ALJM Atsimo Antsinanana

ALJM Atsimo Antsinanana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ALJM Atsimo Antsinanana, Information Technology Company, Atsimo Antsinanana, Farafangana.

FIVORIANA TSY ARA- POTOANA NATAON' IREO MPIKAMBANA AO AMIN' NY ALJM ATSIMO ATSINANANA AO VANGAINDRANO                  T...
17/01/2026

FIVORIANA TSY ARA- POTOANA NATAON' IREO MPIKAMBANA AO AMIN' NY ALJM ATSIMO ATSINANANA AO VANGAINDRANO

Tonga nihaona tamin' ireo mpikambana eo anivon' ny ALJM Atsimo ATSIMO ATSINANANA ny Filoha RATOLOJANAHARY FREDERIC.
Ity no fihaonana voalohany tamin' ity taona vaovao 2026 ity tany antoerana, izay nakana ny hevitr' ireo mpikambana amin' ny hanatsarana ny fikambanana, Voaresaka tamin' izany ny tombotsoan' ny mpikambana, ny zavatra mampiahiahy ny tsirairay, eo ihany koa ny fangatahana tamberina ho any mpikambana mandoa latsakemboka isam- bolana toy ny fanomezana fiofanana.

Nanambara ny Filoha fa hatao laharam- pahamehana ny fijerena ny tombotsoa iombonana, ny fampitoviana ny mpikambana, indrindra ny fiadiana aminy herisetra atao amin' ny mpanao Gazety
Nohamafisina ihany koa ny Sata mifehy ny fikambanana mba hialana aminy gaboraraka na ny tsy fanarahan- dalana ao anatin' ny fikambanana.

FISAORANA SY FANKASITRAHANA         TSY MBOLA NISY EKY E RAHA AKO ITY SAOAH Sa akory collègue isany ?''  Tsy navelan' ny...
31/12/2025

FISAORANA SY FANKASITRAHANA

TSY MBOLA NISY EKY E RAHA AKO ITY SAOAH

Sa akory collègue isany ?''

Tsy navelan' ny Ben' ny tananan' ny kaominina ambonivohitr' i Farafangana Andriamatoa RAZAFIHARIMANANA JULES sy ireo STAFFmiaraja aminy hangina ny fetin' ny faran' ny taona 2025 hitsenana ny taona vaovao 2026 ho an' ireto mpanao gazety eto Farafangana ireto fa dia notolorany voninahitra ka nomeny vary sy menaka mba hiarahana mifaly amin' izao Asaramanitra uzao.Tsapan' Andriamatoa Ben' ny tanàna tokoa manko ny asan' ny mpanao gazety fa indrindra amin' ny fisian' ny fiaraha- miasa miaraka aminy ka dia nanehoany izao FITIAVANA MAHA - TE - HIDERA izao, ka MENDRIKA HALAIN- TAHAKA.

Koa tamin' ny fo feno hafaliana no nisaoran' ny Filohan' ny ALJM Atsimo Atsinanana Andriamatoa RATOLOJANAHARY FREDERIC, nisolo tena ireto mpanao gazety eto Farafangana ireto, ary mbola nanamafisany ny fahavononana hatrany amin' ny fiaraha- miasa miaraka amin' ny kaominina ambonivohitr' i Farafangana.

RAHA MISY MANOME
ZAVATRA HO ANAO
KINGA MITENY HOE
MISAOTRA TOMPOKO OH !

Address

Atsimo Antsinanana
Farafangana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ALJM Atsimo Antsinanana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share