02/06/2026
๐ข๐ฆ ๐๐ ๐ก๐๐ง๐๐๐๐ญ๐ซ๐ ๐๐ง๐ญ๐๐ง๐ ๐๐ฏ๐ฒ ๐๐ง๐ฒ ๐๐ก๐ข๐ง๐ ๐ฏ๐ ๐ข๐๐ง๐๐จ ๐๐ ๐ฆ๐๐จ๐ฅ๐ ๐ฆ๐ข๐ฌ๐๐ฅ๐๐ฌ๐๐ฅ๐ ๐ฌ๐๐ญ๐ซ๐ข๐ ๐ฆ๐๐ญ๐๐ก๐จ๐ญ๐ซ๐ ๐๐ซ๐ง๐๐ช๐ฎ๐ ๐ง๐ ๐ฏ๐๐ซ๐ฒ ๐ฏ๐จ๐ฅ๐ ? ๐ฆ๐ข
Maro ny olona te hiditra amin'ny business importation saingy :
โ Tsy mahafantatra fournisseur azo antoka
โ Matahotra hosolokiana rehefa mandoa vola
โ Tsy mahay mampiasa Alibaba sy ireo plateformes hafa
โ Tsy mahalala ny dingana hatramin'ny fahatongavan'ny entana eto Madagasikara
๐ Amin'ity formation pratique ity dia hianatra ny tena dingana sy mรฉthodes ampiasaina amin'ny fanafarana entana avy any Chine ianao.
๐๐ข๐๐ง๐๐ซ๐๐ง๐๐จ :
โ
Fomba fitadiavana fournisseur fiable
โ
Fomba fanamarinana fournisseur alohan'ny handoavana vola
โ
Fomba hisorohana ny arnaques sy ny pertes d'argent
โ
Fomba fampiasana Alibaba sy plateformes hafa
โ
Dingana fanaovana commande sy paiement sรฉcurisรฉ
โ
Fomba fanarahana ny colis mandra-pahatongany eto Madagasikara
โ
Conseils pratiques sy erreurs tokony hialana
๐ BONUS OFFERT :
๐ 1 mois d'accompagnement gratuit
๐ Conseils personnalisรฉs amin'ny projet-nao
๐ Astuces hampihenana ny risques sy hampitombo ny tombom-barotra
๐ฐ Frais de participation : ๐๐ ๐๐๐ ๐๐ซ
๐
20 Juin
๐ Matin na Aprรจs-midi
๐
21 Juin
๐ Matin na Aprรจs-midi
๐ TECHZONE โ Anjoma Center Box 12 โ Fianarantsoa
๐จโ๐ป Dรฉbutants acceptรฉs
๐ฆ Ho an'ny commerรงants, revendeurs, entrepreneurs ary izay te hanomboka business importation
โ ๏ธ Places limitรฉes
๐ฉ Alefaso hoe "๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐" amin'ny message privรฉ raha te hisoratra anarana.
๐ก ๐๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐๐๐๐ซ๐๐ง๐ ๐๐ง๐ญ๐๐ง๐ ๐ง๐จ ๐ฌ๐๐ซ๐จ๐ญ๐ซ๐, ๐๐ ๐ง๐ฒ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐๐๐ก๐๐ฅ๐๐ฅ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ฆ๐๐ ๐๐๐ง๐๐จ๐ฏ๐๐ง๐ ๐๐ณ๐ฒ.
๐ ๐๐ข๐๐ง๐๐ซ๐ ๐๐ฅ๐จ๐ก๐, ๐๐ข๐ ๐ฆ๐๐ง๐๐๐๐ญ๐ซ๐ ๐๐ฆ-๐ฉ๐๐ก๐๐ญ๐จ๐ค๐ข๐ฌ๐๐ง๐! ๐จ๐ณโก๏ธ๐ฒ๐ฌ๐ฆ