25/05/2026
⛔️🛑URGENT🛑⛔️
⏩️Maro isika mandefa Mp aminay hoe "Mbola mandray L1 ve??"
Dia valianay miaraka amin'ity Poste ity hoe : Amin'ity herinandro ity no farany andraisana L1 vaovao!
‼️Koa aza tara ary misoratra anarana fa vonjivonjena ny toerana‼️
📍 Toerana : Imandry, Fianarantsoa.
📞 : +261 38 37 930 53.
🌐 : www.Sprayinfo.siwbs.com.