha-mivoatra sy ny fanabeazana.
❌❌Izahay Ato amin’ny ATI Power dia namorona "GÉNÉRATEUR PORTABLE" mandeha amin’ny herin'ny masoandro, afaka manome herinaratra 220 volts, ampy hampandehanana ireo fitaovana tena ilaina. Miaraka amin’ny batterie BATTERIE LITHIUM-ION sy panneaux solaire, ny vahaolanay dia madio sy manaja ny tontolo iainana ary mampivoatra ny ara-toekarena ihany koa.
➡➡Amin’ny fanohanana ny tetikasanay, manampy amin’ny famirapiratan’ny tokantrano ianao, manome fahafahana ho an’izay tena mila izany, ary mampiroborobo ny angovo maharitra ho an’ny hoavy tsaratsara kokoa.
Isika miaraka no afaka manao fahasamihafana.
❌❌Tsindrio ity lien ity ary asio réaction❌❌
https://startupper.totalenergies.com/fr/juries/LHYRrm_QJugmI31SZMNFBA?query=Ati&order=random&scope=all
Réaction✔ ao anatin'ny site total énergie challenge no micompte fa tsy ilay fb.
Ataoko ao ny étape fanokafanao compte afahana mifidy. 🆗🆒
Mankasitraka tamin'ny fanohananao.🤝🏻