GigaBar Tanambao V

GigaBar Tanambao V Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from GigaBar Tanambao V, Information Technology Company, Tanambao 5, Toamasina.

Reste connecté sans limite à Tanambao V
📶 Internet rapide & stable
💸 Des prix faits pour toi
🎬 Films, téléchargement & navigation sans stress
👉 GigaBar – ton Bar à WiFi & divertissement
🏠 Abonnement à domicile disponible

👉 MBOLA MANDRAY ABONNEMENT 😊😁 Araraoty fa Mondial ty manana tolotra miavaka sy tsy ampoizinao izahay 🎉🎉 Aza miandry TVM ...
20/06/2026

👉 MBOLA MANDRAY ABONNEMENT 😊😁 Araraoty fa Mondial ty manana tolotra miavaka sy tsy ampoizinao izahay 🎉🎉 Aza miandry TVM vo hahita Match eeeee.... Abonnement hoan'izay manodidina eto à partir 20.000 ar par mois dia efa ILLIMITÉ 😜 Oui, Illimité mihintsy ka... MP ou WhatsApp o

👉 MBOLA MANDRAY ABONNEMENT 😊😁 Araraoty fa Mondial ty manana tolotra miavaka sy tsy ampoizinao izahay 🎉🎉 Aza miandry TVM ...
20/06/2026

👉 MBOLA MANDRAY ABONNEMENT 😊😁 Araraoty fa Mondial ty manana tolotra miavaka sy tsy ampoizinao izahay 🎉🎉 Aza miandry TVM vo hahita Match eeeee.... Abonnement hoan'izay manodidina eto à partir 20.000 ar par mois dia efa ILLIMITÉ 😜 Oui, Illimité mihintsy ka...

‼️ PARTAGE INTERNET STARLINK À DOMICILE ‼️

⚙️ Fepetra takiana :
✔️ Mila manana capteur (CPE) + routeur + câble réseau
✔️ Mila toerana avo hametrahana ny capteur
✔️ Mila vue dégagée tsara (tsy voasakana trano na zavatra hafa)

💰 TARIF : Ilay tsy ampoizonao mihintsy 🫣 Fa mora loatra eee ✅

❌ Tsy misy engagement (afaka mitsapa aloha ianao)

📶 Internet stable sy haingana (Starlink)

📞 Contact : 034 63 820 28
💬 Na mandefasa message privé (MP)

🚀 Aza mandry an !

🟢 𝗠𝗔𝗠𝗢 𝗙𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗭𝗬... 𝗡𝗘𝗙𝗔 𝗧𝗦𝗬 𝗡𝗜𝗦𝗢𝗧𝗥𝗢 𝗧𝗢𝗔𝗞𝗔 𝗠𝗜𝗛𝗜𝗧𝗦𝗬! 🤯🍺Alaivo sary an-tsaina hoe voampanga ho mamo isan'andro ianao, nefa...
05/06/2026

🟢 𝗠𝗔𝗠𝗢 𝗙𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗭𝗬... 𝗡𝗘𝗙𝗔 𝗧𝗦𝗬 𝗡𝗜𝗦𝗢𝗧𝗥𝗢 𝗧𝗢𝗔𝗞𝗔 𝗠𝗜𝗛𝗜𝗧𝗦𝗬! 🤯🍺

Alaivo sary an-tsaina hoe voampanga ho mamo isan'andro ianao, nefa tsy nisotro toaka akory!

Izay indrindra no nanjo an'i Eric. Matetika izy no hita hoe mivembena, very fifandanjana ary mitovy fihetsika amin'ny olona avy nisotro toaka. Nandà hatrany anefa izy satria tena tsy nisotro mihitsy.

Taorian'ny fikarohana sy fitiliana maro dia hita ny tena antony: aretina tena tsy fahita firy antsoina hoe "Syndrome d'Auto-Fermentation".

🔬 Inona izany?

Misy levure na bakteria sasany ao anaty tsinay izay mamadika ny glucide avy amin'ny sakafo (vary, m**o, paty, siramamy...) ho lasa alikaola (éthanol) ao anatin'ny vatana.

Midika izany fa rehefa misakafo izy dia toy ny hoe misy "labiera" vokarin'ny vatany ihany!

🍞 ➡️ 🍺

Noho izany dia mety hiakatra ny tahan'ny alikaola ao amin'ny ràny na dia tsy nisotro toaka iray vera aza izy.

😲 Raha ny marina dia lasa toy ny "brasserie kely mandeha ho azy" ny tsinainy!

Fantatrao ve fa misy aretina hafahafa hafa tahaka izao koa eto amin'izao tontolo izao?

💬 Zarao ao anaty commentaire izay aretina hafahafa efa renao!

‼️ PARTAGE INTERNET STARLINK À DOMICILE ‼️⚙️ Fepetra takiana :✔️ Mila manana capteur (CPE) + routeur + câble réseau✔️ Mi...
03/05/2026

‼️ PARTAGE INTERNET STARLINK À DOMICILE ‼️

⚙️ Fepetra takiana :
✔️ Mila manana capteur (CPE) + routeur + câble réseau
✔️ Mila toerana avo hametrahana ny capteur
✔️ Mila vue dégagée tsara (tsy voasakana trano na zavatra hafa)

💰 TARIF : Ilay tsy ampoizonao mihintsy 🫣 Fa mora loatra eee ✅

❌ Tsy misy engagement (afaka mitsapa aloha ianao)

📶 Internet stable sy haingana (Starlink)

📞 Contact : 034 63 820 28
💬 Na mandefasa message privé (MP)

🚀 Aza mandry an !

Marivo Bar Gaby misy anao? Bye2 Méga mora lany ei 🥳🎉GigaBar Tanambao V  manome toky, connexion illimité à gogo na Connex...
03/05/2026

Marivo Bar Gaby misy anao? Bye2 Méga mora lany ei 🥳🎉

GigaBar Tanambao V manome toky, connexion illimité à gogo na Connexion Bojo be.

Raha akaiky Tanambao V ianao 👀 akaiky Marotia na Bar Gaby ✅👉 afaka mi-connect WiFi direct❌ tsy mila routeur❌ tsy mila ca...
01/05/2026

Raha akaiky Tanambao V ianao 👀 akaiky Marotia na Bar Gaby ✅
👉 afaka mi-connect WiFi direct
❌ tsy mila routeur
❌ tsy mila capteur
📶 GigaBar
👀 Tongava testeo dia ho hitanao ny différence
💬 Connexion Bojo fa androany izahay no misokatra 😉

🚀 FISOKAFANA OFISIALY – WIFI ZONE STARLINK 🚀Mitady internet haingana, matanjaka ary tsy tapaka ve ianao ?👉 Eto Tanambao ...
01/05/2026

🚀 FISOKAFANA OFISIALY – WIFI ZONE STARLINK 🚀
Mitady internet haingana, matanjaka ary tsy tapaka ve ianao ?
👉 Eto Tanambao V ny vahaolana !

📅 Fisokafana : Zoma 01/05/2026
📡 Internet Starlink V4
⚡ Haingam-pandeha – tsy misy tapaka
💸 500 Ar dia efa milalalala

Mifandray amin’izao tontolo izao, tsy misy ahiahy 📱💻

——————————————————

🚀 OUVERTURE OFFICIELLE – WIFI ZONE STARLINK 🚀
Besoin d’une connexion rapide, stable et illimitée ?
👉 La solution est là à Tanambao V !

📅 Ouverture : Vendredi 01/05/2026
🌐 Internet Starlink V4
⚡ Haut débit – sans coupure
💸 A gogo dès 500 Ar

Connecte-toi au monde entier, sans stress 📱💻

——————————————————

📍Toerana : Tanambao V, akaikin’ny Bar Gaby




📶 GIGABAR EST OFFICIELLEMENT LÀ ! 🚀Un nouvel espace dédié à la connexion rapide, stable et accessible vient d’ouvrir à T...
30/04/2026

📶 GIGABAR EST OFFICIELLEMENT LÀ ! 🚀

Un nouvel espace dédié à la connexion rapide, stable et accessible vient d’ouvrir à Tanambao V 👀
👉 Chez GigaBar, profitez de :
⚡ Wi-Fi haut débit (Starlink)
💰 Offres adaptées à tous les budgets
⏱ Formules flexibles (heure, giga, illimité)
📍 Disponible dès maintenant à Tanambao V – Toamasina
💬 Passez sur place et découvrez une nouvelle façon de vous connecter 😏.......................................................................

📶 EFA MISOKATRA NY GIGABAR ! 🚀

Toerana vaovao ahafahanao mahazo
connexion haingana, stable ary mora eto Tanambao V 👀
👉 Ao amin’ny GigaBar :
⚡ Wi-Fi Starlink haingam-pandeha
💰 Vidiny mifanaraka amin’ny rehetra
⏱ Misy offre ora, giga ary illimité
📍 Tanambao V – Toamasina
💬 Tongava hizaha ary manandrama 😏


⚡ Le Wi-Fi rapide, enfin accessible à tous !🚀 Connecte-toi plus, dépense moins !💡 Internet haut débit à petit prix🔥 Ta c...
29/04/2026

⚡ Le Wi-Fi rapide, enfin accessible à tous !
🚀 Connecte-toi plus, dépense moins !
💡 Internet haut débit à petit prix
🔥 Ta connexion, ton rythme, ton budget
🌐 GigaBar – La connexion qui te comprend
⚡ Du giga, du rapide, du pas cher

Tanambao V - Prêt de Annexe Marotia 🔺

Address

Tanambao 5
Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GigaBar Tanambao V posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share