10/04/2022
Salama é!
(Maro nangataka. Hamerenana Azy . Indro Averiko Zaraina fa nahasoa Olona maro.)
TORO- HAY
*Misy karazan'Olona tsy Afa-kohaka.
Nohon'ny: -
-Loton'ny Rivotra Iainana.
-Sigara.
-Tsy fihetezana any Anaty any.
-IZAO ATAO.
Andrahoina @ Rano 5l ny Tongolo be Voatetika 400g + Siramamy 400g.
Avela Hangotraka 10mn.
Esorina ambony Fatana.
Avela Hangatsika,Tsihifina.
Asio Ranomboasary makirana sy Tantely 7sotro L.
Avy.
Afaka tehirizina @ Tavoahangy Vera
*Misotroa in-2 Sotro Lehibe Avy. isa-maraina Sy Alohany Hatory @ Alina. Mandrapaha lany.
(Mety hoan'ny Olombelona rehetra! Mihoatra ny 5 Taona. :-P )
*Hoan'ny Zaza Latsaky ny 5 Taona.
SIROP MADITRA
-Totoina ny Tongolo be + Tongolo Gasy + Sakamalao.
Ka 1 Sotro L.avy. + Tantely 7 Sotro L. + Rano 1L.
*Andrahoina .avela hangotraka 10mn.
*Avela hangatsiaka. Tehirizina @ Tavoahangy Vera Misarona.
*1Sotro kely Maraina- Atoandro
Hariva
*Taperina Tanteraka.
(Kohoka.Rehoka.Sempotra.)
Salamà!
Tontolo andro SOA ho Anao.
Mitomboa @ Fahasohavana.
(Zaraiko Ampitiavana. Mba ho karakarainareo any an-trano fa tsy hoe Mivarotra io Aho :-P)
Michou Beauté
Pont Behoririka - Total - Cntemad Ambatomitsangana
032 02 027 90
033 37 027 90
034 26 566 87