Njaka Dépanneur

Njaka Dépanneur Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Njaka Dépanneur, Ankadikely Ilafy, Antananarivo.

Mbola kely aho no nilona tao « électronique » : ny raiko sy ny havany rehetra dia mpikirakira anio daholo ka nandeha hoazy t@ko ilay izy, ary nifoforako nandritry ny 23 taona.

Aza misalasala raha misy :-écran plat, -baffles, -sono, -radios,-lecteurs DVD,-tomobila,etc.. amboarina any fa vitantsik...
15/04/2022

Aza misalasala raha misy :
-écran plat,
-baffles,
-sono,
-radios,
-lecteurs DVD,
-tomobila,
etc.. amboarina any fa vitantsika izany !
Contacts : 0341214407 / 0331783370
Toerana hanaterana azy : Ankadikely Ilafy

Izay tsy mbola nanimba "appareil éléctronique mihintsy", no tsy mbola nanandrana nanamboatra mihintsy...Mirary soa oh !
15/04/2022

Izay tsy mbola nanimba "appareil éléctronique mihintsy", no tsy mbola nanandrana nanamboatra mihintsy...
Mirary soa oh !

15/04/2022

Une passion qui dure depuis bientôt 24 ans.. Aujourd'hui, je m'amuse à faire marcher de plus gros projets/objets.

Sary indrana (images empruntées)Ny "machine à fumée lourde" no anisany mahafinaritra ahy indridra ny manamboatra azy ! M...
08/04/2022

Sary indrana (images empruntées)
Ny "machine à fumée lourde" no anisany mahafinaritra ahy indridra ny manamboatra azy ! Mahafinaritra eryh ny fivoakany rehefa voamboatra ilay izy.

Address

Ankadikely Ilafy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Njaka Dépanneur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share