20/08/2025
Tremplin
✨TREMPLIN ENI 2025 - ANTANANARIVO & FIANARANTSOA ✨
✅ ANTANANARIVO
Taorian’ny Regroupement natao teny Akatso ny Alatsinainy lasa teo, dia manomboka amin’ny Alatsinainy 25 Aogositra 2025 ny Cours Prépa TREMPLIN ENI eto Antananarivo.
📍 Toerana ianarana : Ins.P.N.Mad, Tsiadana.
🚌 (Bus 119/194/128, miala eo amin’ny Gazety, Tsiadana)
📌 Misy ihany koa Rendez-vous eo amin’ny Super U amin’ny 7h30 ho an’izay sahirana mitady ny toerana.
🕒 Fandaharam-potoana : Mianatra isan’andro, Alatsinainy hatramin’ny Zoma, maraina & tolakandro hatramin’ny andro Concours ENI
Afaka jerenao ato amin'ity site ity ny Emploi du temps mandritry ny herin'andro, alefan'ireo Mpampianatra ao rehefa vonona :
https://www.tremplin-eni.me/emploi-temps.html
⚠️
🔹Vague tokana ihany no hisy eto Antananarivo, tsy hisy Vague manaraka intsony.
🔹Azo atao ny misoratra anarana mivantana eny an-toerana (In.S.P.N.Mad) ary afaka mianatra avy hatrany.
________________________________
✅ FIANARANTSOA
Ny Vague farany (Vague 2) dia efa nanomboka tamin’ny Alatsinainy 18 Août izay tsy maintsy mbola nozaraina ho groupe 2 noho ny fahabetsahan’ny mpianatra.
📌 Izay misoratra anarana manomboka izao izany dia miaraka amin'io vague 2 io daholo
⚠️ Tsy hisy Vague 3 intsony, koa misorata anarana dieny izao fa aza tara.
📍 MBOLA MISOKATRA NY FISORATANA ANARANA
✅ Ho any Fianarantsoa : Afaka misoratra anarana mivantana eny amin'ny CFP TSIANOLONDROA, misokatra isan’andro
✅ Ho an'Antananarivo : Tongava misoratra anarana mivantana eny amin'ny Ins.P.N.MAD, Tsiadana. Misokatra isan'andro
🔗 Misy ihany koa ny fisoratana anarana EN LIGNE : https://www.tremplin-eni.me
💰 Saram-pianarana : 60.000 Ar
📚 Boky - Programme officiel : 20.000 Ar (maimaim-poana ho an’ireo mpianatra manao TREMPLIN rehetra)
📞 Contact :
038 61 032 00 | 037 53 507 42
📧 [email protected]
📅 Faran'ny fisoratana anarana : 29 Aogositra 2025
Dates officiels Concours ENI: 18, 19 Septembre 2025.
AZA TARA FA IZAO DIA TONGAVA MISOKATRA ANARANA DIA TONGA DIA MIANATRA.