29/09/2025
✨ Afisy publicitaire matihanina = Fisehoan-javatra tsy hay hadinoina!
Mitady fomba hanintonana mpanjifa sy hampahafantarana ny orinasanao ve ianao?
Aza avela ho tsotra fotsiny ny hevitrao, fa ovay ho sary sy soratra manaitra miaraka aminay!
📌 Afisy maoderina sy matihanina
📌 Mifanaraka amin’ny marikao sy ny serivisinao
📌 Loko sy endrika misarika maso
📌 Azo ampiasaina amin’ny hetsika, varotra na fampiroboroboana
🚀 Ataovy mivoaka amin’ny hafa ny marikao, avelao ny afisy no hiteny ho anao!
📞 Antsoy/WhatsApp: +261 382860385