27/01/2026
๐๐ ๐๐ ๐ก๐๐ง๐จ๐ฆ๐๐จ๐ค๐ ๐๐ฎ๐ฌ๐ข๐ง๐๐ฌ๐ฌ ๐๐ง ๐ฅ๐ข๐ ๐ง๐ ๐ฆ๐๐ก๐๐ณ๐จ ๐ญ๐จ๐ฆ๐๐จ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐ ๐ข๐๐ง๐๐จ ?
๐๐ซ๐๐ญ๐จ ๐ฆ๐ข๐ฌ๐ฒ ๐๐ข๐ง๐ ๐๐ง๐ ๐๐จ๐ญ๐จ๐ญ๐ซ๐ ๐ก๐๐ง๐๐ง๐ ๐๐ง๐๐ง๐ ๐๐ฎ๐ฌ๐ข๐ง๐๐ฌ๐ฌ ๐๐ง ๐ฅ๐ข๐ ๐ง๐ ๐ฆ๐๐ก๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ซ๐๐ง๐ญ๐๐๐ฅ๐ ๐๐
1๏ธโฃ ๐๐ก๐จ๐ข๐ฑ ๐๐ฎ ๐๐ซรฉ๐ง๐๐๐ฎ (๐ฌ๐๐ก๐๐ญ๐ซ๐ ๐ข๐๐ฌ๐๐ง๐)
Misafidiana crรฉneau iray mbola mitombo sy ahitana opportunitรฉ, ary mifanaraka aminโny fahaizanao na zavatra mahaliana anao.
2๏ธโฃ ๐๐๐๐ก๐๐ซ๐๐ก๐ ๐๐ ๐ฆ๐๐ซ๐๐กรฉ
Fantaro tsara ny filร nโny mpanjifa kendrena, ny olana atrehiny, ary ireo concurrents efa eo aminโny tsena.
3๏ธโฃ๐รฉ๐๐ข๐ง๐ข๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐๐ ๐ฅโ๐จ๐๐๐ซ๐
Farito mazava ny offre (produit na service) omenao, ary ataovy mamaly ny filร nโny marchรฉ cible.
4๏ธโฃ ๐๐ฅ๐๐ง ๐โ๐๐๐๐๐ข๐ซ๐๐ฌ
Manaova plan dโaffaires mazava: stratรฉgie marketing, objectifs financiers, ary prรฉvisseions de revenus sy dรฉpenses.
5๏ธโฃ ๐๐ง๐๐ซ๐๐ฌ๐ญ๐ซ๐ฎ๐๐ญ๐ฎ๐ซ๐ ๐๐ง ๐ฅ๐ข๐ ๐ง๐
Atsangano ny fototra: page facebook, site web, nom de domaine, systรจme de paiement, ary ireo outils ilaina aminโny business en ligne.
6๏ธโฃ ๐๐ซรฉ๐๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐๐ ๐๐จ๐ง๐ญ๐๐ง๐ฎ
Mamorรฒna contenu manintona (posts, vidรฉos, articlesโฆ) mba hampiroboroboana ny offre sy hananganana confiance.
7๏ธโฃ๐๐๐ง๐๐๐ฆ๐๐ง๐ญ ๐๐ญ ๐ฉ๐ซ๐จ๐ฆ๐จ๐ญ๐ข๐จ๐ง
Alefa ofisialy ny business en ligne ary ataovy ny promotion aminโny rรฉseaux sociaux, SEO, marketing digital, sns.
8๏ธโฃ ๐๐ง๐๐ฅ๐ฒ๐ฌ๐ ๐๐ญ ๐๐ฃ๐ฎ๐ฌ๐ญ๐๐ฆ๐๐ง๐ญ
Araho maso ny rรฉsultats aminโny KPI, ary amboary ny stratรฉgie mba hampitomboana ny rentabilitรฉ.
๐ก Raha atao am-paharetana sy amim-pitandremana ireo dingana ireo, dia afaka manangana business en ligne solide sy durable ianao.