Cyber Ezaka

Cyber Ezaka 👉🏻4 chemins Ambohimiandrisoa

Aza misalasala ra ipersonnalisé Tee-Shirt, sweat, satroka, na izay akanjo tianao iavaka, indrindra @ izao akatoky ny fet...
08/04/2025

Aza misalasala ra ipersonnalisé Tee-Shirt, sweat, satroka, na izay akanjo tianao iavaka, indrindra @ izao akatoky ny fety izao, ra mba te hiavaka kely 😎.
Misy karazany maro ihany ko ny couleur Tee-Shirt vierge ra mba te iala imprimé ianao😻😀
Taille S, M, L, XL, Xxl, ###l.
Contact: 034 61 066 58
Lieu: CYBER EZAKA 4Chemins Ambohimiandrisoa.

Coucou Antsirabe , Ireto indray ny tsara ho fantatra mahakasika ireto vokatra mamy kely ireto :- Raha manana volo faible...
03/04/2025

Coucou Antsirabe ,
Ireto indray ny tsara ho fantatra mahakasika ireto vokatra mamy kely ireto :
- Raha manana volo faible porosité , Gras na ihany koa tsy tia menaka dia maka HUILE REPOUSSE 15.000ar . ( aza manahy fa efa no soloina zavatra hafa ilay tsy mety aminy zaza sy bevoka)
Raha te hanao retour au naturel sy hanao SOINS fotsiny dia maka Crème coiffante .
100ml => 13.000ar
200ml => 25.000ar
250ml => 30.000ar
500ml => 45.000ar
Raha manana volo mora tapatapaka na maina be dia maka ULTRA POUSSE
100ml => 16.000ar
200ml => 30.000ar
SAMY REPOUSSE DAHOLO NY BASE N’IZY IREO.
Afaka ampiarahana tsara fa arakaraka ny volo ny fampiasana azy .

EFA DISPONIBLE ETO ANTSIRABE DAHOLO IREO SADY EFA PRIX TANA AN!
Manasa anao hiditra MP na miantso avy hatrany 034 61 066 58.

Ho anao izay mitady zavatra afaka atao fanomezana 🎁 hoan' Olotiana 💑, Dada, mama, zanaka, namana na izay tianao anaovana...
18/03/2025

Ho anao izay mitady zavatra afaka atao fanomezana 🎁 hoan' Olotiana 💑, Dada, mama, zanaka, namana na izay tianao anaovana surprise 🎉🎊;
Vonona izahay hanome fahafahampo anareo karazana Mug manjakely 😍😍 ireto. Afaka personnalisé-na tsara mihintsy araka izay itiavanareo azy. Toy izany koa ny Tee-Shirt isankarazany.
Tongava MP malaky ary manao commande. Afaka manantona mivantana ihany koa ety aminay.
Cyber EZAKA 4Chemins Ambohimiandrisoa route vers voirie.
Contact : 034 61 066 58

Coucou Antsirabe!!Te hanana volo lava sy salama ary matevina tsara ve ianao amin’ ity 2025 ity?🤭Natao ho anao ny ✨huile ...
13/03/2025

Coucou Antsirabe!!
Te hanana volo lava sy salama ary matevina tsara ve ianao amin’ ity 2025 ity?🤭
Natao ho anao ny ✨huile ultra pousse✨ izay à base de levure de bière manampy be ho an’izay mila repousse rapide.
Spéciale fanaovana bain d’huile izy io mety ho any volo rehetra indrindra fa ny volo maina be dia afaka mampiasa azy isanandro, ka aiza no tsy ho tanteraka eo le projet volo lava ee😉
✅ 100ml => 16.000ar
✅200ml => 30.000ar
Efa prix Tanà daholo ireo an !
‼️Hatrizay ka hatramin’izao tsy nisy retour négatif ity Ultra Repousse ity ka jifao aingana ara ilay anao. Hitanao ao amin’ny cyber 4 Chemins Ambohimiandrisoa.
034 61 066 58
Te hanana volo lava sy salama ary matevina tsara ve ianao amin’ ity 2025 ity?🤭
Natao ho anao ny ✨huile ultra pousse✨ izay à base de levure de bière manampy be ho an’izay mila repousse rapide.
Spéciale fanaovana bain d’huile izy io mety ho any volo rehetra indrindra fa ny volo maina be dia afaka mampiasa azy isanandro, ka aiza no tsy ho tanteraka eo le projet volo lava ee😉
✅ 100ml => 16.000ar
✅200ml => 30.000ar
Efa prix Tanà daholo ireo an !
‼️Hatrizay ka hatramin’izao tsy nisy retour négatif ity Ultra Repousse ity ka jifao aingana ara ilay anao. Hitanao ao amin’ny cyber 4 Chemins Ambohimiandrisoa.
034 61 066 58

👉Indreto misy fanazavana fohy2 ho anao izay Mbola ts mahafantatra tsara ny asan'izy telo ireto sy ny maha samihafa azy i...
02/02/2025

👉Indreto misy fanazavana fohy2 ho anao izay Mbola ts mahafantatra tsara ny asan'izy telo ireto sy ny maha samihafa azy ireo 😍

Izy ireto aloha dia samy « SPECIAL POUSSE ET REPOUSSE » daholo, izany hoe samy mampalava volo fa ny « texture » sy ny « composants » no tsy hitoviany 🌿

🔎CREME COIFFANTE
Menaka maromaro no mifangaro ao anatiny, manana texture « crèmeuse » izy, azo anaovana bain d’huile amin’ny odidoha (2h alohan’ny anasana loha) , afaka ahosotra amin’ny tahombolo isanandro ihany koa

🔍HUILE REPOUSSE
Menaka iray no nampiana ilay romarin io ao anatiny, manana texture « huileuse » izy, mahavita tsara ny asan’ny serum ihany koa, afaka anaovana bain d’huile sy menaka fanosotra isanandro. Ny mampiavaka azy dia izy misy Huile essentielle ka tsy azon’ny bevohoka na mampinono na zazakely ampiasaina

🔍ULTRA POUSSE
Huile coco sy Levure de bière no akora fototra, protéiné kokoa ity menaka iray ity noho izany ka tsy azo ampiasaina matetika be loatra, ireo olona manana volo tena maina be tsy mandray hydratation mihintsy no tena mety aminy, fa azon’ny rehetra ampiasaina izy amin’ny maha sady soin nourrissant izy no soin protéiné. Atao bain d’huile no tena fampiasana azy

Tena tsara izao raha manana azy telo ianao satria samy sakafom-bolp tsara izy ireo 🌺 azonao ampifandimbiasana mba iovaova ny sakafo omena ny volonao. Raha mbola tsy ampy ny eo ampelatanana dia afaka misafidy iray ianao fa efa ireo ambony ireo ny mahasamihafa azy ♥️

Ny hiraisany fotsiny dia VOLO SALAMA sy MORA LAVA rehefa mampiasa azy ireo ✅

🤗 Cyber ezaka 4chemins Ambohimiandrisoa.

Manana volo bouclés na frisés ve ianao? Ny Gamme CURLY by Or Beauty dia manampy ny volonao mba ampivoaka tsara ilay ➿➿➿ ...
31/01/2025

Manana volo bouclés na frisés ve ianao?
Ny Gamme CURLY by Or Beauty dia manampy ny volonao mba ampivoaka tsara ilay ➿➿➿ 🥰🥰

Manome « hydratation » be indrindra ireo volo miolakolana mora maina ny masque curly na ny masque hydratant ✅ Misy leavin crème miaraka amin’izy ireo izay mbola tena manampy be ihany koa amin’ ny fitazomana ny volo tsy ho mora rava sy simba rehefa tratran’ny rivotra •

📍Cyber ezaka 4chemins Ambohimiandrisoa

Te hanana volo lava ve ianao amin'ity taona ity😍?Ireto menaka telo ireto dia manana anjara asa manalava volo daholo🫶❤️Af...
30/01/2025

Te hanana volo lava ve ianao amin'ity taona ity😍?

Ireto menaka telo ireto dia manana anjara asa manalava volo daholo🫶❤️

Afaka misafidy amin'ireto ianareo fa vomay tsara raha mampiasa an'izy telo ihany koa✔️

🤩Ny crème coiffante (cire d'abeille + mélanges de 8 huiles végétales)

🤩Huile ultra pousse( huile coco+ levure de bierre)

🤩Huile repousse ( à base de romarin)

Azonao jifaina ao amin'ny cyber ezaka 4 chemins ambohimiandrisoa 🥰

📞034 61 066 58

🥰❤️Huile ultra pousse❤️🥰🫶Araka izany anarany izany dia anisan'ny menaka azahoana pousse sy repousse be ihany koa izy.🫶Hu...
30/01/2025

🥰❤️Huile ultra pousse❤️🥰

🫶Araka izany anarany izany dia anisan'ny menaka azahoana pousse sy repousse be ihany koa izy.

🫶Huile coco sy levure de bierre no akora fototra, protéiné kokoa izy noho izany✔️

🫶Ireo olona manana volo tena maina be, tsy mandray hidratation mihitsy dia tena mety aminy, ary mahazo aina be vao mampiasa azy satria mihamalefaka ny volo🥹.

🫶Azon'ny rehetra ampiasaina anefa izy, amin'ny maha soin nourrissant sy protéiné azy😍

👉Iza ianareo ilay manana volo curly ato😍🙈 ?Dia inona no ataonareo mba ampivoaka tsara azy ? 🤤 Hafa ihany anie ilay izy r...
29/01/2025

👉Iza ianareo ilay manana volo curly ato😍🙈 ?
Dia inona no ataonareo mba ampivoaka tsara azy ? 🤤 Hafa ihany anie ilay izy rehefa voakarakara e🥹 manjabe mihitsy, indrindra fa raha soin naturel no ampiasainao.

👉Tsara foana mampiasa produits naturel mba tsy hanimba azy❤️ 100% naturel ary testé et approuvé tsara mihitsy ny produits an'i repousse cheveux by or beauty✔️.

👉Ireto misy gamme complète, natokana hikarakarana ny volo olioly🥹 afaka mandeha tsirairay ihany koa anefa, ary tena ahitana resultat🫶

Ahitana::
✅ Shampoing bouclette : hanalana ny loto rehetra amin'ny hodi-doha sy ny tahom-bolo
✅ Masque curly : soins hoan'ny volo
✅ Leave-in : mamoaka tsara ny endrikiny boucle sy mitazona aza mba tsy ho mora rava.

👉Cyber ezaka 4 chemins ambohimiandrisoa
📞034 61 066 58

Address

4Chemins Ambohimiandrisoa Route Vers Voirie
Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cyber Ezaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share