19/03/2026
🛑🛑TOHIN'ILAY VONO OLONA TENY ALASORA
🔔Herinandro izay no nahafaty ilay raim-pianakaviana 42 taona monina eny Anosimpatrana . Nohahiahiana ny mpampiasa azy sy ireo mpiara-miasa aminy hafa ka notazomina ary noentina teny amin'ny fitsarana.
Fanadihadiana noho'nny angom-baovao no natao ary mbola mitohy ny raharaha raha ny nambaran'ny zandary eny an-toerana.
Araka ny hita anaty Gazety AO RAHA mivoaka anio , nirahina haka rano toy ny mahazatra ity niharam-boina no hita faty tamin'ny andro antoandro .
Ao Raha