Rakotovazaha Hery

Rakotovazaha Hery Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rakotovazaha Hery, Antananarivo.

πŸŽ™οΈ Mpikabary & Mpanentana
✨ Harena ny Soatoavina, aza avela ho very hasina!

🀝 Afaka manampy anao @ : Vodiondry β€’ Fampakarana β€’ Kabary Ankaratsiana β€’ Fanentanana lanonana.

πŸ“ Tana & 50km manodidina
πŸ“ž 034 99 870 67 | πŸ’¬ Midira MP (Devis gratuit) πŸ‘‡

KABARY β€” 28 - 29 Aogositra 2026Faly sy ravo nahavita soa ny kabary famoahana sy fampakarana ny mpivady kely tany Vinanin...
04/09/2026

KABARY β€” 28 - 29 Aogositra 2026

Faly sy ravo nahavita soa ny kabary famoahana sy fampakarana ny mpivady kely tany Vinaninkarena omaly.

πŸ“ Toerana : - Vatotsara, Commune Rurale Manarapenitra Vinaninkarena
πŸ™ Mankasitraka ny fianakaviana roa tonta nametraka fitokisana.

Ny fihavanana no harena, ny kabary no tetezana β€” izay indrindra no nezahina: tetezana nampitohy fitiavana, fanajana ary soatoavina.

Ny Soatoavina no lova ysara indrindra, aza avela ho very hasina !

Manomana vodiondry / famoahana / fampakarana ve ianareo ?
πŸ“ž 034 99 870 67 β€” MP / WhatsApp
πŸ“ Tana & 50km manodidina + Antsirabe β€” Devis gratuit

" π‘΅π’š 𝒕𝒂𝒏𝒅𝒓𝒆𝒗𝒂𝒓𝒆𝒗𝒂 𝒏𝒐 π’Žπ’‚π’π’‚π’π’•π’”π’π’…π’š π’Žπ’Šπ’‚π’Šπ’π’ˆπ’Šπ’•π’“π’‚, π’π’š 𝒕𝒂𝒏-π’Œπ’π’π’‚-π’Œπ’Šπ’ƒπ’ 𝒏𝒐 π’Žπ’Šπ’‚π’π’ˆπ’π’‚π’π’ˆπ’ π’•π’”π’š π’—π’π’Œπ’š, 𝒇𝒂 π’π’š π’”π’π’π’…π’“π’š π’•π’‚π’“π’†π’‰π’š 𝒃𝒆 𝒂𝒗𝒐𝒏𝒂 π’Œπ’π’”π’‚, ...
29/05/2026

" π‘΅π’š 𝒕𝒂𝒏𝒅𝒓𝒆𝒗𝒂𝒓𝒆𝒗𝒂 𝒏𝒐 π’Žπ’‚π’π’‚π’π’•π’”π’π’…π’š π’Žπ’Šπ’‚π’Šπ’π’ˆπ’Šπ’•π’“π’‚, π’π’š 𝒕𝒂𝒏-π’Œπ’π’π’‚-π’Œπ’Šπ’ƒπ’ 𝒏𝒐 π’Žπ’Šπ’‚π’π’ˆπ’π’‚π’π’ˆπ’ π’•π’”π’š π’—π’π’Œπ’š, 𝒇𝒂 π’π’š π’”π’π’π’…π’“π’š π’•π’‚π’“π’†π’‰π’š 𝒃𝒆 𝒂𝒗𝒐𝒏𝒂 π’Œπ’π’”π’‚, π’•π’”π’š π’Žπ’Šπ’‰π’Šπ’π’‚π’Ž-π’ƒπ’‚π’“π’š π’‚π’Žπ’Šπ’'π’‚π’Œπ’π’•π’“π’š! 𝑲𝒐𝒂 π’Šπ’‚π’π’‚π’“π’†π’ π’•π’”π’š π’Žπ’Šπ’—π’‚π’“π’-π’ƒπ’π’‚π’π’‚π’•π’”π’Šπ’π’…π’“π’‚π’π’‚ π’Žπ’π’‚, π’Šπ’›π’‚π’‰π’‚π’š π’•π’”π’š π’Žπ’Šπ’—π’Šπ’…π’š π’π’Žπ’ƒπ’š π’‚π’π’‚π’•π’š π’‚π’Žπ’ƒπ’Šπ’‚π’•π’š"

πŸ…°πŸ†πŸ…°πŸ…·πŸ…Ύ πŸ…·πŸ…°πŸ†ƒπŸ†πŸ…°πŸ…½πŸ†ˆ πŸ…½πŸ†ˆ πŸ…ΏπŸ…΄πŸ…ΉπŸ†ˆ

Mitohy hatrany ny fisokan'ny FAMPIANARANA KABARY ato amin'ny fikambanana Telonohorefy Mikabary Ho anao eny amin'ny farit...
28/05/2026

Mitohy hatrany ny fisokan'ny FAMPIANARANA KABARY ato amin'ny fikambanana Telonohorefy Mikabary
Ho anao eny amin'ny faritra AMBOLONKANDRINA sy faritra manodidina indray ity. Koa aza tara
AZA ZATRA MINDRAM-BAVA MITENY, MIANARA KABARY

Filankevitra:

πŸ“±: 038 28 437 45
WhatsApp : 033 21 824 69
Tongava maro! Ary zarao ity ho hitan'ny hafa, mankasitraka πŸ™

Telonohorefy Mikabary       Telonohorefy Mikabary
27/05/2026

Telonohorefy Mikabary


Telonohorefy Mikabary

15/05/2026
Toy ny hazo kely atsinanan'Angavo: indray mietry, indray misavoana
14/05/2026

Toy ny hazo kely atsinanan'Angavo: indray mietry, indray misavoana

Address

Antananarivo
103

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rakotovazaha Hery posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share