07/08/2026
āš„ Nambaranāi Google fa ny "Nano Banana" no nisongadina indrindra tao amināny Intelligence artificielle Gemini!
Inona ny āNano Bananaā?š
Dia ilay Gemini 2.5 Flash Image, modely fanodinana sary amin'ny alalan'ny AI vaovao indrindra avy amin'ny Google DeepMind, antsoina malaza hoe āNano Bananaā .