AinaDigit

AinaDigit Créé par FANOMEZANTSOA Findraniaina Pierre Shellino.

AinaDigit est un projet numérique éducatif visant à rendre la technologie accessible à tous grâce à des formations simples et pratiques, afin de réduire l’inégalité numérique.

19/08/2026

✅ ASTUCES + EXPLICATIONS






😂😂Ty zalah efa Autruche eky ty😂😂Le pamplemousse koa tena tafahoatra, 🤣Efa nampanaoviko ia fa tsy hainy hono😭
18/08/2026

😂😂Ty zalah efa Autruche eky ty😂😂
Le pamplemousse koa tena tafahoatra, 🤣
Efa nampanaoviko ia fa tsy hainy hono😭

11/08/2026

🤣Holasa artiste iany raha izao no mitohy

Artiste : RAMTSHESTERNE
Prompteur et AI supervisor : AINA
Producteur : SUNO AI
Voice model : RAMTSHESTERNE
A/C : AINA & TINA (petit frère)

06/08/2026

✅ Atsarao ny kalitao ny hira vokarina @ suno


29/07/2026

APPLICATION SCAN VERSION AMELIOREE

AZA MANISY COMMENTAIRE MBA TSY HOSAHIRANA NY NAMANA MITADY ILAY LIEN


24/07/2026

🛜Partage Wifi 👉 Wifi

Raha ny mahazatra dia ny partage Données @ alalan'ny Point d'accès, fa @ ty ndray de wifi mihintsy no Partagena



💡 Mbola manao ny asa rehetra amin'ny tanana ve ianao?Na olontsotra ianao, na Entreprise, afaka manamboatra fitaovana nom...
23/07/2026

💡 Mbola manao ny asa rehetra amin'ny tanana ve ianao?

Na olontsotra ianao, na Entreprise, afaka manamboatra fitaovana nomerika mifanaraka tanteraka amin'ny filanao izahay.

🎯 Lazao anay fotsiny ny olana sedrainao isan'andro. Izahay kosa no hamadika izany ho vahaolana tsotra, haingana ary mahomby.

✅ Application Android
✅ Logiciel Windows
✅ Système fitantanana
✅ Outils automatique hanamora ny asa

Tsy vitan'ny hoe manao izay angatahinao izahay, fa manampy hevitra sy fanatsarana mba hahazoanao vokatra mihoatra noho izay noeritreretinao.

💰 Tsy gratuit, fa prix tsy hamono anao. Ny tanjonay dia ny hanome vahaolana tsara amin'ny vidiny takatry ny rehetra.

📩 Manorata "INFO" na alefaso mivantana ny hafatra dia andao hiresaka ny tetikasanao.

20/07/2026

✅ Application VAROTRA
Tsy hanenina ianao

🫡🙏✅Hifarana rahapitso 20 juillet ny Promotion apk varotra, raikitra fa 10000 Ar ny vidiny, 🙏 Mankasitraka indrindra anar...
19/07/2026

🫡🙏✅Hifarana rahapitso 20 juillet ny Promotion apk varotra, raikitra fa 10000 Ar ny vidiny,

🙏 Mankasitraka indrindra anareo tamin'ny fanohanana 🙏




15/07/2026

🎵SUNO Astuces

Somary lava ny vidéo fa ialàna tsiny




Address

Antanimalandy
Mahajanga
401

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AinaDigit posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share