Cyber Point Virgule - Antsirabe

Cyber Point Virgule - Antsirabe � Connexion, Productivité
� Ambiance studieuse, vibe inspirante
� Design pensé pour créer

21/06/2026
11/06/2026

👉 Andao ho any -Virgule.😌⚡

🌐 Connexion stable
💻 Postes disponibles
📄 Impression rehefa urgence
👥 Ambiance productive

📍 Ambavahadimangatsiaka, en face d’IFT

09/06/2026

🪴✨ Tsy cyber mangatsiaka sy mankaleo…

Point-Virgule dia toerana natao hahatonga anao hahatsiaro ho comfortable. 😌

💻 Miasa milamina
📚 Mianatra tsy misy stress
🌐 Mi-connecter amin’ny ambiance cosy

Eto, tsy hoe manao service fotsiny ianao…
fa mahita espace tianao hiverenana 🤍

☕ Ambiance calme
🪑 Setup propre
✨ Vibe douce & productive

Satria mino izahay fa tsara kokoa ny asa rehefa tsara ny toerana. ⚡

📍 Ambavahadimangatsiaka, en face d’IFT

Tongava e 😉

👀 “Toa lafo be angamba ato…”Izay mihitsy no eritreretin’ny olona sasany rehefa mahita ny Point-Virgule 😭✨Oui, madio.Oui,...
15/05/2026

👀 “Toa lafo be angamba ato…”

Izay mihitsy no eritreretin’ny olona sasany rehefa mahita ny Point-Virgule 😭✨

Oui, madio.
Oui, milamina.
Oui, hafa kely amin’ny cyber mahazatra.

Fa ny prix?
👉 Mbola accessible tsara ho an’ny mpianatra.

Satria ny tanjonay tsy hoe hanao toerana “luxe”…
fa hanao toerana ahafahan’ny rehetra miasa sy mianatra tsara. 🤝

💻 Connexion stable
📄 Impression & multiservices
👥 Espace milamina
💸 Prix étudiant

Avia zahao ihany 😉
Mety ho surprise tsara no hitanao ato.

📍 Ambavahadimangatsiaka, en face d’IFT

🚪 Dingana iray hafa manakaiky ny vina.Vonona ny toerana.Ianareo sisa no andrasana ✨👥 Travail de groupe📚 Révision💻 Asa & ...
12/05/2026

🚪 Dingana iray hafa manakaiky ny vina.

Vonona ny toerana.
Ianareo sisa no andrasana ✨

👥 Travail de groupe
📚 Révision
💻 Asa & productivité
🌐 Connexion stable

Miova tsikelikely ho tena espace ho an’ny mpianatra sy créateurs ny Point-Virgule.

📍 Ambavahadimangatsiaka, en face d’IFT

12/05/2026

✨ Miha-mandroso misy tsikelikely ny Point-Virgule.

Tonga ihany ny tables sy chaises 👀

👥 Ho an’ny devoir de groupe
💻 Ho an’ireo mila toerana hiasana milamina
🌐 Avec connexion stable mba tena hifantohana

Maka forme ilay projet…
ary mbola fanombohana ihany izao. ⚡

📍 Ambavahadimangatsiaka, en face d’IFT

Rehefa mitady solution ianao… 😤nefa tsy mety hita mihitsy.Connexion miadana.Service tsy reliable.Stress miakatra.…dia av...
08/05/2026

Rehefa mitady solution ianao… 😤
nefa tsy mety hita mihitsy.

Connexion miadana.
Service tsy reliable.
Stress miakatra.

…dia avy eo 💡

👉 Tongava ato amin’ny Point-Virgule.

Simple. Mazava. Efficace.

💻 Cyber & multiservices
🌐 Connexion stable (Starlink)
📄 Impression, scan, reliure… vita eo ihany

Aza manahirana ny fiainana…
rehefa misy vahaolana akaiky anao 😉

📍 Ambavahadimangatsiaka, en face d’IFT

Devoir de groupe ve?Tongava ao Point-Virgule — toerana natao hiara-miasa sy hahavita zavatra.👥 Espace ahafahanareo miara...
07/05/2026

Devoir de groupe ve?

Tongava ao Point-Virgule — toerana natao hiara-miasa sy hahavita zavatra.

👥 Espace ahafahanareo miara-miasa
🌐 Connexion
💻 Postes sy ambiance studieuse
📄 Impression raha ilaina avy hatrany

Eto, lasa productive ny groupe…
tsy hoe miresaka fotsiny, fa tena mahavita.

✨ Idea → Travail → Résultat

📍 Ambavahadimangatsiaka, en face d’IFT

Ento ny ekipanao… 🚀

“Efa vita ve ny boky e ?” 👀📚Raha mbola eo am-panoratana mémoire ianao…calme fotsiny.Tongava ao -Virgule — toerana natao ...
29/04/2026

“Efa vita ve ny boky e ?” 👀📚

Raha mbola eo am-panoratana mémoire ianao…
calme fotsiny.

Tongava ao -Virgule — toerana natao ho an’ny mpianatra mitady fifantohana.

💻 Postes disponibles hiasana tsara
🌐 Connexion haingana
📄 Impression & scan
📚 Reliure madio

✨ Ataovy vita ny boky
✨ Ataovy madio
✨ Ataovy pro

📍 Ambavahadimangatsiaka, en face d’IFT

Aza miandry farany vao mi-stress…
Avia dieny izao.

Address

Ambavahadimangatsiaka
Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cyber Point Virgule - Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share