13/05/2026
Lalim-pandinihina nama ilay Ntaolo
!
◽ "Tsy misy mafy tsy laitran' ny zoto.
Tsy misy sarotra tsy azo resena, fa: lalina ny hady, azo torahina;
Maizina ny andro, azo tsilovina;
Tondraka ny rano, azo lanosina
Ataovy toy ny sambo-balala main'andro, ka raha tsy azo anio, azoko rahampitso."
💪
" Izay mampita fahalalana, mampita aina. "
Ny Aina Mpikabary
[ ]