Eldeken shop

Eldeken shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Eldeken shop, Electronics, Moramanga.

✨ Eldeken Shop ✨
🔌 Votre boutique de confiance en électroménager & accessoires
🏠 Tout pour équiper votre maison facilement
💯 Qualité garantie – Prix abordables
💳 Facilité de paiement disponible
📦 Livraison rapide |

🔥🔥🔥TSY MANGATSIKA KOZA MIARAKA AMTY CHAUFFAGE ITY 🔥🔥Chauffage électrique maivana sady tsy manahirana ... Hafaka hoetina ...
08/07/2026

🔥🔥🔥TSY MANGATSIKA KOZA MIARAKA AMTY CHAUFFAGE ITY 🔥🔥

Chauffage électrique maivana sady tsy manahirana ... Hafaka hoetina any am efitrano ze ilaivanao anazy ..

Tena manafana 😉

Manatoana aty am shop ra ijery azy 🔥

Contact : 0341210521

Lieu : apitany baobab banque Moramanga

08/07/2026

🛑 Okizay ny hatsiaka 🥶🥶

Arovy ny amin'ny hatsiaka ny fianakavinao 😉

Manafana tsara ✅

Afaka bataina tsara ...maraina Salon.. ariva chambre 😉✅

Vidiny tsy lafo

Contact: 0341210521

🟥Izay mila Frigo sy Congélateur EFA TONGA🟥Na ny habean'ny na ny vidiny dia afaka isafidihanana tsara ✅kalitao tsara lotr...
29/06/2026

🟥Izay mila Frigo sy Congélateur EFA TONGA🟥

Na ny habean'ny na ny vidiny dia afaka isafidihanana tsara ✅

kalitao tsara lotra ✅

Misy garantie ary S.A.V Avokoa ny entana rehetra ato aminay ✅

Hafaka alo tsikelikely iany ko ✅

Contact : 0341210521

Toerana: apitany baobab banque Moramanga

Ririnina ny andro ❄️❄️ka ireto ary ny thermos amilay tena tsara sady miavaka no mora hatrany 😊📍Eto apitany baobab banque...
18/06/2026

Ririnina ny andro ❄️❄️

ka ireto ary ny thermos amilay tena tsara sady miavaka no mora hatrany 😊

📍Eto apitany baobab banque no misy anay an ! manasa anareo handalo . na ijery fotsiny ary ❄️

contact 0341210521





🔉🔉Subwoofer Matanjaka no Mora sady Maneno be 🔉🔉sady Afaka aloa Tsikelikely Misy garanti sy SAV🔌 Baffle anaky 5 be zao no...
13/06/2026

🔉🔉Subwoofer Matanjaka no Mora sady Maneno be 🔉🔉

sady Afaka aloa Tsikelikely Misy garanti sy SAV

🔌 Baffle anaky 5 be zao no miaraka aminazy

Eto Moramanga Apitany Clinic Beaute no misy azy .

Contact: 034.12.105.21

🎉🎉Efa akaiky ny   an ..⚽🔥🔥Afaka jerentsika Miaraka am ireto Smart TV ireto🤓 65" à 32"🔺Misy ny 65" 4K Ultra HD Dolby Atmo...
21/05/2026

🎉🎉Efa akaiky ny an ..⚽🔥🔥

Afaka jerentsika Miaraka am ireto Smart TV ireto🤓 65" à 32"

🔺Misy ny 65" 4K Ultra HD Dolby Atmos 📺
( Tena Ngeda be 😱Android 11 🚨 )

🔺 Eo ko ny 55" 4K Ultra HD Dolby Atmos 📺
( Double ecran ... incassables 🚨😃)

🔺 Dispo ko ny 43" Ultra HD
( Efa Smart ko izy Android 11 )

🔺 Tsy adino ny 32" Ultra HD
( Android 11 iany ko mazaka application tsara)

alo tsikelikely Daoly

Prix abordables ... Ka manasa anao andalo eto Eldeken shop ary ☺️

Numéro : 0341210521

📍Apitany Clinic Beaute Moramanga no Misy anay.

17/04/2026

❄️❄️Glacières amle mtana be ann ❄️❄️

📍Eto apitanan'ny clinique beauté Moramanga no misy anay

contact : 0341210521

❄️❄️Masolo frigidaire ann 🥶🥶❄️❄️glacières en série 5 pièce 💯50 L✅20 L✅08 L ✅3,6 L✅+gourde d'eau 1 litre✅couleur bleu💙 et...
17/04/2026

❄️❄️Masolo frigidaire ann 🥶🥶❄️❄️

glacières en série 5 pièce 💯
50 L✅20 L✅08 L ✅3,6 L✅
+gourde d'eau 1 litre✅

couleur bleu💙 et rouge❤️ dispo

Mbola afaka alo tsikelikely iany an 💸
( conditions à discuter sur place)

📍 Moramanga apitanan'ny clinique beauté 🍁

Contact : 034 12 105 21

iza no hahazo anazy 😍cuisinière a gaz ngeza be 😱5 feu 🔥Four 130 Litres 🔥📍Moramanga ny misy anay Afaka alo tsikelikely 🤝(...
11/04/2026

iza no hahazo anazy 😍

cuisinière a gaz ngeza be 😱

5 feu 🔥

Four 130 Litres 🔥

📍Moramanga ny misy anay

Afaka alo tsikelikely 🤝
(Mila manadalo shop ra mila fanazavana fanampiny)

Contact 034 12 105 21

🚩🚩🚩 Arrivage Speaker 🔊🔊Misy maro isafidianana 🎤🎤Manasa anao andalo eto Eldeken shop  moramanga 😉Facilité de paiement pos...
19/03/2026

🚩🚩🚩 Arrivage Speaker 🔊🔊

Misy maro isafidianana 🎤🎤

Manasa anao andalo eto Eldeken shop moramanga 😉

Facilité de paiement possible

Contact : 0341210521

Address

Moramanga
514

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Eldeken shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category