Gasy pro formation

Gasy pro formation Gasy Pro Formation est un centre de formation dédié au développement de compétences pratiques et directement applicables.

Nous accompagnons étudiants, jeunes diplômés et entrepreneurs à améliorer leur employabilité et à concrétiser leurs proj

Ramatoa 60 taona nanala Bece (Bepc) Tany GHANA tany ny taona 2020. Afaka soamatsara moa ny tenany.Lesona : Tsy misy zava...
26/05/2026

Ramatoa 60 taona nanala Bece (Bepc) Tany GHANA tany ny taona 2020. Afaka soamatsara moa ny tenany.

Lesona : Tsy misy zavatra tara izany fa ny sainao no mamaritra azy.


Soraty ao amin’ny commentaire ary izay tena fampiasanao azy. Amin’ny fotoana ohatrany ahoana?
07/05/2026

Soraty ao amin’ny commentaire ary izay tena fampiasanao azy. Amin’ny fotoana ohatrany ahoana?

🚩𝙰𝚗𝚝𝚜𝚒𝚛𝚊𝚋𝚎🚩💻✨ FIOFANANA INFORMATIKA BUREAUTIQUE HO AN’NY MPIANATRA VAOVAO ✨💻Te hahay mampiasa ordinatera ve ianao nefa t...
28/04/2026

🚩𝙰𝚗𝚝𝚜𝚒𝚛𝚊𝚋𝚎🚩

💻✨ FIOFANANA INFORMATIKA BUREAUTIQUE HO AN’NY MPIANATRA VAOVAO ✨💻

Te hahay mampiasa ordinatera ve ianao nefa tsy mbola manana traikefa?

Te hanatsara ny fahaizanao amin’ny asa sy fianarana?

📌 Ity fiofanana ity dia natao ho anao !

🔰 HIANARANA AMIN’IZANY :
× Fampidirana amin’ny ordinatera
× Microsoft Word (fanaovana taratasy)
× Excel (tabilao sy kajy tsotra)
× PowerPoint (fampisehoana)
× Fampiasana internet sy mailaka
× Fahaiza-manao fototra amin’ny bureautique

👨‍🏫 Ho an’ny vao manomboka (tsy mila traikefa)

💰 Saran’ny fiofanana : 10.000 Ar monja

🎓 Hahazo attestation ianao rehefa vita ny fiofanana.

📍 Voafetra ny toerana ka maika!

📞 Misorata anarana dieny izao ary sokafy ny lalana mankany amin’ny asa tsara kokoa.

🚩𝙰𝚗𝚝𝚜𝚒𝚛𝚊𝚋𝚎🚩📱 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐎𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐑𝐊𝐄𝐓𝐈𝐍𝐆 𝐃𝐈𝐆𝐈𝐓𝐀𝐋- 𝐀𝐓𝐀𝐎𝐕𝐘 𝐌𝐀𝐌𝐏𝐈𝐃𝐈-𝐁𝐎𝐋𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐍𝐘 𝐈𝐍𝐓𝐄𝐑𝐍𝐄𝐓-Te hahay hivarotra amin’ny Facebook...
28/04/2026

🚩𝙰𝚗𝚝𝚜𝚒𝚛𝚊𝚋𝚎🚩

📱 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐎𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐑𝐊𝐄𝐓𝐈𝐍𝐆 𝐃𝐈𝐆𝐈𝐓𝐀𝐋
- 𝐀𝐓𝐀𝐎𝐕𝐘 𝐌𝐀𝐌𝐏𝐈𝐃𝐈-𝐁𝐎𝐋𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐍𝐘 𝐈𝐍𝐓𝐄𝐑𝐍𝐄𝐓-

Te hahay hivarotra amin’ny Facebook sy amin’ny Internet ve ianao?

👉 hanampy anao Ity fiofanana ity !

📚 𝐩𝐫𝐨𝐠𝐫𝐚𝐦𝐚 :
✔ Facebook Ads (publicité mahomby)
✔ Community Management
✔ Création de contenu (visuel & texte)
✔ Stratégie marketing digital

🎯 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐨𝐧𝐲 𝐡𝐢𝐬𝐚𝐟𝐢𝐝𝐢𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐲 ?
✔ Fampiofanana azo ampiharina avy hatrany
✔ Fomba fiasa tena matihanina
✔ Fanaraha-maso akaiky
✔ ✅ Misy attestation amin’ny farany

💰 Tanjona : hahafahanao mahazo vola amin’ny Internet na mampandroso ny business-nao

📅 Manomboka : 15 Jona 2026

⚠️ Voafetra ny toerana !

📲 Misorata anarana dieny izao
📞 034 20 430 92

📍 Tsihitamaso Mahazoarivo Sud - Antsirabe

👉 Aza avela ho olon-kafa no mahazo vola amin’ny Internet fa ianao koa afaka!



-----------------×××--------

📱 FORMATION EN MARKETING DIGITAL – GAGNEZ DE L’ARGENT AVEC INTERNET !

Vous souhaitez apprendre à vendre sur Facebook et en ligne ?
👉 Cette formation est faite pour vous !

📚 Au programme :
✔ Facebook Ads (publicités efficaces)
✔ Community Management
✔ Création de contenu (visuels & textes)
✔ Stratégie marketing digital

🎯 Pourquoi nous choisir ?
✔ Formation 100% pratique
✔ Méthodes utilisées par des professionnels
✔ Accompagnement personnalisé
✔ ✅ Attestation délivrée en fin de formation

💰 Objectif : vous permettre de gagner de l’argent en ligne ou développer votre business

📅 Début : 15 Juin 2026
⚠️ Places limitées !

📲 Inscrivez-vous dès maintenant sur WhatsApp :
📞 034 20 430 92

📍 Tsihitamaso Mahazoarivo Sud

👉 Ne laissez pas les autres gagner de l’argent sur Internet à votre place !

🚩𝙰𝚗𝚝𝚜𝚒𝚛𝚊𝚋𝚎🚩💻𝐅𝐎𝐑𝐌𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐏𝐑𝐎𝐅𝐄𝐒𝐒𝐈𝐎𝐍𝐍𝐄𝐋𝐋𝐄 𝐄𝐍 𝐈𝐍𝐅𝐎𝐑𝐌𝐀𝐓𝐈𝐐𝐔𝐄Te hahay informatika ve ianao ary hanatsara ny fahaiza-manao?👉 Ity ...
28/04/2026

🚩𝙰𝚗𝚝𝚜𝚒𝚛𝚊𝚋𝚎🚩

💻𝐅𝐎𝐑𝐌𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐏𝐑𝐎𝐅𝐄𝐒𝐒𝐈𝐎𝐍𝐍𝐄𝐋𝐋𝐄 𝐄𝐍 𝐈𝐍𝐅𝐎𝐑𝐌𝐀𝐓𝐈𝐐𝐔𝐄

Te hahay informatika ve ianao ary hanatsara ny fahaiza-manao?

👉 Ity fiofanana ity no natao ho anao!

📚 𝐩𝐫𝐨𝐠𝐫𝐚𝐦𝐚 :
✔ Bureautique (Word, Excel, PowerPoint)
✔ Graphisme (Photoshop, Canva…)
✔ Développement Web (HTML, CSS…)

🎯 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐯𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐲
✔ Fampiofanana azo ampiharina avy hatrany
✔ 1 ordinateur isaky ny mpianatra
✔ Fanaraha-maso akaiky
✔ ✅ Misy attestation amin’ny farany

🚀 Tanjona : hahatonga anao ho mahaleo tena sy vonona hiasa

📅 Manomboka : 𝐀𝐥𝐚𝐭𝐬𝐢𝐧𝐚𝐢𝐧𝐲 15 𝐣𝐨𝐧𝐚 2026

⚠️ 𝐭𝐨𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐨𝐚𝐟𝐞𝐭𝐫𝐚

📲 Misorata anarana dieny izao :
📞 034 20 430 92

📍 Tsihitamaso Mahazoarivo Sud - Antsirabe

👉 Aza miandry rahampitso vao manova ny hoavinao!



--------------------×××---------

💻 FORMATION EN INFORMATIQUE – DEVENEZ OPÉRATIONNEL !

Vous voulez maîtriser l’outil informatique et booster vos compétences ?
👉 Cette formation est faite pour vous !

📚 Au programme :
✔ Bureautique (Word, Excel, PowerPoint)
✔ Graphique Design (Photoshop, Canva…)
✔ Développement Web (HTML, CSS…)

🎯 Pourquoi nous choisir ?
✔ Formation 100% pratique
✔ 1 ordinateur par étudiant
✔ Accompagnement personnalisé
✔ ✅ Attestation délivrée en fin de formation

🚀 Objectif : vous rendre autonome et prêt pour le monde professionnel

📅 Début : 15 Juin 2026
⚠️ Places limitées !

📲 Inscrivez-vous dès maintenant
📞 034 20 430 92

📍 Tsihitamaso MahazoarivoSud - Antsirabe

👉 N’attendez pas demain pour changer votre avenir !

Address

Antsirabe

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasy pro formation posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share