04/04/2026
📱 Mandeha lava ve ianao ka sahirana mi'charge phone ampandehanana?
🧑🎓 Sa miasa na mianatra ka mila manana courant tsy tapaka hi'charger_na téléphone.
⚡Sa any amin'ny tany tsisy jiro na hialana amin'ny jiro tapaka nefa mila mi'charge téléphone 🔋🔋?
👉 VAHAOLANA HO ANAO ITY POWER BANK ORIGINAL ITEL ITY
🔋🔋20 000 Mah be zao
🔋🔋Mahavoky Android 5/6, afaka mi'charge in 5 na in 6 zany ianao raha Android 01
🔌Efa misy câble spécial miaraka aminy: Micro USB, Type C ary Iphone.
💪Mora entina
💵💴 VIDINY MIRARY 95 000 ar
TONGAVA FA TSY HANENENANAO NY MANJIFA AZY,
_ Misy accessoires téléphone maro isankarazany koa ary téléphone maro afaka hisafidiananao ato aminay.
✅ Toerana TSEGA Original Services LABROUSSE Imerintsiatosika antsinanan'ny BARE MENAKELY ROUTE D**O
✅ TEL: 038 07 680 72
Misaotra tompoko