NOFY Services

NOFY Services Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from NOFY Services, Electronics Store, Androranga, Toamasina.

26/08/2025

Araraoty fa fihenam_bidy 25% @ main d'oeuvre zay entana rehetra amboarina manomboka rahampitso ka hatr@ finale,amboaro daholo zay simba any hanaovana fety fa ho azontsika io fandresena io,alefa Barea🇲🇬

Lundi masaka be💥Promotion @ ireo entana tanisaina ao ambany ireo, MIVIDY 10 DIA MAHAZO 2,eny o tena tsy manonofy ianao f...
11/08/2025

Lundi masaka be💥
Promotion @ ireo entana tanisaina ao ambany ireo, MIVIDY 10 DIA MAHAZO 2,eny o tena tsy manonofy ianao fa tena izany mihitsy,mividy 10 mahazo 2
_Condensateur 100/50V
_Condensateur non polarisé 47NF
_Diode 4007
_Résistance 1/2W
_Résistance 5W 0,25 0,33 0,47
_Transistor 5551
_Transistor 5401
Aty Androranga ampitan'ny étoiles color no ahitana anay NOFY SERVICES

Simba ve ny appareil ao an_trano ? Ento aty aminay amboarina fa manao ny asa rehetra momban'ny électronique zay
29/07/2025

Simba ve ny appareil ao an_trano ? Ento aty aminay amboarina fa manao ny asa rehetra momban'ny électronique zay

Aiza daolo zay manana appareil simba any fa vonona zay ny hanamboatra azy
23/07/2025

Aiza daolo zay manana appareil simba any fa vonona zay ny hanamboatra azy

14/07/2025
11/07/2025

Salama daolo
Mangingina tsika ato zan,miomàna fa ho avy tsy ho ela ndray ny lalao manaraka😉

Mangingina vita fety izy zany,misy zavatra simba ve any ?tongava aty aminay fa amboarina tsara😉
30/06/2025

Mangingina vita fety izy zany,misy zavatra simba ve any ?tongava aty aminay fa amboarina tsara😉

27/06/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Dina Ange, Randrianarisoa Fanja Nirina, Ranaivosoa Tatamo, Alison Kevin Rakotomalala, Fân'hïr Ramaherijaona, Eugenie Solomihanta, Tsanta Raminomalala, Manampy Ramaherijaona, Anjara Soa, Fi Aina, Jessica La Gyal Jessica, Sarah Valechat, Christinà Razafinirina, Nïãh Rafalimanantsoa, Nou Mena, Tsiaro Ny Fity, ʚʆɞ Biãnca, Nïrîn Tsö Jùvëne, Kanto Niaina, Malala Santatra, Dah Nie, Murellah Anjarasoa, Kiala Ntsoa, Safidinirina Sãh, Lucia Noelah, Mendrika Fitii Idealy, Tmt Sourire, Emma Nir'inah, Finaritra Fanantenana, May Corazon, Jessïïcä Dzy, Aina Soa, Jūdicæl Jūdi, Ni Aina, Võñï Kåzöū, Hope Maja, Mí Shår, Jean Claude

Isaorana daolo ireo zay nandray anjara t@ lalaontsika,ialana tsiny 'ny vokatra,arabaina ireo zay nandresy ary araho atra...
21/06/2025

Isaorana daolo ireo zay nandray anjara t@ lalaontsika,ialana tsiny 'ny vokatra,arabaina ireo zay nandresy ary araho atrany ny pejy ho an'ny sisa fa mbola ho maro ny lalao manaraka eo

21/06/2025

Fotoana fohy sisa dia hifarana ny lalaontsika,tsy ekena ny auto like

Address

Androranga
Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NOFY Services posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share