01/09/2026
“Fisaorana lehibe ho anareo rehetra izay matoky ny B.M ELECTRONIQUE 🙏❤️ Na dia avy lavitra aza ianareo, mbola misafidy ny miantso anay rehefa misy olana amin’ny appareil électronique. Tena mankasitraka ny fahatokisanareo sy ny fanohanana omenareo anay izahay. Misaotra indrindra, ary voninahitra ho anay ny manompo anareo! 🔧⚡🔊”