HN Network

HN Network Internet illimité chez vous

📍Ho anao eto: Bevonikazo,Ambalakisoa,CEG Ivohitra,Sampanana,Ambohipeno,Antanambao,Tsarafandry🛜Efa disponible ny partage ...
06/11/2025

📍Ho anao eto: Bevonikazo,Ambalakisoa,CEG Ivohitra,Sampanana,Ambohipeno,Antanambao,Tsarafandry

🛜Efa disponible ny partage wifi à domicile,
☎️Aza misalasala manantona na miantso fa tsy ho diso fanantenana ianao

📶Fitaovana ilaina: capteur wifi fotsiny☺️

🌐 HN NETWORK - ANTSIRABE 🌐Te mba hilamina amin'ny resaka connexion internet ve ianao nefa tsy mahasahy mividy lafo sady ...
16/08/2025

🌐 HN NETWORK - ANTSIRABE 🌐
Te mba hilamina amin'ny resaka connexion internet ve ianao nefa tsy mahasahy mividy lafo sady tsy te hivoaka ao antrano koa🥰 Aty aminay ny vahaolana....

💰 Tarif Internet :

1 000 Ar → 2 ora

3 000 Ar → 5 ora

5 000 Ar → 1 andro

15 000 Ar → 1 herinandro

45 000 Ar → 1 volana

💥Condition kely fotsiny mila mampiasa CAPTEUR WiFI mba hahatsara ny connexion

👉 Raha efa manana capteur ianao, dia atodiho mivantana aty amin'ny emeteur (akaikin’ny mpanao savony).
👉 Raha mbola tsy manana dia afaka manao commande aminay ianao.( 250000 ar capteur 5ghz sous carton)

☎️ Antsoy / WhatsApp : 034 50 470 80

⚡ 2 jours GRATUITS illimité be zao no ho azonao fa aza tara aa,,,🥰🥰🥰

📶 Rehefa mahita ny wifi HN NETWORK avy aty aminay dia aza misalasala miantso, fa hanome fahafaham-po anao izahay!

📣 Tonga eto  EST IVOHITRA ANTSIRABE ny HN NETWORK !Internet Connexion Illimitée azo antoka sy haingana 🔥✅ Zone de couver...
06/08/2025

📣 Tonga eto EST IVOHITRA ANTSIRABE ny HN NETWORK !
Internet Connexion Illimitée azo antoka sy haingana 🔥

✅ Zone de couverture:
📍 Bevonikazo
📍 Antanambao
📍 Mpanambo Savony
📍 CEG

📶 Tsy mila mandeha lavitra intsony !
👉 Tonga mivantana ao an-tranonao ny WIFI raha capteur 5GHz no ampiasainao.
📍 Atodika mankany akaikin’ny mpanao savony izay voamarika amin'ny carte kely io ny capteur dia cliqueo ny HN NETWORK 5GHz

💰 Tarif :
🕑 2h : 1 000 Ar
🕔 5h : 3 000 Ar
📅 1 jour : 5 000 Ar
🗓 1 semaine : 15 000 Ar
🗓 1 mois : 45 000 Ar

📲 Antsoy izahay raha mila fanampim-panazavana: 034 50 470 80
HN NETWORK !

💥 HN NETWORK – Connexion Starlink ILLIMITÉE 💥Plus besoin de vous déplacer ! Le WiFi arrive directement chez vous à Bevon...
20/07/2025

💥 HN NETWORK – Connexion Starlink ILLIMITÉE 💥
Plus besoin de vous déplacer ! Le WiFi arrive directement chez vous à Bevonikazo, Antanambao, Mpanao Savony, et CEG 📍
🌐 Internet rapide, stable et disponible 24h/24 avec Starlink.
💰 Tarifs flexibles à partir de 1 000 Ar seulement !
📞 Contactez-nous au 034 50 470 80
🔜 Bientôt à EST IVOHITRA !
Disponible à partir de 05/08/2025

Address

Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HN Network posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share