Univpass

Univpass Simplifiez vos démarches universitaires à Toliara. Inscriptions, demandes de diplômes et paiements en ligne sécurisés. "UnivPass, tout en un clic"

⏳ SAROBIDY NY FOTOANANAO! 😊Aza laniana amin’ny filaharana sy ny fivezivezena ny fotoananao, fa ampiasao amin’ny zavatra ...
16/10/2026

⏳ SAROBIDY NY FOTOANANAO! 😊

Aza laniana amin’ny filaharana sy ny fivezivezena ny fotoananao, fa ampiasao amin’ny zavatra hafa mahasoa anao!

🎓 Ny Univpass no mikarakara ny fangatahana diplôme-nao, amin’ny alalan’ny Internet!

Tsy mila mivezivezy any amin’ny Université, Office du Baccalauréat na Banque intsony ianao. 💻📱

✅ Tsotra sy mora ny dingana.
✅ Mitsitsy fotoana sy saran-dalana.
✅ Ataovy amin’ny alalan’ny tranonkala avokoa ny fangatahanao: 🌐 https://univ-pass.tech

📢 AZA TARA! EFA AZO ALÀNA NY DIPLÔME BACCALAURÉAT 2026!

🚀 UnivPass – Tout en un clic !
La révolution digitale des services universitaires.

Mifankazara amin’izay manoro anao ny tsara, manohana anao ary te hahita anao handroso. ❤️📞 034 92 029 85 – 038 36 438 35...
30/09/2026

Mifankazara amin’izay manoro anao ny tsara, manohana anao ary te hahita anao handroso. ❤️

📞 034 92 029 85 – 038 36 438 35
📧 [email protected]
Faritra Menabe ofisialy
Faritra Androy
Faritra Anôsy - Pejy ofisialy
Faritra Atsimo-Andrefana Ofisialy
𝗨𝗻𝗶𝘃𝗲𝗿𝘀𝗶𝘁𝗲́ 𝗱𝗲 𝗧𝗼𝗹𝗶𝗮𝗿𝗮 - 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿
Fédération des Associations des Etudiants l'Université de Toliara

̂me

🎓 Ne laissez pas cette semaine passer sans rien faire !Avec Univpass, simplifiez vos démarches et avancez sereinement ve...
28/09/2026

🎓 Ne laissez pas cette semaine passer sans rien faire !

Avec Univpass, simplifiez vos démarches et avancez sereinement vers l’obtention de votre diplôme. 📚✨
Profitez de cette nouvelle semaine pour faire avancer votre demande !

📞 034 92 029 85 – 038 36 438 35
📧 [email protected]
Faritra Menabe ofisialy
Faritra Androy
Faritra Anôsy - Pejy ofisialy
Faritra Atsimo-Andrefana Ofisialy
𝗨𝗻𝗶𝘃𝗲𝗿𝘀𝗶𝘁𝗲́ 𝗱𝗲 𝗧𝗼𝗹𝗶𝗮𝗿𝗮 - 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿
Fédération des Associations des Etudiants l'Université de Toliara

🎓 Happy week-end avec UnivPass !Profitez de votre week-end, rechargez les batteries et gardez votre objectif en tête : v...
25/09/2026

🎓 Happy week-end avec UnivPass !

Profitez de votre week-end, rechargez les batteries et gardez votre objectif en tête : votre diplôme. ✨

Avec UnivPass, avancez plus simplement dans vos démarches universitaires et préparez votre avenir avec sérénité.

📞 034 92 029 85 – 038 36 438 35
📧 [email protected]
🌐 univpass-tech

Bon week-end à tous ! 💙
Faritra Menabe ofisialy
Faritra Androy
Faritra Anôsy - Pejy ofisialy
Faritra Atsimo-Andrefana Ofisialy
𝗨𝗻𝗶𝘃𝗲𝗿𝘀𝗶𝘁𝗲́ 𝗱𝗲 𝗧𝗼𝗹𝗶𝗮𝗿𝗮 - 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿
Fédération des Associations des Etudiants l'Université de Toliara

🎓 Votre diplôme, livré directement chez vous !Avec Univpass, recevez désormais votre diplôme en version physique sans vo...
24/09/2026

🎓 Votre diplôme, livré directement chez vous !

Avec Univpass, recevez désormais votre diplôme en version physique sans vous déplacer. 📦
À Toliara, profitez de la livraison à domicile, et le service est également disponible partout à Madagascar.

Simple, pratique et rapide : votre diplôme arrive jusqu’à vous. ✅

📞 034 92 029 85 / 038 36 438 35
📩 [email protected]

Faritra Menabe ofisialy
Faritra Androy
Faritra Anôsy - Pejy ofisialy
Faritra Atsimo-Andrefana Ofisialy
𝗨𝗻𝗶𝘃𝗲𝗿𝘀𝗶𝘁𝗲́ 𝗱𝗲 𝗧𝗼𝗹𝗶𝗮𝗿𝗮 - 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿
Fédération des Associations des Etudiants l'Université de Toliaraa

🚀 Safidio Univpass, dingana tsotra mankany amin’ny hoavinao !Miaraka amin’i Univpass, lasa mora, haingana ary tsotra kok...
21/09/2026

🚀 Safidio Univpass, dingana tsotra mankany amin’ny hoavinao !

Miaraka amin’i Univpass, lasa mora, haingana ary tsotra kokoa ny dingana

📞 034 92 029 85 / 038 36 438 35
📧 [email protected]
🌐 univpass-tech
Faritra Menabe ofisialy
Faritra Androy
Faritra Anôsy - Pejy ofisialy
Faritra Atsimo-Andrefana Ofisialy
𝗨𝗻𝗶𝘃𝗲𝗿𝘀𝗶𝘁𝗲́ 𝗱𝗲 𝗧𝗼𝗹𝗶𝗮𝗿𝗮 - 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿
Fédération des Associations des Etudiants l'Université de Toliara

Afaka manao fangatahana diplaoma en ligne, manara-maso ny fangatahanao ary mahazo ny tolotra avy hatrany amin’ny findain...
18/09/2026

Afaka manao fangatahana diplaoma en ligne, manara-maso ny fangatahanao ary mahazo ny tolotra avy hatrany amin’ny findainao ianao, indrindra ho an’ny faritra Anôsy, Androy, Menabe ary Atsimo-Andrefana.

Tsy mila mandeha lavitra intsony. Téléphone + connexion dia efa ampy hanombohana ny fangatahanao.

🌐 Midira ao amin’ny univpass.tech
📞 034 92 029 85 – 038 36 438 35
📧 [email protected]

Faritra Menabe ofisialy
Faritra Androy
Faritra Atsimo-Andrefana Ofisialy
Faritra Atsimo-Andrefana Ofisialy
𝗨𝗻𝗶𝘃𝗲𝗿𝘀𝗶𝘁𝗲́ 𝗱𝗲 𝗧𝗼𝗹𝗶𝗮𝗿𝗮 - 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿
Fédération des Associations des Etudiants l'Université de Toliara

17/09/2026

Univpass dia natao hanampy ny mpianatra. 📚✨
Tsotra, haingana ary mora ampiasaina!

👉 Jereo ny vidéo ary araho hatramin’ny farany. ❤️
Faritra Menabe ofisialy
Faritra Androy
Faritra Anôsy - Pejy ofisialy
Faritra Atsimo-Andrefana Ofisialy
𝗨𝗻𝗶𝘃𝗲𝗿𝘀𝗶𝘁𝗲́ 𝗱𝗲 𝗧𝗼𝗹𝗶𝗮𝗿𝗮 - 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿
Fédération des Associations des Etudiants l'Université de Toliara

Mila manao demande diplôme nefa tsy te ho sahirana amin’ny dingana maro? 🎓Amin’ny Univpass, ataovy tsotra kokoa ny fikar...
16/09/2026

Mila manao demande diplôme nefa tsy te ho sahirana amin’ny dingana maro? 🎓

Amin’ny Univpass, ataovy tsotra kokoa ny fikarakaranao.
Tout en un clic, haingana ary mora ampiasaina. 📲

👉 Univpass no manao ny rehetra, ianao kosa mifantoka amin’ny zava-dehibe.

📞 034 92 029 85 • 038 36 438 35
📧 [email protected]

Faritra Menabe ofisialy
Faritra Androy
Faritra Anôsy - Pejy ofisialy
Faritra Atsimo-Andrefana Ofisialy
𝗨𝗻𝗶𝘃𝗲𝗿𝘀𝗶𝘁𝗲́ 𝗱𝗲 𝗧𝗼𝗹𝗶𝗮𝗿𝗮 - 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿
Fédération des Associations des Etudiants l'Université de Toliara

🎓 Bachelier, mbola inona no andrasanao?Aza manasarotra ny dingana! 📱Miaraka amin’ny UnivPass, afaka manao ny demande de ...
14/09/2026

🎓 Bachelier, mbola inona no andrasanao?

Aza manasarotra ny dingana! 📱
Miaraka amin’ny UnivPass, afaka manao ny demande de diplôme mora sy haingana ianao, na aiza na aiza misy anao.

🌐 UnivPass ihany no manao ny rehetra!
📞 034 92 029 85 / 038 36 438 35
📧 [email protected]

👉 Téléphone + Mega ou Wi-Fi, dia vita! 🚀



UnivPass — vos démarches, plus simples.

Faritra Menabe ofisialy
Faritra Androy
Faritra Anôsy - Pejy ofisialy
Faritra Atsimo-Andrefana Ofisialy
𝗨𝗻𝗶𝘃𝗲𝗿𝘀𝗶𝘁𝗲́ 𝗱𝗲 𝗧𝗼𝗹𝗶𝗮𝗿𝗮 - 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿
Fédération des Associations des Etudiants l'Université de Toliara

Address

Maninday
Tulear
601

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Univpass posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share